Archives de avril, 2008

Ny zavatra tena tiako tenenina eto dia ilay momba ilay resaka racisme tena diso tafaoatra aton’ireo mpanao politika sasantsany eto amin’ny firenena.raha ny hevitro manoka dia tsotra satria tsapa fa tena efa lany andro daholo izy ireo no sady tsy ampy fiheverana satria aiza moa koa ny ressaka fampiadiana foko indray no banjinina.

Raha tsiahivina ny tantara ry mpamaky isany dia efa ela ireo mpanaoa politika ireo no nihezaka namohy io resaka io fa tsy nety naha voasarika ny maro ary tiako ihany koa ny mampatsiahy fa raha izany no atao hitadiavana seza dia mbola ela vao ho tafavoaka ny lavaka isiska.

Olona iray ve no manao ny ataony dia ny rehetra no tenenina amin’ny fomba maloto fa tsy alehany,mampiomehy ihany satrai raha ziany anie no banjinina eto amin’ity firenena ity dia tsy ho lasa fa di ny omaly tsy niova ihany no ady eo sady hitako fa resaka natao ho an’ny olona tsy ampy saina sy tsy fahlalana firy ny resaka tahaka izao.

Ny any amin’ny tany mandroso tahaka any Etas-Unis sy Frantsa aza tena efa nandao izany resak izany raha tsy hiteny fotsiny ny filoham-pirenena frantsay izay tsy tena olona pure fa dia olona nisafidy ny hionina ao la frantsa ary eo ihany koa ny any etas-unis izay manao ny primaire amin’izao fotoana izao ny antoko demokraty satria dia mety ho lasa oe mainty ny filoham-pirenena any raha sanedra ny tampoka tsy maha lehilay ireo amerikanina ireo.

Izany ve tompokolahy sy tompkovavy dia mahalasa saina anstika oe raha tianareo loatra io seza sy voninahitra ary rendrarendra io dia atovy « strategie politique  » hafa fa raha ny resaka « racisme » dia efa ela no sady makaleo no tsy ahazo olona amin’io ianareo.

Marina fa tena betsaka ny tsy mety ataon’ireo mpitondra ireo manoloana ny fiainam-pirenena fa ny mpanohitra koa tena manonao foana be loatra no sady miteniteny foana be loatra koa raha banjinina izany dia samy manana ny fahadisoany izy ireo!est andaniny moa ny mpitondra manao izay tiany atao ary mihevitra ny tompon-teny fatratra ary etsy ankilany ny mpanohitra izay mahita fa betsaka loatra ny tsy ara-drariny fa ny tena mampiomehy ahy dia teny nataon’ny filoha teo aloa dia ny ilay profesora fa hatramin’izao hono izy dia manaiky fa filoham-pirenena ny mpitondra ankaehitriny.aiza kosa ranagahy an!?mba olona manana ny maha izy azy ihany fa dia miteniteny foana loatra e.

Raha ny tenanko manokana dia tena olona liana amin’ny ady hevitra politika fa kosa tsy tia manao politika satria tena tsy misy azo raisina sy tsy misy lesona tantereka ny zavatra omen’ireo mpitondra nifanesy hatramin’izay any ka lasa ny tanora izay tena tokony andray sy tokony hoavin’ity firenena ity dia alsa tsy raitra satria dongin’ireo goaiak lahy daholo ny toerana na dia efa hita za oe tokony adneha misotro ronono satria raha tena atao anie ny « analyse »dia na fitadidian’ireo antitra be ireo ary efa manody azy koa ahoan moa no mbola ametrahany ao an-tsaina oe hitondra sa dia loham-boto fotsiny no tena ao an-dohan’izy ireo.

makaleo be oi!

ny resaka tiako kely tenenina eto dia atolotro ho an’ireo mpanao politika izay tena tsy mazava sy dia mampiasa saina ary tsy mitsinjo alavitra loatra satria aiza dia ny liberte ny tsirairay mihnitsy no foanana?

tsy anao lava resaka fa raha sendra nandinika ny toe draharaha eto aminy tanana raha ny politik no resahina dia mampahonena tokoa.antsika rehetra no mandinika fa raha ny zavatra azo lazaina dia ny oe raha tia andeha ny fiainana dia avelao izany politika izany satria aty @ tany ohatrany malagasy dia ny politika ny baribary no tena mandeha na koa oe ny politika bananiere.

eny an-tandroka ny omby ny tady ary eny am-pony mahalala ny teny dia samia mandiinika sy mitsako ary e.

– IE

les réserves pétrolières en offshore de Madagascar se trouvent dans les bassins de Mahajanga et de Morondava la ou 90% des efforts de peche crevettière se concentrent.l exploitation pétroliere aura des impacts environnementaux sur cette zone et des conflits entre la filière crevettière et le secteur pétrolier,pourraient en résulter.jusqu à preuve du contraire,les crevettes font partie des premiers produits d exportation du pays.

Qits mineralsmadagscar (QMM) dans l’ exploitation de l Ilménite à Tolagnaro, de la société d état KRAOMA pour le chrome, de sheritt-DYNATEC dans l ectraction de cobalt et de nickel,Mdagacsar oil et EXXON mobil concernant l exploitation pétrolière.

les pollutions des eaux,les stockages des produits dangereux,la pollution de lair sont les principales menaces que peuvent représenter ces activités.l état malagasy ne dispose pas actuellement des acpacités suffisantes pour effectuer toutes les controles de pollution nécessaires.

SANS SE PREOCCUPER DE lE QUI VA PROVOQUER UNE POLLUTION MASSIVE,NOS DIRIGEANTS SONT ILS AVEUGLES OU INCONSCIENTS?




  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Irish sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Randi sur RT@Leo Politika Maloto: Intern…
    Jeana sur ANDRY RAJOELINA : Un charlatan…
    Etta sur Misaotra an’i Silo
    Stretch sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Coralie sur March 20, 2009
    Velvet sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Carley sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Lucinda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Micheal sur BARCAMP MADAGASCAR
    Peggy sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Letitia sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Lola sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…