Pakysse

Icon

parle peu et passe à l'acte

Fihaonan ny ekipa mpikarakara ny BARCAMP

Raha ny fihaonana tao amin ny Ivotel Ambohidahy anio 26 septembre dia nahafapoa satria raha ny hevitra rehetra tapaka tao dia vonona ny hitondra avo ny fisainana Barcamp daholo ireo mpandray anjara ary ny tena nahaliana ihany koa dia teo amin ny resaka fa mety ho betsaka ireo olona no ho avy andray anjara raha tsy hiresaka ny ekipa ny foko-madagasikara, ny amul, sy ry zareo avy any Fianarantsoa izay azo lazaina fa tena ekipa matanjaka tokoa,ry ariel, ry Randy donny ( mpanao gazety), Tosoa,jogany,jentlisa, avylavitra,pakysse sy ireo maro hafa tsy voatanisa koa araka izany ny resaka serasera dia noferana  tsy hisy.

Ny zavatra tahaka izao moa dia tsy vita raha tsy ny be sy ny maro no niaraka nanantanteraka azy koa araka izany misaotra sy mankasitraka fa dia tena salama sy hita fa feno finiavana daholo ny rehetra ampiakatra avo ny TIC eto amin ny firenena izay azo hadika fa fianakaviana be iray avokoa.

Classé dans :Education, Foko Citizen Media

Famelabelarana ve sa sangy

Raha ohatra ny tenako  niaraka tamin ny namana iray mpitoraka bilaogy namonjy famelabelarana tao amin ny Alliance Francaise de Tananarivo momba ny atao oe lalana mifehy ny sary ny 25 septembre nanomboka tamin ny 3 ka naharitra ora 1 sy sasany  dia gaga aho raha ireo mpandray anjara dia ankizy mpianatra lalana ao amin ny kilasy faha telo ny ambarantonga ambony ary ny tena naha talanjona ny tenako dia ny rediredin ireo mpianatra mombany atao lalana misahana ny internet.

Eny tompoko dia tena gaga aho raha nahatsapa fa tena lasa resaka atteinte ny intelligence ny olona mpikirakira ny inernet  ny zavatra nolazain ireo mpianatra satria dia azo lazaina fa mety noho ny tsy fahafantarana na oe noho ny tsy fanaovana fandalinana noho nahatonga izany zavatra rehetra izany satria raha ohatra koa nanazava ny fetra sy ny lalana momba ny sary ny mpanentana dia tsotra ny azo ambara ry mpamaky hajaina satria dia ny tsy fahamaliana fanontaniana no tena nisongadina betsaka: asa noho ny fahatsapana fa rehefa mandingana fianarana ambony na ny tena marina rehefa mba omena sehatra fitenenana ireo mpianatra mbola tsy nahavita ny kilasy fahamaranana dia mahatsapa fa tena avo noho ny avo, tsy dia hivalapatra b eto ny tenako fa ny votoantony ny resaka tiako ahatongavana dia tsotra satria na inona na inona zavatra mitranga eo amin ny fiainana dia tsy tokony hibontsina ny loha na raha atao amin ny teny baiko dia tsy tokony hiseo milay fa indraindray maha menatra loatra.

Eto am-pamaranana dia tiako ny mampatsiahy fa ny zavatra tahaka izao dia tsy vokatra avy amin ny fahalalana fa kosa azo heverina oe noho ny hakamoana koa araka izany ny indro tiako omena dia ho an ireo mpampianatra izay nanaraka ireo ankizy ireo satria tompoko amiko tsy nanao ny asany izy ireo fa dia variana nipetraka sy nanao masturbation ny atidoha fotsiny sady tsy nahafeno ny fepetra ny valim panontanian ireo pametreka rehetra.

Rehefa nanontanianay fanontany lalina moa ireo mpampianatra ireo dia ny valiny azo dia ny oe maninona moa ianareo raha miresaka ny ministra tompon andraikitra……………….ahahhahahahhaha…………satria hono izy no lehibe ny lalana, koa amiko ny dikan izany dia ny fanaovana tsinotsinona ny mpiaraha monina.

