Archive pour novembre, 2011

« Madagascar dans une crise interminable » edité a l’harmattan. Déjà, il faut le faire! Ecrire sur la crise alors qu’on est en plein dedans…l’ouvrage tire sur les hommes politiques qui ont du mal a satisfaire les exigences democratique, universitaires ou academique pour profiter du pouvoir au maximum. Il retrace les origines de la crise montrant que le caractere de quelques hommes ont mis madagascar dans une crise interminable. Mais le citoyen n’est pas exempt de reproche non plus…nous sommes en république!

Toavina Ralambomahay!

Publicités

Ny KOZY LIBERTY dia fandaharana mandeha amin’ny fahitalavitra RTA, sehatra iray natokana ho an’ny tanora mba ahafan’izy ireo maneho hevitra ankalalahana. Manasa antsika namana sy tapaka mpanaraka ity bilaogy ity ny asabotsy 26 Novambra amin’ny 5 ora hariva izao aza ny tenako mba hijery izany fandaharana izany.

Ireo tanora liana tamin’ny ady hevitra niandry teo an-tokontany.

Jaojaoby manao fanomanana

Ireto izahay ekipa mavesatra 🙂

Ireto ireo ankizy manohana ny hevitra fa ny internet dia mahasolo ny toro hevitra avy amin’ny ray sy ny reny.

Ireto ireo ankizy nahita fa ny toro hevitra avy amin’ny ray sy ny reny dia tsy azo soloina ny internet.

Pakysse nanazava ny heviny

Jaojaoby nanazava ny heviny rehefa avy nihira nandritra ny 1 minitra.

I Christian no nanolotra ny ekipa mpandresy notronon’ireo mpitsara namany.

Izahay ekipa mpanohana ny TSIA niaraka naka sary tamin’ny Tax. (iray amin’ireo mpanolotra ny fandaharana KOZY LIBERTY)

Sarim-pianakaviana. Ny mpandresy tsy hobiana ary ny resy tsy ankoraina (Araka ny hevitrao, iza ary ireo ekipa naharesy?)

Andao amin’izay hanala azy fa LEO BE AHO mampiasa saina. Sao dia misy mazoto ianareo namako mpanaraka ity bilaogko ity o? Miala tsiny fa plan tia tena sy plan narsisika kely androany…..LOl Pakysse 🙂

Miasa mitady vola sy mampiasa saina efa isan’andro fa raha misy mazoto anao plan dance, dance na manala azy foana amin’izay dia partant be pakysse.

Bien à vous!




  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    anonyme dans Triste Fin Pour Ma Grand-…
    Krîs dans Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    Krîs dans TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme dans TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    rasoa dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Rasoa dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Rasoa dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Anonyme dans TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rapa dans ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    friv unblocked dans Atsaharo ny ra-matahora r…
    friv unblocked dans Events! part 1
    friv dans Events! part 1
    Rija dans [Anonyme] Marc Ravalomanana: L…