Vizaka sy noana ny vahoaka malagasy!


Gaga aho mahita ireo mpanao politika mirediredy sy mihevitra ny vahoaka ho donto,raha ny nambaran’ity olon-tsotra iray.Tiako ny milaza aminareo fa leo sy tofoka ny vahoaka malagasy amin’ny fanaovana tsinotsinona azy.

Asa raha mahatsapa ireo mpanao mpanao politika ireo fa dia simba tanteraka ny firenena, nohon’ny fijerena ny tombotsoan’olona vitsy hoy indray ity tanora iray:fangalarana ny fananam-pirenena,fitenitenenana foana avy amin’ireo ankolafy rehetra,fitadiavana seza,fitsinjovana ny tombontsoan’ny olona vitsy sns..

Tsy tiako  raha mbola ireo milaza ho azy ho mpanohitra sy ireo milaza ho azy ho mpitondra ireo foana no mitondra ity nosy malalako ity hoy R.R.

Noana aho,vizaka aho,sahirana aho,tsy ampy intsony ny vola eto am-pelantanako hoy kosa ity raim-pianakaviana iray.

Nisoritra teny amin’ny tarehin’ny renim-pianakaviana iray ny alahelo satria dia tsy hafa manoatra fa voatery manaiky nohon’ny tsy rariny ataon’ireo mpanao politka ireo.

Raha atao bango tokana izany ny fiainan’ny vahoaka malagasy dia tokony hisy ho saintsain’ireo mpanao politika tsy hakanavaka ireo.Ny olon-tiana ihany hono no omena ny fananarana koa araka izany mba tongava amin’izay saina ianareo ry malagasy mpanao politika fa mirefarefa ambany loatra ny tsy firarahinareo ny olom-pirenena mpiray tanindrazana aminareo.

Publicités



    Laisser un commentaire

    Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

    Logo WordPress.com

    Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

    Image Twitter

    Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

    Photo Facebook

    Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

    Photo Google+

    Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

    Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Harinjaka Ratozamana… sur Harinjaka Ratozamanana (Part 1…
    Harinjaka Ratozamana… sur #Foko Madagascar depuis 2007 /…
    Harinjaka Ratozamana… sur GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    immobilienkredit sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    kredit vergleich sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    autofinanzierung sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://immobilienkre… sur BARCAMP MADAGASCAR
    Ratovo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    mzar su sur Tsy dokam-barotra ity fa ny ka…
    music marketers sur BARCAMP MADAGASCAR
    bizinfo18 sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rasoarimanana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Irish sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

%d blogueurs aiment cette page :