Ny mpiambina ny tananako dia tratrako niaraka nanao zavatra mamoa fady niaraka tamin ny zanany 15 taona


Raha amin’izao fotoana izao ny tenako dia voatery mipetraka any an toeran kafa noho ny antony ara-fahandriapahalemana dia gaga sy talanjona ary tena sosotra sy nalahaelo aho raha nahita ity zavatra iray tena izay mbola tsy fahita sy faheno matetika raha tsy amin’ireny haino aman-jery ireny.

 

Ny antoandro ny 8 oktobra raha iny nandeha nitsidika tahaka ny mahazatra ny fonenana izay sainga namohizako ny aiko iny moa ny tenako sy ny namako ka nitsatoka ela be teo ivelany vavahady dia somary sendaotra ihany satria rehefa nampaneno ny lakolosy nandritra  ny 30 minitra teo eo dia voatery nihanika ny vavahady satria dia noheverinay  fa dia tsy nisy olona ny tanana.

 

Akory ny hagagako raha ohatra koa nahita ity mpiambina ny tanana no sady mpanao ny zaridaina miaraka matory amin’ny zanany vavy vao 15 taona fa tsy vita ny natory fotsiny izany fa dia tratrako niboridana vao avy nanao firaisana ara-nofo.

 

Sady romotra no natahotra ny tenako ary tonga dia nivoaka ny trano natokana ho azy ireo ary niteny ilay namako aho oe mba jereo anie ny zavatra misy ao fa tena mamoa fady tanteraka e.

 

Tsy nisy nahahetsika izahay roa ary samy naka toerana nipetraka ary nandinika.Ny tena nampiomehy dia tsy tsapany  akory oe  izahay anie dia nivezivezy mijery azy mianaka resiny torimaso tanteraka ary izany rehetra izany dia tanaty fifampitazomana mafy dia mafy tokoa ary samy niboridana tsy nisy niankanjo fa dia nitanjaka be avokoa.

 

Raha ny fomba nanairako azy mianaka ireto moa dia tsotra satria dia novelesiko tamin’ny angady mafy be ny varavarakely nisy azy ireo ary tamin’izay fotoana izay dia nitsamboatra sy taitra ary dia gaga raha nahita anay roa efa eo an-tokontany ra Dada Naivo.

 

Tsy hanao be resaka aho fa kosa oe ny zavatra tahaka izao dia zavatra tena maloto fa indrindra indrindra mampalahelo.Aza  mba sendrany ihany hoy ny olona fa tena henjana be ny miheritreritra ny fandehan-javatra tahaka izao.

 

NB : Raha tsiahivina dia 47 taona i ra zoky ary ilay zanany vavy dia vao 15 taona monja


  1. ikalakely

    Ayyyy… tena mampalahelo be koa izy izany. Dia ilay zanany koa izany dia toa manaiky an’ilay zavatra sa tsy mahafantatra hoe tsy azo atao ilay acte. Fa maninona pakysse tsy resahanao izy sa efa nataonao ?
    Mila haparitaka be mihitsy ho aho ny resaka droit de l’enfance sy ny maltraitance amin’ny abus sexuel, pedophilie fa tena mijaly anie e

  2. ikalakely

    bomba be koa ilay templates vaovao an

  3. moon

    Tay be zany
    De zanany ve?
    Angaha tsy manambady ve le rangahy!!!

  4. sipagasy

    gravy koa izany ann, @ izao zavatra miseho izao dia tokony ho ianao no mitory ilay rangà ho fiarovana io zanany vavy io, azo gadraina tsotra izao ilay rangà raha ny lalàna no ampiharina. Tsss ggrr beh zah miertreritra an’izany annn

  5. ikalakely

    ka manjary tsy misy mpiambina ny tànanan’i pakysse raha migadra dadanaivo koa…. vazivazy ny ahy

  6. manjinja

    lol b lay tantara sady maharikoriko fa azo toriana tsara i dadanaivo araky ny lalàna misy fa anjaranao zany mi agir hoe hiditra amzany v sa tsy? otran sarotra ihany alou e🙂




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :