NY ADIDY TSY HO AN’NY OLONA RATSY!


Ny sedram-piainana dia tsy tokony atao mahakivy velively, ary tokony masahy miatrika izany isika tsy an-kanavaka. Isika malagasy moa manana ilay fomba fiteny manao oe ny adidy dia tsy an’olona ratsy, koa araka izany andeha ho zaraiko vetivety aminareo ny mahafinaritra amin’ny fanaovana ny soa ny manodidina azy.

Dadabe Avy Nianjera

Ny zavatra tsapako dia tsotra: Raha tsy teo ireo olon-dehibe ireo dia tsy tonga teto aho. Na inona tsy fitoviam-pijery sy tsy fitovian’ny vanim-potoana iainana dia aleo hajaina sy omena ny hasiny ihany ry zareo.

Publicités

  1. Ratefimandimby

    Bonjour Pakysse,
    Merci pour ton message, ary mirary fahasitranana haingana sy lavorary ho an’ny Dadabe anao e!
    Lili Ratefimandimby.

  2. pakysse

    @Lili Misaotra e, Efa salama sy nivoaka ny hopitaly ra dadabe ka.

    Mazotoa e!




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Harinjaka Ratozamana… sur Harinjaka Ratozamanana (Part 1…
    Harinjaka Ratozamana… sur #Foko Madagascar depuis 2007 /…
    Harinjaka Ratozamana… sur GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    immobilienkredit sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    kredit vergleich sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    autofinanzierung sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://immobilienkre… sur BARCAMP MADAGASCAR
    Ratovo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    mzar su sur Tsy dokam-barotra ity fa ny ka…
    music marketers sur BARCAMP MADAGASCAR
    bizinfo18 sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rasoarimanana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Irish sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

%d blogueurs aiment cette page :