INONA NY LOAKA ANDROANY E?


VOALAVO VE?

Ny zavatra tena maha talanjona ny tenako eto dia ilay fiheveran’ny olona fa ny atao oe fiarahamonina dia teny noforonina fotsiny any koa natao ho an’izay mila azy fotsiny na raha atao amin’ny teny fohy sy mazava dia oe fiarahamonina midika lalam-pifehezana ny samy olombelona.

Samy afaka manao izay tiany avokoa fa kosa oe mila mitandrina ihany izany oe afaka atao ny mampifangaro ny loaka atao anaty vilany ohatra oe: ny sokatra sy ny soavaly  na ny aliaka sy ny tsaramaso fa ny vokany dia mety hararay kibo ianao sns… eo ihany koa irony karazana soratra eny amin’ny rindrina irony tahaka ny oe izay tratra manao maloto eto dia ho saziana nefa ilay olona poritra tanteraka no sady tsy manana vola omena dia midka ve izany fa dia ho feno olona nanao maloto an-dalambe eny ambany antsinanana (AR 5000)  na ny tena mahafinaritra indrindra dia ilay fampitoviana ny olombelona amin’ny biby : “ ny aliaka no mamany eto”

Hoy aho oe, ory zareo an: mba asio fiheverana amin’izay fa tena mampahonena tanteraka ny zavatra misy eto amin’ity firenena malala antsika ity amin’izao fotoana izao e, marina fa ny mampifangaro ny voalavo angamba tsy misy hanaiky ny hihinana izany atao loaka fa raha izao no mitohy dia mety oe ho lasa mpiompy  voalavo ihany ny akamaroany mpiray tanindrazana.




    Laisser un commentaire

    Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

    Logo WordPress.com

    Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

    Image Twitter

    Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

    Photo Facebook

    Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

    Photo Google+

    Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

    Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :