Archives de juin, 2008


La question que je me suis posé depuis l’accession de mon esprit à l philosophie est de me dire si ce n’est pas celle la qui a engendrer toute cette haine et cette guerre car depuis des lustres l’interpretation de cette Institution n’a fait qu’engendrer des lacunes et laisser perplexe les traducteurs puisque,depuis et ceux jusqu’à nos jours l’interpretation de la bible ne sait pas montrer explicite vis à vis de l’humanité parce que si on réfléchi bien pas mal de sectes et de différentes associations cultuelles se croient etre intelligent et se croient etre la main de Dieu ou plus precisement  » Ny tanana an-kavanan’Andriamanitra » mais le plus aberrant si je peux le dire c’est que ces différentes associations sont vraiment hallucinant dans le sen sils essaient d’imposer leurs idéologie et leurs façons de voir dans ce qui est écrit dans la Bible.

Pour ma part en tout cas le jour ou j’aurai besoins de lire la Bible pour une paix en soi et pour connaitre le système dictatorial de ces anciens qui l’ont inventer et qui l’ont écrit je vous tiendrai au courant mais,ceci étant je crois en l’existence d’un etre supreme qui avec le système universel sous l’apellation de Dieu ou chez le Malgache le Zanahary.

Si sous le règne de RANAVALONA 1ère l’arrivée de la Bible par l’intermédiaire des missionnaires étrangers à poser problème et c jusqu’à la tuer,à mon humble avis le christianisme n’est qu’une façade du vrai hypocrisie de ces soi disant chrétiens.

Pour en finir avec cette histoire de la Bible je vais vous donner un exemple typique et rigolo de la loi de la prière et de l’interpretation: » Un certain pasteur Mailhol chef de l’association cultuelle Apokalipsy qui en passant n’a jamais fait d’études biblique ni théologique mais vendeur sur l’avenue de l’indépendance sera le président de la république de Madagascar en 2013″

Corps et ames sensibles s’abstenir mais surtout   veuillez m’excuser mais la je trouve et je cite pele mele DE QUI SE MOQUE-T-ON?

Dans un esprit critique et judicieuse messieurs les lecteurs et blogueurs si possible de me laisser vos blogs respectifs pour que je puisse vous répondre dans le cadre d’une co-relation interposer entre blogueurs.

Ny zavatra rehetra iainana eto Madagasikara amin’izao fotoana izao dia anaty ny fatahorana sy ny jadona avokoa raha tsy hiresaka ny fanagadrana sy ny limogeage misisesy.Ny antony dia oe tsy mitovy hevitra amin’ny Ramose hono dia lasa alo maka fisainana any amabanitsinanana.

Marina tokoa fa dia matsiro io « pouvoir » io fa na dia izany aza dia « ampijaliana ny vahoaka »fa dia tsinjovy sy jereo ary aza ampitahorina fa mety io raha matahora lava io anie no ampivadika ny tantara e!

Raha ny toro hevitra afaka omeko dia ny oe ampiakaro ny fiaianany ra Malagasy sy ny firenenena ary ataovy izay mety fa aza tia tena fa tsy tsara satria ny firenena dia azo lazaina oe INSTITUTION iray tsy tokony hanao ny sefo deba be satria tsy orinasa na oe ny famapandehanana dia atao amin’ny feeling sns…

Jadona tokoa satria any amin’ny firenena mandroso ny fanehoana hevitra dia misy ary ilaina tokoa fa aty amintsikA kosa dia ny mifanohitra izany satria ireo haino amanjerim-panajakana dia lasa haino aman-jery ny fitondrana ary izay miseo minia ny haneo hevitra dia mahazo ny anajara masoandrony! (radio don bosco sy ny fanadaharana KARAIA), raha tsy hilaza aho fa vao androanay no nahitako fa ny radio antsiva ihany koa dia matahaotra ary dia nanafoana ny fanadaharana momba ny fanehoana hevitra rehetra tao aminy.

NY HEVITRA NY MARO HONO MAHATAKATRA LAVITRA KOA MANINONA MOA RAHA MBA RAISINA IHANY IZAY HITA FA METY AHASOA NY FIRENENA.

Raha ny harena voa-janahary,an-kibon’ny tany sy ireo maro hafa tsy voatanisa no ho resahina dia tena tsy tokony ahanatra ny malagasy.

Diso fanantenana raha ny tenako satria azo lazaina fa miaraka amin’ny maro ny fahasahiranana amin’izao fotoana fa samy manao izay mety amin’ny fitadiavana.

Diso fanantenana satria nino ny fiovana tamin’ny hetsika nataony olombelona tamin’ny 2002 ary dia niaraka nifaly satria dia nisy nahavita nanala azy tamin’ny toerany Ratsiraka.Amin’izao fotoana izao kosa anefa dia azo lazaina fa ity fitondrana ity dia tena fitondrana tsy mivaky loha ny vahoakany fa ny rendrarendra sy ny pouvoir ihany no ady eo.

Tsy azo atao kosa anefa ny miteny oe tsy nanao zavatra ity fitondrana ity raha tsy hiresaka ireo olona nigadra be dia be sy ny fanamboarana ny lalana ary indrindra indrindra ny fanakanana ireo orinasa tsy ahazo hiditra amin’ny concurrence ny orinasa ny filoha sns…koa anefa raha ireo fotodrafitr’asa no resahina dia azo lazaina fa « tape à l’oeil » fotsiny ihany no hibanjinana izany.

Raha tiana ny hiala amin’ny fahantrana dia mila raisina daholo ny hevitra rehetra fa tsy oe mila 5 millird $ ny fanajakana ho an’ny MAP izay azo lazaina fa famitahana vahoaka ny dikan’izany satria raha hapetraka ny fanontaniana dia oe ho foana ve izany fahantran’ny vahoaka eto Madagasikara dia ho tafiditra anaty ny G8 ve izany isika sa ny orinasa ny filoha no hiroborobo dia i Madagascar tafiditra anaty ny fanahantrana lalina dia lalina tokoa.




  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    passiveincome.world sur le famadihana
    heymarkaliana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    professional landsca… sur c est quoi ce Foko Blog club…
    Mahay teoria daholo… sur Radio Tana fandaharana Be louh…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…