EVENTIS sy ny AFONDASY (Malagasy HIP HOP)


SANY0021Kofa ny Dahopp ra taxSANY0022Ra big kofa ny KarnazSANY0023Iza ary o?SANY0016Ireo mpanao gazety natsoiny EVENTISSANY0015Io @ devant but be io ra Boule (Nirina) tompony EVENTIS nandritra ny valandresaka mikasika ny AFONDASY farany teo. Ny kozy eto dia oe tsy fahadisoany lerony sy ny mpanankato ny drafitra nisy ta@ iny fa anjaran’ilay bandy tena tompony sera tamin io andro io. Oka!


  1. Tahina

    Lay tara adin’3 ve?

  2. pakysse

    @tahina kopela fa tonga dia iny mihintsy…resaka degany be reny a. Oka

  3. efa olana @ rap gasy atramzay fona io tsy fahamatorana @ matosy, fotona io!!! mila fandinihina be io zavatra io!!!!

  4. @tahiry degany be tokoa le reviny lerony fa tsy milaimna e

  5. manjinja

    tsy hainí pakysse ndray ny anaranílay anankiray dia ataony hoe « iza ary o », mdr fa tsy maninn k :))

  6. manjinja

    fa iza tokou e

  7. i Big Jim Da io e.

    Ny olana amin’ny rap gasy dia maro no mieritreritra fa rehefa mikorontana sy mitabataba dia « underground » izay ary afaka lazaina hoe fomba fanehoan-kevitra. Nefa misy fomba afaka atao tsy mikorontana sady « pro » ny underground ka afaka tsara manome vokatra azo aondrana ohatra an-dry Redman na Method Man.

    Ireny tsy nahafahana niditra intsony ny palais ireny izao dia tena sarotra arenina. Nanana fomba nahafahana nanarina izany tamin’ny afondasy farany teo nefa dia tara adiny telo sy tsy dia nilamina loatra ny organisation.

  8. pakysse

    @mitiyu tena mampalehelo aloa ny zavatr tahaka ireny fa ny tena marina dia oe rehefa ny mlagasy ve no manao zavatra dia tsy mba afaka manao zavatra tsara fa dia tsy mahintsy misy olana foana, foana…tsss…mampalahelo mihintsy marina.

  9. ISO 9000

    I appreciate your post. I also wrote that SMS advertising provides a cost effective method of targeting promotions to specific customer profiles. You might want to remind customers of specific events or promotions, but for whatever reasons, SMS allows you to pass information directly to the right customer at very affordable prices and fast delivery.
    iso 9000

  10. Rasamanakiana

    Ho an ireo be kiana!
    mba manaova ra mahavita tsara noho iny fa tsy faly manaratsy fotsiny!
    ho anay mpakafy dia tsotra ny fahitanay an iny live iny! tsy ny organisateur no diso na tsy matotra fa ny mpiara miasa aminy ohatra: sono, securité, ny mpiara miasa sasany!
    raha maka ny toeran’i organisateur ianareo dia sur aho fa mety ireny ka afaka maka lesona am manaraka!
    ny vazaha ary tonga teto tsy nahazo olona betsaka noho ireny! ohatra: La fouine…..
    i Andry no nahalalako an’io bandy io fa tsy izany Boul anareo zany! normal izy ra manakiana satria efa niaraka nanao zavatra izahay dia tena itako fa tsy mamely ary mampalahelo mihintsy,
    sady ra tsy diso ny fitadidiko dia tsy mbola naeno zavatra nataon’zany eventis zany aho!
    ka noho izany dia tsara foana rehefa misy ny organisateur sahy mampiakatra avo ny tontolon’ny HH

  1. 1 Rising Voices » Hip-Hop as Cosmpolitan Citizen Media

    […] Madagascar Tahina, Joan, and Stéphane of Foko Madagascar have each highlighted some of the impressive Malagasy hip-hop acts, including […]




Répondre à pakysse Annuler la réponse.


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Cyber-censure : Mada… dans LA SOCIÉTÉ MOOV MADAGASCAR TUE…
    Helatra dans NY RAZAMBEKO
    PATRICIA RAKOTOMALAL… dans Veloma lesy namana Ando a…
    Pakysse: Activist as… dans Atelier sur le micro-blogging…
    Pakysse: Activist as… dans Radio Tana fandaharana Be louh…
    Pakysse: Activist as… dans UNICEF Photography Workshop wi…
    Pakysse: Activist as… dans RapidSMS in #Madagascar-Mobile…
    Pakysse: Activist as… dans Inauguration Du Nouveau Centre…
    Pakysse: Activist as… dans Workshop on photography
    Pakysse: Activist as… dans GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    anonyme dans Triste Fin Pour Ma Grand-…
    Krîs dans Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    rasoa dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…