Archive pour mars, 2011

<strong>Ity fanadihadiana ity dia fandraisana andraikitra noraisin’ny fikambanana foko-madagascar mba hitsapana ny hevitr’ireo olom-pirenena malagasy. Ny faritra eto Antananarivo ihany aloa no tratra. Miisa 10 ireo ankizy mpitoraka bilaogy manao izany fanadihadiana izany ary ny valiny dia alefa amin’ny haino aman-jery. Ny fikambanana foko dia tsy manao politika fa ireo mpikambana kosa dia afaka maneho ny heviny malalaka daholo. Mankasitraka antsika mba tsy hanisy loko ny fikambanana ary mangataka antsika mba ankahery ireo ankizy manao izany fanadihadiana izany.

Olona 1000 ny tanjona ary amin’izao fotoana ziao dia efa miisa 800 ny voaadina, ny valiny dia mbola ho avy eo ihany miaraka amin’ny « interpretation » sy ny « graphe »

Fanampin’anarana:

Taona:

Asa:

□ Lahy □ Vavy

Faritra sy Fokontany :

A/ Ny hevitrao momba ireo mpanao politika Malagasy?

□ Ilaina
1. Antony:

□ Tsy ilaina
2. Antony

3. Hevitra hafa:

B/ 50 taona tao aorianan’ny nahazoana ny fahaleovan-tena dia mbola mijaly sy sahirana foana ny firenena sy ny vahoaka Malagasy. Araka ny hevitrao, inona ny toetra tokony ananan’ireo mpanao politika mba hitsinjovana ireo mponina ao aminy sy tokony hampandrosoana ny firenena?

□ Tsy mamadika palitao
□ Manaraka ny fitsipi-pifehezan’ny antoko
□ Manaja ny teny nomena dia arahina asa izany
□ Tokony manana tetik’asa fampandrosoana mazava tsara
□ Hevitra hafa:

D/ Ahoana ny fahitanao ny fandraisan’anjaran’ny tanora eo amin’ny fiainam-pirenena eto Madagasikara?

□ Tsy misy mihitsy
□ Misy tanora vonona ihany fa tsy mahasahy miditra an-tsehatra
□ Misy tena sahy mandray anjara
□ Misy mandray anjara ihany fa tsy misy vokany
□ Hevitra hafa:

E/ Araka ny hevitrao, iza amin’ireto fikambanana politika ireto no tokony hitondra any Madagasikara?

□ AREMA Pierrot Rajaonarivelo
□ AREMA Ratsiraka
□ Leader Fanilo
□ MDM
□ MTS
□ 3 Mouvances
□ TIM Raharinaivo
□ TIM Ravalomanana
□ TIM yves Aimés
□ TGV
□ UDR
□ Fikambanana hafa:

F/ Ny fiainana ara-politika eto Madagasikara dia mbola somary mikorontana ihany. Inona ny antony mety mahatonga izany araka ny hevitrao?




  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    mzar su sur Tsy dokam-barotra ity fa ny ka…
    music marketers sur BARCAMP MADAGASCAR
    bizinfo18 sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rasoarimanana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Irish sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Randi sur RT@Leo Politika Maloto: Intern…
    Jeana sur ANDRY RAJOELINA : Un charlatan…
    Etta sur Misaotra an’i Silo
    Stretch sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Coralie sur March 20, 2009
    Velvet sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Carley sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Lucinda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…