Ny fanontaniana mipetraka dia ny oe Famelabelarana ve sa sangy no niseo tao amin ny AFT satria amiko rehefa mbola tsy voafehy ny zavatra iray dia tsy tokony hiseo milay tahaka izao fa tena mahamenatra tokoa no sady lasa mampidina ny ady hevitra satria raha ny masoko nahita dia karazana olona efa nanana traikefa avokoa no tonga nanotrona ny famelabelarana.

Classé dans :Cocasse, Life, Société

Sharing about citizen media with malagasy journalist ( part 3)

Classé dans :Education, Foko Citizen Media

Sharing about citizen media with Malagasy journalist ( part 2)

Classé dans :Foko Citizen Media

sharing about citizen media with malagasy journalist

Classé dans :Foko Citizen Media

Merci David, Merci Georgia…Thank you David, Thank you gorgia

Que dire de plus a part un grand remerciement pour nos amis de l etranger qui sont David et Georgia. Comme beacoup  d entre vous surement se demande qui sont ce gens: David n est autre que le directeur du RV et Georgia une des grosses pointure du GV bref ceci pour vous dire que le JOURNALISME CITOYEN se porte bien a MADAGASCAR et que ce n est pas par hasard si ces gens sont venu jusqu ici pour voir le fonctionnement et la structure mise en place par l association Foko-Madagascar concernant la vulgarisation du journlisme citoyen sur tout le territoire malagache.

Un grand merci et encore bravo a toute l equipe du Rising voices, Global Voices et specialement a toute l equipe de Foko Madagascar.

Misaotra

Classé dans :Foko Citizen Media

Join the call for a global climate deal at TckTckTck.org
IT TAKES A VILLAGE

RSS Foko

  • Blog Action Day : Foko Bloggers Promote Local Actions For Climate Change octobre 15, 2009
    LYVA from Antsirabe Pour arrêter cet escalade, il faut que tout être humain soit conscient qu’il ne peut pas fuir ce problème. C’est-à-dire qu’il ne doit faire des actes qui nuisent à l’environnement. On doit donc arrêter la culture sur brûlis et la destruction des forêts. On doit utiliser des réfrigérateurs qui n’ont pas de produits [...] […]
    admin
  • A Foko Coordinator As Part Of The Climatevoice Team At Un Summit On Climate Change septembre 24, 2009
    Stéphane Ramananarivo has been the  coordinator based in Madagascar in charge of the very successful Blog Club project and the Green Foko environmental initiatives project. His efforts and commitment to development were often reported on GlobalVoices Online funded community, the Rising Voices’. Stéphane himself started blogging 2 years ago when he help […]
    joan

Follow Pakysse on Twitter

RSS Follow Voiceteam coverage

  • Our Low-Carbon Future: Who Wins, Who Loses? novembre 3, 2009
    The countries represented by the Group of 20 Finance Ministers and Central Bank Governors—more commonly known as the G20 —generate almost 70 percent of the world’s greenhouse-gas emissions. At the end of this week, they will be meeting in St. Andrews, Scotland, to figure out ways to "rebalance" the global economy. Though carbon is not specifically […]
    James Glave
  • A Thousand Alarm Clocks Ring Out - Calling for World Leaders to “Wake Up” to Climate Change Peril novembre 2, 2009
    Barcelona, November 2, 2009: – One thousand alarm clocks rang at 8.30 this morning to welcome delegates to the last international climate meeting before the major summit begins in Copenhagen in December. The TckTckTck campaign – an unprecedented global alliance which represents more than 200 development, humanitarian and environment organizations - brought t […]
    Michael Pereira
  • Anna da Costa octobre 15, 2009
    Dateline: Copenhagen Climate Solutions Project Anna is a New-Delhi based Research Fellow for the Worldwatch Institute. Her work focuses on the research, communication and analysis of India’s emerging climate change activities and political positioning. In previous roles, she has worked for The Climate Group, the Navdanya Trust, the Ecologist Magazine and the […]
    Richard Graves
Join the call for a global climate deal at TckTckTck.org