Ireo karazana olona tonga tao Mahamasina!


dscn2995Izy no Rolly Mercia aminy ,  » directeur  ny redaction  » ao @  » La verité ». Nisy nitoraka cocktail molotov ny tranony satria dia masahy maneho  hevitra. Isan’ireo mpanao gazety tonga tao Mahamasina.dscn2996Izy indray no atao oe andriamatoa Barijaona isan’ireo mpitoraka bilaogy tranainy ary isan’ireo sangany ihany koa @ resaka fanoratana.dscn2997Izy indray izany no atao eo Generala Ferdinand Razakarimanana, isan’ireo mpifaninana ny filoha farany teo t@ fifidianana filohan’ny repoblika ary PDS ny faritany Antananarivo t@ androny amiraly.dscn3002Izy no atao oe Rolland Ratsiraka, ben’ny tananany Toamsina teo aloha tratra ny sivana nataony fitondrana TIM.dscn3007Izy indray no atao oe Jean Theodore Ranjivason isan’ireo ministra teo aloha tao @ governemnta Sylla ary azo lazaina fa isan’ireo nafana fo t@ androny 2002.


  1. za tsy maharaka mihitsy fa azafady, nisy inona moa tao mahamasina? Lavitra net za elabe fa azafady e!🙂

  2. pakysse

    @maintilely tena somary misy famoriana olona tsotsotra izany amin’izao f misy fangatahana ataony andry rajoelina fa mahazo tsindry azo lean avy @ mpitonda izy.




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :