Archive for the ‘Rolf’ Category

Fankasitrahana sy fankatelemana no omena any Silo, nandritra ny Seho an-tsehatra indroa izay nataony ho antsika mpankafia azy. Tao amin’ny IFM Analakely, ny Zoma 13 septambra ny seho voalohany ary ny Zoma 27 septambra lasa teo kosa ny seho faharoa, tao amin’ny hotely lehibe iray etsy Antaninarenina « Le Louvre ».

Hafaliana no hita soritra teo amin’ny tarehan’ireo mpanaraka, tonga nanala azy maro be, tamin’ny fanotronana ny mpanankato. Ho antsika mpamaky ity « blog » ity dia, isan’ireo azo sokajiana ho anatin’ireo olona ireo ny tena.

Eto am-pamaranana dia indro zaraiko aminareo, sary vitsivitsy nandritra ny lanonana ny Zoma lasa teo. Tsiahivina vetivety, fa niaraka nanampy any Silo i Rolf sy Joël Rabesolo teo amin’ny fitendrena zava-maneno.

DSCF3128Silo anaty aingam-panahy tanteraka

DSCF3126Rolf sy Silo nizara ny revy faratampony

DSCF3133Rolf, Joel Rabesolo ary Silo. Fahatairana ny an’ireo mpijery, raha nanao « interpretation jazz » amin’ilay mampanidina izy telo miralahy ireto. Misaotra e!

DSCF3129Ireo mpankafia

Publicités



  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Krîs sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    Krîs sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    rasoa sur QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… sur QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… sur QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Rasoa sur QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Rasoa sur QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rapa sur ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    friv unblocked sur Atsaharo ny ra-matahora r…
    friv unblocked sur Events! part 1
    friv sur Events! part 1
    Rija sur [Anonyme] Marc Ravalomanana: L…
    Benoit VALDEZ sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…