MPAGARO PAOSY!


Rehefa iny tapitra iny moa ny ora ny fiasana sy ny fianarana koa andeha hody haka bus ny olona eto an-drenivohitra dia mifanesika be tokoa ary eo indrindra ry zalahy no manao ny ataony fa ny tena mahagaga dia ireo olona mbola zaza ary tena zaza no manao izany koa tamin’ity indray mitoraka ity dia sendra ny nahay azy ry zalahy satria dia polisy mihintsy no tena lasibatra. 

  

   Raha iny niakatra anaty bus iny moa dia somary mifanisika tokoa ary samy manao izay ataony mba ho tafiditra anaty bus satria mamy ny mody koa teo indrindra ireto zatovo vitsivitsy no mody nibahana ny fidirana dia nisava ny tao anaty paosiko moa ry zalahy koa niseho nisava dia tsy nahita fa noteneniko oe avelao io fa matiko eo elisany, dia navelan’dry zalahy fa mbola nanohy ny asa ratsiny ihany izy ireo ary sendra ny nahay azy satria dia polisy izao no nosavainy ary tonga dia tra-tehaka fa tsy nahetsika fa  ny namany kosa dia tafatsoaka avokoa.

   Ny arret bus tiako resahina eto moa dia ilay arret akaiky ny Shalimar Tsaralalana,ary mora tamin’dra sefo no nitondra any ilay bandy satria dia ao ambadika kely ao fotsiny no misy ny “poste de police”.   

   Ny lesona azo tsoahina dia ny oe mitandrema isika mpandeha bus satria dia maro tokoa ireo mpanagaro paosy.


  1. HAhaha , izay kà , ataovy ihany ‘hoy aho raha ratsy loha be
    saingy kosa mijaly ihany izany ny zaza sy ny vahoaka satria dia hangarom-paosy ve sisa no atao?

  2. pakysse

    @ikala tena marina tokoa izany fa tsy hita moa e.

  3. Za koa ary mba voaaro paosy koa. Mampalahelo an. Lasan-dry zalahy lé phone nefa mba tsy foza orana lol

    Ny tena moa kevoka nandeha tongotra teny Behoririka. De nisy olona maro nandona a de everiko oe normal fa feno olona ny lalana. Hay efa tetika be angalarana an’lé phone lé izy. Ndriiiiiiiiiy

    Zao aloha de mihonona amin’ity foza kely ity e lol lol lol

  4. entre pas, taggé toi!

    lé lien avy amin’ny théophile iny

    Pourquoi tu blogues sur l’afrique?

  5. simp

    no-tagevako koa elah
    pourkoi tu blogues sur l’afrique🙂

  6. pakysse

    tonga dia gin ny bandy fa tratra izany………@ariniaina foza oran be ve tonga dia mitovy ny aty koa io fa aleo tsotsotra fa ry zala tena henjana raha ano mission be koa.

  7. io efa fanaon’zalah mihintsy ka, am zao avy orana zao no tena fotoanany satria misiska daholo ny kill refa haka betax. Ny misenina de ndray2 kobon’le resevera ry lerony fa tsy mikozy lery.

  8. pakysse

    @tahina tena amrina lesy izany fa mila mitandrina ihany fanafodiny dia kopy tsika e.

  9. Anonyme

    MPAGARO A BELJE




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :