March 20, 2009


dscn3840Mpanagalatra tetsy Ambohijatovo!dscn3842Izany rehefa tia angalatra eo e!dscn3845Midina @ Colbert akeo @ HCC!dscn3847Raharinaivo isan’ny mpitarika tonga voalohany teo alohany Tribunal niresaka t@ mpikirakira ny va.


  1. Tokony tsy hitranga ny zavatra mahory mitovy any zao raha voky ny kibo ny ramose !!

  2. pakysse

    @sharurban tena mitovy hevitra aminao aho fa raha sendra oe ianao no tratra ny fangalarana dia mety tena hiovany fijerinao satia raha ny tenako manokana dia tsy tia mpangalatra satria efa tratrany.

    Momba ilay oe raha voky ny kibo dia tsotra ny havaliko aminoa satria na any Etats Unis aza dia misy ny mpanagalatra koaa araka izany maninona moa raha vokisanao daholo ireo izay noana rehetra hijerevana azy oe.

  3. Iza moa no tia mpangalatra, za ny hevitra hoe, mpangalatra tratra teo aminy fanaovana rally eo ambohijatovo io, dia no daroana zala !! satria raha milahatra izy ao ny atony !!

    loool, mbola ty tena lohatra ny gouvernamenta ameno ny kibo tsika tsirairay !!
    Aza mba atao teny anglishy daholo rangaha ny vaovao, fa very zahay tsy miteny e !!

  4. pakysse

    marina tokoa ilay fitiavan tenany ny governemanta izay tonga teo fa dia ny famenoana ny kibony no tena tanjony voalohany




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :