image

Sary: nalaina tao amin’ny Google; Andry Rajoelina niaraka tamin’ireo miaramila mpanogam-panjakana

Mihevitra fa mbola ilaina eto amin’ny firenena, ny fomba amam-panao maloto sy ny fisainana jiolahimboto. Raha tsy mitandrina tsara nefa, i Hery Rajaonarimampianina mivady. Raha ny fomba amam-panaon’i Dijaka sy ny manodidina azy no jerena. Afaka fotoana fohy, dia mety ho avy eny Tsimbazaza, Ambohitsirohitra ary Iavoloha ny tafondro sy ny basy ary ireo mpikarama an’ady mitam-piadiana isan-karazany.

Lasa mpampianatra politika ny mpikarakara lanonana

Talanjona sy variana ny rehetra, raha nanome fanazavana amin’ny tokony ho atao, eo amin’ny lafiny ara-politika ingahy Rajoelina. Orakoraka sy tabataba feno fifaliana no nandraisan’ireo mpankafia azy tamin’izany. Raha izay tokoa mantsy no arahina! Tokony ho hajaina sy ekena izany ve ny fangalarana ny harem-pirenena sy ny fanaovana kolikoly, ny famonoana olona, ny lainga tsara lahatra sy ireo ratsy rehetra isan-karazany nanabeazany ny vahoaka malagasy, nandritra ny fitantanany ny fitondrana tetezamita.

Very tadipoitra ka lasa mivoaka sy miditra tahakan’ny lelon-jaza

Sarotra dia sarotra tokoa ny toerana misy an’ingahy mpikiky kapila manjelatra ankehitriny. Sady very ny vola, very ny seza fa indrindra tsy araka ny nampoiziny ny fiodin’ny raharaham-pirenena. Ny loha malemy tsy mikatona sa ny tadipoitra tsy tapaka tsara no mahatonga azy mivoaka sy miditra tahakan’ny lelon-jaza?

Diniho sy lalinanio lalina ihany (inona ny dikanio?)

Diniho sy lalinanio lalina ihany hoy ingahy mpanentana. Ny maha mpikarakara lanonana an’i Rajoelina, sa ny maha mpandroba fitondrana, no mahatonga azy miteniteny foana tahaka izao.

Fehiny, very seza i Andry Rajoelina ka lasa romotra be. Mila mailo i Hery Rajaonarimampianina mivady.

Be mainty


  1. mafy lotr le koz momban ny andry raloelina eh , ra ten mis jery rajaonarimapianina de tokony ataony ny fampiakarakarama ny fonctionnaire am ty taon ty satria efa ho avy zao ny famatsiambola avy any ivelany, FA TSY FALY ANARARTSY AN ZANDRY KEL FOTSINY EH ,

  2. sombiny aminy zavatr tokon ef ho vit zan lazaik zan eh, ts famatsiam bol tsik 5ans zay nis atao ian ny transition na de sahirana ar ny vahoak eh ,

  3. sady enonay koa fa las ts ankiteniteny any maurice i hery R., izan ngah n nifanarahan tam vahoak eh , sa be lotr ny vola …………………?

  4. samy mapme doly na iAndry na Hery e!ny ray faly ninana volany bois de rose ny ray faly manao tour du monde.




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :