Archive pour février, 2012

Pakysse en plein reportage après le passage du cyclone Giovanna!

[Malagasy] Mba tsy hilazana fa mamorona ny tena dia aleo asehoko eto mintsy ny zava-misy any anaty Hopitaly any sy ny fiainana andavanandro ny malagasy.

Endrika isian’ny fahantrana anaty firenena iray ny fisian’ny « intoxication alimentaire » hoy ny Dokotera Mamy Rakotoralahy, Medecin Chef d’USFR ao amin’ny Hopitaly Joseph Ravohangy Andrianavalona.

Araka ny voalazan’ny Dokotera ihany, hatreto aloa dia mbola tsy nisy ny « prélèvement sanguin » natao ho an’ireo marary rehetra izay tonga ao amin’ny hopitaly nohon’ny antony ara-bola.

Ny zavatra azo lazaina dia tsotra hoy ny Dokotera Rakotoralahy : « Matetika ny olona tena tratran’ny karazana aretina tahaka izao dia ireo olona izay tena mahantra sy sahirana eo amin’ny fiarahamonina. Raha nanontaniana kosa moa izy raha efa nisy ireo namoy ny ainy dia nolazainy fa rehefa tsy tratra ny « premier soin » dia mety hamoy ny ainy izy ireo »

[English Version] What to say about those rulers who pretend to be able to solve this apparently never-ending crisis while the population highly suffers from social injustices and flagrant poverty, which are obvious and unquestionable.

If it is the case, let us objectively show to those ignorant politicians the harsh reality of those citizens in their daily life. Below are few pictures obviously resulting from their respective fatuity and on what politics can do when is too greedy of power.

Thus, dear politicians I suggest you reflect on what will our country become since not only, we are fed up of this aberrant situation but also, we would like to rebel against your misplaced pride which indeed discredits yourself as well as your function.

[ Version française] Que dire de ces gouvernants qui prétendent être à la hauteur de cette crise qui semble n’avoir pas de fin. Alors que de l’autre coté, la population souffre énormément d’une injustice sociale et d’une pauvreté flagrante, évidente et incontestable.

Si tel est le cas, montrons de façon objective à ces ignares de politiciens la dure réalité de leurs gouvernés au quotidien. Pour ne pas épiloguer trop longtemps sur le sujet, voici quelques photos prises suite à leurs imbécilités, de ce que la politique arrive à faire quand on est avide de pouvoir.

Sur ce, je vous conseille chers politiciens de bien réfléchir pour le devenir du pays car non seulement, nous en avons marre de cette situation aberrante mais en plus, on a envie de se révolter contre votre attitude et orgueil mal places qui déconsidèrent autant votre personne que votre fonction.

Hopital Joseph Ravohangy Andrianavalona/HJRA

This person has been poisoned by food

This person has been poisoned by food

This person has been poisoned by food

No comment!

Publicités


Pakysse

Mihezaka ny mandresy lahatra etsy sy aroa fa manana ny rariny i Andry Rajoelina fa indrisy raha mba misy mihaino ! Any ka ny politikan’ny fanaratsiana sy ny famoretena sisa ny zavatra ainy.

Raha ny fijeriko izao toe-draharaha misy eto amin’ny firenena izao dia fotoana sisa no andrasana dia ho tonga amin’ny fipoahan’ny sarom-bilany indray ny vahoaka malagasy raha minia ny tsy mijery ny zava-misy ireo mpitantana tsy voafidim-bahoaka ireo.

Maro ireo karazana sehatra misy eto amin’ny firenena no mitabataba sy mitaraina fa efa tsy rariny intsony izao zavatra am-piainana ny vahoaka izao.

Ohatra : Ny aretina sy ny fahafatesana azo amin’ny sakafo ratsy kalitao, ny tsy fahandriam-pahalemana, ny fitakian’ireo mpianatra te hianatra sy te hanapitra ny fanadinana izay rahonana amin’ny basy sy ny lakrimozena, ny kolikoly avo lenta misy eo anivon’ireo karazana biraom-panjakana maro samihafa, ny fanaovana tsinotsinona ny harem-pirenena malagasy, ary vao tsy ela akory dia nisy mpianatra maty voatifitra tany Toamasina nohon’ny tsy fisian’ny fanajana ny zon’olombelona avy amin’ny polisy sns.

Ny zavatra mapametraka ny fanontaniana ihany koa dia ity : Inona moa izany ny andraikitra tena sahanin’ny Andry Rajoelina raha tsy hitanisa ireo ohatra voalaza etsy ambony ireo sy ny olana misy eo anivon’ny SMM sy ny POLISIM-PIRENENA raha alefa lalindalina kokoa ny famakafakana?

Raha nihaino ny kabarim-pahatsiarovana ireo olona namoy ny ainy ny 7 febroary ny tena dia gaga sy talanjona tokoa raha nilaza fa teo akaikin’ny vahoaka ny tenany nandritra iny fotoana iny ary akory ny fahatairana raha mbola nilaza ingahy Rajoelina fa mbola eo akaikin’ny vahoaka izy ary tsy hivadika na oviana na oviana aminy ?

ENY ARY FA IZAO : TAIZA IANAO ARY INONA NY FANEHOAN-KEVITRA NOLAZAINAO NANOLOANA IREO OLONA VERY FANANANA SY NAMOY NY AINY MARO BE NY 26 JANOARY 2009? TAIZA IANAO ARY INONA NY ANDRAIKITRA NORAISINAO NANOLOANA ILAY TOVOLAHY MATY VOATIFITRA TSINAHY TENY TALAMATY TAMIN’NY FITSENANA AN’ANDRIAMATOA RAVALOMANANA VAO TSY ELA AKORY IZAY?

Aleo tsy manao lava resaka fa maha be nify hoy ny fitenenana. « Hatsipy ny tady eny an-tandrokin’ny omby ary ny teny eny am-pon’ny mahalala.  »

Quand la culture devient le porte parole de la diplomatie.

A travers son allocution, Eric Wong, le premier responsable de la diplomatie américaine à fait savoir que la place de la culture est très importante pour le pays de l’oncle Sam.

Ensemble pour la protection de l’environnement!

Eric Wong, Chargé d’Affaires de l’ambassade des Etats Unis d’Amérique à Madagascar!

Rija Tahiana et Christian du groupe RTA

L’assistance!

Miando la miss!

Jentlisa (blogueur) avec sa femme!

Narindra de Vox Pop!

Notre très chère Oelisoa!

Miando (MISS RTA 2011) et Pakysse: Même combat pour la protection de l’environnement!

Eric Wong et Brett Bruen!

Lors de son discours de fermeture, Brett Bruen a offert une bourse d’études pour Narindra.

Narindra recevant son cadeau de la part de Eric Wong!

Photo de famille!




  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Benoit VALDEZ sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Harinjaka Ratozamana… sur Harinjaka Ratozamanana (Part 1…
    Harinjaka Ratozamana… sur #Foko Madagascar depuis 2007 /…
    Harinjaka Ratozamana… sur GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    immobilienkredit sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    kredit vergleich sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    autofinanzierung sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://immobilienkre… sur BARCAMP MADAGASCAR
    Ratovo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    mzar su sur Tsy dokam-barotra ity fa ny ka…
    music marketers sur BARCAMP MADAGASCAR
    bizinfo18 sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rasoarimanana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…