EVENTIS sy ny AFONDASY (Malagasy HIP HOP)
octobre 25, 2009 in Société
Kofa ny Dahopp ra tax
Ra big kofa ny Karnaz
Iza ary o?
Ireo mpanao gazety natsoiny EVENTIS
Io @ devant but be io ra Boule (Nirina) tompony EVENTIS nandritra ny valandresaka mikasika ny AFONDASY farany teo. Ny kozy eto dia oe tsy fahadisoany lerony sy ny mpanankato ny drafitra nisy ta@ iny fa anjaran’ilay bandy tena tompony sera tamin io andro io. Oka!
-
1
Rising Voices » Hip-Hop as Cosmpolitan Citizen Media
Ping on déc 29th, 2009 à 7:57
[...] Madagascar Tahina, Joan, and Stéphane of Foko Madagascar have each highlighted some of the impressive Malagasy hip-hop acts, including [...]
Répondre Annuler la réponse.
About
Pakysse on Twitter
- #Madagasikara Aza kitihina ny "internautes" fa sao ho sahirana eo. 2 days ago
- #Madagascar 2011 Human rights reports state.gov/j/drl/rls/hrrp… 3 days ago
- [New blog post] ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJAONA : Mpisipa tokoa ve ?: Sary nalaina tao amin’ny google!Vao tsy... bit.ly/Kk5YUn 4 days ago
- #Madagasikara Mila olom-banona ity firenena ity fa tsy olona miseo milay nefa manimba firenena sy panambany vahoaka pakysse.wordpress.com/2012/05/24/and… 4 days ago
- #Madagasikara Ny resaka mampirafy dia zavatra ratsy ary tsy azo ekena na ara-moraly na ara-tsosialy pakysse.wordpress.com/2012/05/24/and… 4 days ago
- #Madagasikara Fa inona ny zava- misy eo amijn'ny Andry Rajoelina sy Annick Ralijaona pakysse.wordpress.com/2012/05/24/and… 4 days ago
- @fredralaimi LOL indigestion d’Écrevisse.l'union fait la force.MP phone numb et tout! 4 days ago
- @fredralaimi Je suis de ton avis! mais bon qui vivra verra quoi! 4 days ago
- #Madagascar il n’est plus a remarqué que Andry rajoelina et consorts ont un désir passionné du pouvoir pakysse.wordpress.com/2012/05/24/and… 4 days ago
- #Madagascar La majorité a marre de cette éternelle transition pakysse.wordpress.com/2012/05/24/and… 4 days ago
3 years and counting
- mai 2012 (10)
- avril 2012 (6)
- mars 2012 (4)
- février 2012 (3)
- janvier 2012 (2)
- décembre 2011 (3)
- novembre 2011 (7)
- octobre 2011 (3)
- septembre 2011 (2)
- août 2011 (3)
- juillet 2011 (1)
- juin 2011 (6)
- mai 2011 (7)
- avril 2011 (2)
- mars 2011 (1)
- février 2011 (3)
- janvier 2011 (3)
- décembre 2010 (1)
- novembre 2010 (4)
- octobre 2010 (3)
- septembre 2010 (4)
- août 2010 (1)
- juillet 2010 (5)
- juin 2010 (1)
- mai 2010 (1)
- avril 2010 (1)
- mars 2010 (5)
- février 2010 (3)
- janvier 2010 (1)
- décembre 2009 (3)
- novembre 2009 (6)
- octobre 2009 (8)
- septembre 2009 (19)
- août 2009 (2)
- juillet 2009 (2)
- juin 2009 (1)
- mai 2009 (5)
- avril 2009 (6)
- mars 2009 (15)
- février 2009 (6)
- janvier 2009 (12)
- décembre 2008 (22)
- novembre 2008 (4)
- octobre 2008 (11)
- septembre 2008 (6)
- août 2008 (3)
- juillet 2008 (4)
- juin 2008 (3)
- mai 2008 (3)
- avril 2008 (6)
- mars 2008 (9)
- février 2008 (4)
- janvier 2008 (2)
- décembre 2007 (2)
- octobre 2007 (1)
Foko- Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
-
Sary



More Photos Log
Catégories
Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique- 2)Comment résoudre le problème des pays dont l'économie est fondée sur les énergies fossiles ? septembre 21, 20092)Comment résoudre le problème des pays dont l'économie est fondée sur les énergies fossiles ?Planete Vivante
- 1)Quelles sont les solutions proposées pour une adaptation au changement climatique dès maintenant ??? du concret !!! septembre 21, 20091)Quelles sont les solutions proposées pour une adaptation au changement climatique dès maintenant ??? du concret !!!Planete Vivante
- les questions à poser : septembre 21, 2009les questions à poser :Planete Vivante
- dès Mardi matin Pakysse tentera de nous transmettre ce qui s'y passera septembre 21, 2009dès Mardi matin Pakysse tentera de nous transmettre ce qui s'y passerajogany
- d septembre 21, 2009djogany
- 2)Comment résoudre le problème des pays dont l'économie est fondée sur les énergies fossiles ? septembre 21, 2009
Foko on Twitter
