Events: March 28, 2009


dscn3728Brrrrrr!dscn3724Tsy tadidiko ny anarany fa dia olona voatifitra ny bala ihany koa ranamana ity ( hjra )dscn3729Ankizy mpianatra izy io ary tsy tiany aseho ny tarehiny dia natao tanaty fanajana tanteraka izany.

Isan’ireo olona  mpitolona izy ary dia sendra ny bala tsy nahy ary olona 3 ry zareo no niaraka voa tamin’izany araka ny fitantarany.

Nifanena tamin’ireo mpitolona teo Ambohijatovo ambony hono izy raha iny hamonjy ny fianarany iny no tratra ny bala tampoka.

Vohanginirina Razafiarimanana no anarany. ( hjra )dscn3731Ity ankizy iray ity dia 15 taona ary tena namapalahelo tokoa ny nahazo azy satria dia mipetraka eny Fiadanana eny izy no sendra voany bala izay tsy misy hidirany amin’ny tolona natao teny Ambohijatovo satria araka ny filazany dia izy andeha hatsaka iny no naheno feom-basy izy io ary teo nonahatratra ny tanany izay grobaka ny bala tokoa.

Araka ny filazany dia miaramila eny akainy toerany eny no nitifitra fa tsy fantany oe avy aiza dia io tananany voa io

Lalatiana Charlie Virginie no anarany ( hjra )dscn3732 Rakotondratsimba Gilbert no anarany ( hjra )dscn3733Ny tantarany ledala ito indray dia olona tsotra ary izy dia tsy nitolona no sady tsy mpomba ny TGV no tsy mpomba ny  » ANTI COUP D’ETAT SY TIM koa anefa dia voatifitra ihany koa teo amin’ny sandriny.

Ny tena mahagaga dia olona nandeha tsotra andeha ody iny hono lery teny Anosy no nanao tifitra tsy fanatra oe avy aiza ry zalahy miaramila no tratrany bala indray ra namana.

Ny reniny no nitondra azy teny amin’ny hopitaly hjra

Publicités

  1. zay any anie, lay gasy kely innocent mitolona mitady sakafo hoanina isan’andro no mijaly sy voan’ny bala, andraikako ô

  2. pakysse

    @mitia tena mampalahelo mihintsy ilay izy e!

  3. Ny hendry sy innocent ndray no voa re olona koa!




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    mzar su sur Tsy dokam-barotra ity fa ny ka…
    music marketers sur BARCAMP MADAGASCAR
    bizinfo18 sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rasoarimanana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Irish sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Randi sur RT@Leo Politika Maloto: Intern…
    Jeana sur ANDRY RAJOELINA : Un charlatan…
    Etta sur Misaotra an’i Silo
    Stretch sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Coralie sur March 20, 2009
    Velvet sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Carley sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Lucinda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

%d blogueurs aiment cette page :