Archive pour août, 2012

Tsy misy resaka fa volam-panjakana no nanamboarany Andry Rajoelina an’ity trano atsy MAURICE ity raha tena marina tokoa.

Gaga sy talanjona tanteraka aho raha naharay mailaka avy amin’ny namana mpanao gazety vahiny iray izay manana ny maha izy azy tokoa raha eo amin’ny resaka « investigation » no asian-dresaka.

Tsy afaka ny hanaporofo an’ity resaka ity ny tenako, ny mametraka ny fitokisana ilay namana izay nizara ahy ity sary ity ny fahendrena tsara indrindra hitako. Resy lahatra tanteraka ny momba io tantara io aho.

Tsy ho lava resaka aho, aoka isika rehetra no handinika sy hamakafaka an’izao toe-javatra izao.

Raha manana fahendrena i ANDRY RAJOELINA sy ny forongony dia tokony manazava ny saim-bahoaka.

Raha diso aho nametraka ny sary dia tsy hisalasala ny hiteny azafady ho antsika izay mpanaraka ity « blog » ity sy any Disc Jockey satria, ny olona salama aza hono mbola mety marary.

Raha marina kosa fa tena any ANDRY RAJOELINA sy ny vady aman-janany ity trano be namboarina tamin’ny fomba maloto sy tsy mazava ity dia ny azafady avy amin’ny mpangalatra ny volam-bahoaka no tokony hitranga.

Tsy vahoaka bado akory ny malagasy fa olona misy saina sy afaka mandinika ny zava-misy.

Publicités



  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Pakysse: Activist as… dans Atelier sur le micro-blogging…
    Pakysse: Activist as… dans Radio Tana fandaharana Be louh…
    Pakysse: Activist as… dans UNICEF Photography Workshop wi…
    Pakysse: Activist as… dans RapidSMS in #Madagascar-Mobile…
    Pakysse: Activist as… dans Inauguration Du Nouveau Centre…
    Pakysse: Activist as… dans Workshop on photography
    Pakysse: Activist as… dans GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    Dadabazy Mpiandry dans TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anonyme dans Triste Fin Pour Ma Grand-…
    Krîs dans Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    Krîs dans TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme dans TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    rasoa dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…
    Jean-Marc Rolland /… dans QUE L’ORDRE DES MEDECINS TRAIN…