- Madagascar must wake up to climate change - and not just at election time | Stéphane Ramananarivo @pakysse gu.com/p/2yxyp/tw via @guardian 1 year ago
- READ @pakysse piece on @guardiannews Global Development column published today http://www.guardian.co.uk/global-development/ 1 year ago
- New from Madagascar Malagasy rosewood for Chinese beds: Luxury consumer market fuelling illegal destruction of M... http://bit.ly/awdffd 1 year ago
Foko Blog Club- Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
-
Commentaires Récents
doudou on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :… doudou on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA… doudou on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA… Leo Politika Maloto on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :… Leo Politika Maloto on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA… nomade on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :… nomade on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA… jeano on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA… leo politika maloto on ANDRY RAJOELINA : Un charlatan… GENERAL RICHARD RAVA… on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :… RELATION INTERNATION… on [G20 voice] G20 is serious mat… Chrystel on ATTENTAT: Explosion d’un… barijaona on ATTENTAT: Explosion d’un… kevin on ATTENTAT: Explosion d’un… Kn`ThraK on ATTENTAT: Explosion d’un…





octobre 26, 2009 at 6:37
Lay tara adin’3 ve?
octobre 27, 2009 at 1:09
@tahina kopela fa tonga dia iny mihintsy…resaka degany be reny a. Oka
octobre 27, 2009 at 3:46
efa olana @ rap gasy atramzay fona io tsy fahamatorana @ matosy, fotona io!!! mila fandinihina be io zavatra io!!!!
octobre 28, 2009 at 7:39
@tahiry degany be tokoa le reviny lerony fa tsy milaimna e
octobre 29, 2009 at 8:15
tsy hainí pakysse ndray ny anaranílay anankiray dia ataony hoe “iza ary o”, mdr fa tsy maninn k
)
octobre 29, 2009 at 8:20
fa iza tokou e
novembre 4, 2009 at 2:38
i Big Jim Da io e.
Ny olana amin’ny rap gasy dia maro no mieritreritra fa rehefa mikorontana sy mitabataba dia “underground” izay ary afaka lazaina hoe fomba fanehoan-kevitra. Nefa misy fomba afaka atao tsy mikorontana sady “pro” ny underground ka afaka tsara manome vokatra azo aondrana ohatra an-dry Redman na Method Man.
Ireny tsy nahafahana niditra intsony ny palais ireny izao dia tena sarotra arenina. Nanana fomba nahafahana nanarina izany tamin’ny afondasy farany teo nefa dia tara adiny telo sy tsy dia nilamina loatra ny organisation.
novembre 5, 2009 at 2:18
@mitiyu tena mampalehelo aloa ny zavatr tahaka ireny fa ny tena marina dia oe rehefa ny mlagasy ve no manao zavatra dia tsy mba afaka manao zavatra tsara fa dia tsy mahintsy misy olana foana, foana…tsss…mampalahelo mihintsy marina.
septembre 24, 2011 at 10:57
I appreciate your post. I also wrote that SMS advertising provides a cost effective method of targeting promotions to specific customer profiles. You might want to remind customers of specific events or promotions, but for whatever reasons, SMS allows you to pass information directly to the right customer at very affordable prices and fast delivery.
iso 9000
décembre 9, 2011 at 7:19
REVEKO RA I AFONDASY
mars 22, 2012 at 11:12
Ho an ireo be kiana!
mba manaova ra mahavita tsara noho iny fa tsy faly manaratsy fotsiny!
ho anay mpakafy dia tsotra ny fahitanay an iny live iny! tsy ny organisateur no diso na tsy matotra fa ny mpiara miasa aminy ohatra: sono, securité, ny mpiara miasa sasany!
raha maka ny toeran’i organisateur ianareo dia sur aho fa mety ireny ka afaka maka lesona am manaraka!
ny vazaha ary tonga teto tsy nahazo olona betsaka noho ireny! ohatra: La fouine…..
i Andry no nahalalako an’io bandy io fa tsy izany Boul anareo zany! normal izy ra manakiana satria efa niaraka nanao zavatra izahay dia tena itako fa tsy mamely ary mampalahelo mihintsy,
sady ra tsy diso ny fitadidiko dia tsy mbola naeno zavatra nataon’zany eventis zany aho!
ka noho izany dia tsara foana rehefa misy ny organisateur sahy mampiakatra avo ny tontolon’ny HH