Archive pour février, 2008

IVAN

IVAN no anaran’ialy depression tropicale nanimba ny moron-tsirak’antsinanan’i Madgasikara.maro tokoa ireo olona no traboina raha tsy hiresaka ny tao ste marie izay tena simba tokoa ,fa ny fahasimbana ho tantaraiko anareo dia ny tao toamasina 1 sy ny teto Antananarivo.
Raha ohatra moa ianareo ka efa nandalo tao Moramanga dia nahatratra 126 ireo olona notraboina,ny tao Andilamena ,analajirofo dia maro ihany koa ireo olona no traboina,rah ny momba ny faritr’alaotra moa dia tototry ny rano daholo ireo vary.
Toamasina moa alohan’ny idiran’ny depression dia tratra ny delestage lava reny sy ny fahatapahan’ny rano nandritra ny andro vitsy.ny ato toamasina 1 moa tompoko dia 60 ireo olona no tsy mana-kialofana ary dia mampahalelo tokoa satria hatramin’izao ora izao dia mbola tsy fantatra tanteraka ny isan’ireo olona no simba na maty
Ny tao soanierana ivongo sy ste marie dia tena simba tokoa ary efa lasa any an-toerana ny iraky ny fitondram-panajkana hijery akaiky ny fototry ny olana
ny teny sy ny famapaherezana azo ,tao dia ny manakahery ireo olona sy ireo tratra ny loza voajanahary eran’ny madagasikara.

-politika tsy rarinyhatra@ izay fiovana governemanta nifanesy nanomboka ny 2002 ka hatra@ izao 2008 izoa dia tsapakao sy hitako fa ny ministra ny raharahambahiny dia tena mendrika derana su hobiana tokoa satria mankony dia tsy mba nety tratrany rivo-dozza ny fiovana toerana io rangahy io.
raha tsiahivina kely ny tantara dia ministra nitantana ny folohalin-dahy rangahy ary tsy menatra ny nanao tsipaka ombalahy ny fitondrana t@ izany.
« ny omby mahy hono tompoko tsy lelafiny namany » ary raha atao ny fandinihina dia olona toa teny sy olona feno fahendrena ny olona toy izao satria dia azo alaina tahaka tanteraka raha politika no resahina ary olona tia taniindrazana sy olona tsy mba mpamadika fa rehefa ny tombotsoa no resahina dia masahy manao dingan-dava lehibe.

Merci monsieur

Jamais dans l’histoire du système éducatif malagache aucun ministre n’a réussi a debloqué tant d’argent pour l’enseignement.

40millions$ est le montant octroyé par la banque mondiale entrainant la rénovation de plusieurs infrastructures, la création d’un cyber U ac 300postes ou encore mieux l’assainissement de la cité U dans un cadre aux normes internationales.

Monsieur le ministre que dire à part un chaleureux remerciement pour votre travail acharné vis a vis de l’éducation malgache.




  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Cyber-censure : Mada… dans LA SOCIÉTÉ MOOV MADAGASCAR TUE…
    Helatra dans NY RAZAMBEKO
    PATRICIA RAKOTOMALAL… dans Veloma lesy namana Ando a…
    Pakysse: Activist as… dans Atelier sur le micro-blogging…
    Pakysse: Activist as… dans Radio Tana fandaharana Be louh…
    Pakysse: Activist as… dans UNICEF Photography Workshop wi…
    Pakysse: Activist as… dans RapidSMS in #Madagascar-Mobile…
    Pakysse: Activist as… dans Inauguration Du Nouveau Centre…
    Pakysse: Activist as… dans Workshop on photography
    Pakysse: Activist as… dans GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    anonyme dans Triste Fin Pour Ma Grand-…
    Krîs dans Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    rasoa dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…