Narsisik kely sy tia teny kely Pakysse dia manao antso oe andao hanala azy kely amin’izay o!


Andao amin’izay hanala azy fa LEO BE AHO mampiasa saina. Sao dia misy mazoto ianareo namako mpanaraka ity bilaogko ity o? Miala tsiny fa plan tia tena sy plan narsisika kely androany…..LOl Pakysse 🙂

Miasa mitady vola sy mampiasa saina efa isan’andro fa raha misy mazoto anao plan dance, dance na manala azy foana amin’izay dia partant be pakysse.

Bien à vous!

Publicités

  1. nina

    marina ny anao kan , indraindray ilaina ihany ilay tia tena kely .

  2. Anonyme

    za vonona hanala azy b papa a!!!am ZOma a!!!!

  3. Anonyme

    fantako iza io anonyme io fa kopela dia tsy tapitra raha tsy am 6 maraina dia manao after maivana ao am colbert am chocolat sy cafe vao maraina an…lol

    @pakysse

  4. Iza ary e?

    Enfin monsieur tonga saina oe mila manala azy kely koa amin’ny fiainana fa tsy oe manao asa soa sy mampiasa saina be eo foana 🙂

    ca va @Pakysse?

  5. pakysse

    Aza adino ry R ny kravaty miaraka amin’ny kostara be fa kopela an!

  6. Ericka

    Allons, allons! Y a kw ce vendredi?




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Benoit VALDEZ sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Harinjaka Ratozamana… sur Harinjaka Ratozamanana (Part 1…
    Harinjaka Ratozamana… sur #Foko Madagascar depuis 2007 /…
    Harinjaka Ratozamana… sur GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    immobilienkredit sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    kredit vergleich sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    autofinanzierung sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://immobilienkre… sur BARCAMP MADAGASCAR
    Ratovo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    mzar su sur Tsy dokam-barotra ity fa ny ka…
    music marketers sur BARCAMP MADAGASCAR
    bizinfo18 sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rasoarimanana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

%d blogueurs aiment cette page :