Raha ny lojika politika misy ankehitriny dia tsy tokony menatra, mihemotra na matahotra i Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany, amin’ny fisamborana an’i Andry Rajoelina. Satria, ny mitady ny soa ny mpiarabelona sy ny firenena dia efa nataon’izy ireo vaindohan-draharaha.

Andry Rajoelina lehiben’ny MAFIA Malagasy

Ity oronan-tsary ity dia manazava tsara ny fomba maloto tamin’ny famotehana sy ny fanondranana ny harem-pirenena malagasy. Voatonona ao ny anaran’i Andry Rajoelina. Izay azo lazaina fa lehiben’ny MAFIA malagasy nandritra iny fitondrana tetezamita iny.

Maninona moa tsy Tonga dia ingahy mpikiky kapila manjelatra no samborina? Sa i Mamy Ravatomanga no tena mpilalao ny « télécommande » ka ingahy kely dia sarobakolin’ity farany?

Famonoana olona manarapenitra, niarahana tamin’i Andry Rajoelina ny 26 Janoary sy ny 07 febroary 2009

Raha ny maso mahita, ny saina mandinika dia i Andry Rajoelina no lehiben’ny mpamono olona, nandritra ilay revolision’ny mpanongam-panjakana, ny taona 2009 iny.

Ny tena nahatalanjona ity tantara ity dia ny tsy fandraisana andraikitra nataon’ i Rajoelina. Raha ny lojika mantsy, rehefa mitarika tolona na revolisionina ny olona Iray. Ny lehibe (leader) dia tsy maintsy mampiseho fihetsika fa tsy matahotra ary mahasahy hatramin’ny farany, hatramin’ny fahafatesana.

Nefa, mody nitomany tahaka ireny zaza nosarahana nono ireny ingahy Dijaka ny ampitson’ny 07 Febroary. Ny mahagaga ihany koa, ny 26 Janoary dia tsy nanao izany lery. Inona ny antony sa filalaovana sarimihetsika fotsiny iny ranomaso mody nalatsaka iny? Ny fanontaniana mipetraka ihany koa dia ity: inona ny maha samihafa ireo olona Maty ny 26 Janoary 2009 mihoatra ireo olona Maty ny 07 Febroary 2009? Maninona i Rajoelina tia milalao faty ary maninona ingahy io no tia mandainga?

Be maintsy

 

 

Publicités

  1. KOTO

    Marina tanteraka ny voalazanao ka tsy misy azo lavina, fa ho sahy hanao izany ve hono ty Filoha vaovao?Ny fanendrena PM ary 2mois apres tsy vitany nefa zavatra tsotra sy mora indrindra;dia eto mo tsika samy ahita eeee,fa ny mampahonena fotsny dia ny vahoaka Malagasy tsy mahalala na inona na inona,nefa tokony mba ho tonga saina amin’izay eeee

  2. mika

    Sary efa elabe io r’ise na bois de roise nareo efa t’androany Ratsiraka no nisy trafics foana,hatram’izao,koa raha sambotsa any Rajoelina dia sambory aloha io rangahy metis sinoa io satria izy no tena mafia,dia rehefa avy eo sambory dahalo daholo ny président rehetra teo @fitondrana hatramin’izay fa mazaha atao olona iray ihany,manjary misy vengeance io raharaha io dia na hery mety azo samboriana koa.

    • Hery

      Aza malahelo ralahy ianao a. Nololoavina ambony loha ny ratsy niaraka tamin’i Rajoelina. Ho avy ny fitsarana azy ary tsy maintsy voasambotra io dia ledala no hitarika ny fanokafana an’Antanimora ho an’ireo mpitantana ny Tetezamita. Izay maharitra ihany no vadin’Andriana e

  3. Ramicelet

    Tena miombkevtra tanteraka @zany izahay …




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Irish sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Randi sur RT@Leo Politika Maloto: Intern…
    Jeana sur ANDRY RAJOELINA : Un charlatan…
    Etta sur Misaotra an’i Silo
    Stretch sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Coralie sur March 20, 2009
    Velvet sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Carley sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Lucinda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Micheal sur BARCAMP MADAGASCAR
    Peggy sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Letitia sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Lola sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

%d blogueurs aiment cette page :