Archive pour octobre, 2019

Patricia Rakotomalala na i pati ny aranambositra fiantsoko anao ramatoa kely CHARGÉE DE MISSION ny tetikasa TANA-MASOANDRO ao @ Présidence Adriana Rakotomalala. Blogueuse ianao Pati ary isan’ireo tanora zandriny tena mpandray andraikitra tokoa teo @ ity tontolo iray ity.

3084323150_48147f7765

PATI SY NY NAMANA TOMPOKOLAHY ANDO MPIASA TAO @ RTA

Mpikambana mavitrika ary nisitraka zavatra tsara maro ianao tato @ fikambanana FOKO MADAGASCAR. Mbola tsy ampy taona ianao t@ izany fotoana izany no nazavaiko ny atao hoe « journalisme citoyen » t@ alalan’ny fampiasana blog.

Nisitraka zavatra tsara maro hoy aho ianao. Isan’izany ny formation niarahana t@ UNICEF t@ resaka photographie, ny formation t@ resaka photographie niarahana t@ artiste amerikanina sy ny mpikambana tao @ peace corps, nanao barcamp ianao ary efa nalefa voyage Invitée par le parlement européen en tant que bloggeuse lors de la journéee interdependante des jeunes à Bruxelles en 2008 niaraka t@ RISINGVOICES rantsana mpikarakara ny tetikasa ny blogging eo anivon’ny GLOBALVOICES. Aza adino ihany koa ny namana Tompokolahy ANDO tao @ RTA dia efa nanao inerview anao @ maha blogueuse anao. I Tompkolahy moa iny maty t@ 7 février iny anefa dia tena nanana tetikasa tsara dia tsara izahay miralahy mahakasika io tontolo io. Paix à son ame!

 

2880657640_b2754e4179

PATI SY NY TALEANY GLOBALOVOICES SY NY RISINGVOICES TAO @ LYÇÉE JULES FERRY FARAVOHITRA

Raha tsiahivina moa ny fikambanana GLOBALVOICES no nahitana ity tetikasa Foko Blog Club ity 15 taona lasa izay. Fikambanana amerikanina matanjaka dia mitanjaka @ fampiroboroboana ny tontolon’ny 2.0 indrindra ny Blog ary any anaty oronantsary mahakasika ny WIKILEAKS sy JULIAN ASSANGE dia voatonona tsara ao ny fiarahan’ny roa tonta miasa.

Ny tiako ambara dia maro dia maro ianareo zanaka an-trano nivoaka tato anatiny fikambanana foko ary isan’izany i PATI. Mba te hanaitra ny sainao aho mahakasika ity hazalambo atao @ mpanao facebook sy ny blog eto Madagasikara ity mba hijery akaiky io tranga io @ maha blogueuse anao. Dia gaga aho raha nanao hesonteny ianao momba ny facebookers anefa dia olona nivoaka tao ianao ary mampiasa io takelaka io ihany koa hiserana.

 

2847012836_138dbf385d

PATI TANY BRUXELLES

Mba hijery akaiky satria, dia tena misy olona tsy mahalala fomba no sady tery saina manimba ny fahafahana miteny sy mizara vaovao anefa dia mampiasa azy io daholo ny rehetra ao andapa ao.

Zaraiko eto ny maha blogueuese any PATI satria, isan’ireo tanora tsy ampy taona t@ izany hitako fa tia mizara hevitra raha ny tenanao ka rariny sy hitsiny raha manaitra kely ity fanagadrana sy fisamborana mahazo ny valalabe mandry mampiasa ny réseaux sociaux ity aho. Ary tsindriako tsara fa ankizy nahita fianarana ianao ka tokony ho tsapanao ny dikany sy ny vokany fahafahana miteny sy ny mizara hevitra ho fanatsarana ny demokrasia indrindra eto Madagasikara.

Tsy matikambo aho raha miteny fa izahay FOKO MADAGASCAR no nanao ny vulgarisation ny tambazotra sosialy teto Madagasikara ary niasa mafy dia mafy niaraka t@ ireo karazana entité nisy teto an-toerana t@ fampiroboroboana azy ity 15 taona lasa izay.

 

 

 




  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Cyber-censure : Mada… dans LA SOCIÉTÉ MOOV MADAGASCAR TUE…
    Helatra dans NY RAZAMBEKO
    PATRICIA RAKOTOMALAL… dans Veloma lesy namana Ando a…
    Pakysse: Activist as… dans Atelier sur le micro-blogging…
    Pakysse: Activist as… dans Radio Tana fandaharana Be louh…
    Pakysse: Activist as… dans UNICEF Photography Workshop wi…
    Pakysse: Activist as… dans RapidSMS in #Madagascar-Mobile…
    Pakysse: Activist as… dans Inauguration Du Nouveau Centre…
    Pakysse: Activist as… dans Workshop on photography
    Pakysse: Activist as… dans GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    Dadabazy Mpiandry dans TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anonyme dans Triste Fin Pour Ma Grand-…
    Krîs dans Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    Krîs dans TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme dans TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…