Lasa ndry zalahy HAT Antaninarenina e


Tena henjana be raha ny zavatra hitako tety Antaninarenina teo satria dia feno miaramila ary misy tank be mihintsy nandrava y olona niaro ny ara-dalana.

Amin’izao fotoana izao diaato ami’ny out cool cyber ny tenako ary tena afaka miteny fa dia lasan’dry zalahy ny ao Antaninarenina ao.

Ny fantako dia gidra dia gidra tokoa izao situation izao fa tenamila harenina, tsy resak vahoaka intsony fa dia olanaara politika ary ny ilaina dia ny vahaolana ara-politika.

Andeha hijery ny tena fandehany eny ny tenako fa dia mitohy ny tantara rahambola mikosktra ny Out Cool


  1. 1 Mutineer militaries have penetrated the Palace of Ambohitsirohitra « DagoTiako

    […] I quickly twittered the news. All twitterers were already aware of this news. Well, the attack of the Central Bank was not confirmed but one thing is sure, the mutineer militaries have invaded Antaninarenina. Pakysse who was in the surrounding area of Antaninarenina at the moment of the attack informed me that “Militaries were all around and there are 5 tanks“. […]




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :