FIVERENANY FANJANAHANA ARA-INDOSTRIA



Pays riche egal Pays industrialises, raha izay no filaza ireo firenena
lehibe mandroso sy manakarena dia tsy izay kosa no mitranga eto amintsika satria
raha iny niijery fandaharana iny ny tena tamin’ny fahita alavitra iray omaly
alina dia gaga raha nihaino ny famelabelarana sy ireo tranga maro samihafa
mpahazo orinasa iray mpikarakara savony dia tsy iza izany fa ny Savonnerie
Tropicale SA.


Efa ela ihany moa ity orinasa iray ity no nitaraina sy naneho ny heviny
momba ny fahitany ny atao oe “concurence deloyale” sy ny antsojay ataony
fanjakana manoloana ny orinasan’izy ireo koa izay indrinda no nahonga ahy ny
haneho hevitra tsotsotra kely eto satria hitako fa tsy rariny izany marina no
tena mahazo ireo indostria eto amintsika.


Raha eo amin’ny 40 eo eo ireo orinasa mpamokatra savony dia eo amin’ny 4
eo ihany ry zareo ireo no indostria goavana fa ny ambiny irony araka ny
filazana ny tompon’andraikitra dia “ savony makafoka” izany oe savony tsy ao
anaty ny lalana mifehy ny varotra na
raha atao bango tokana dia svony tsy manara-penitra iraisam-pirena.


Ny ohatra izay ho raisina eto dia ny savony izay vokarin’ireo olona avy
atsy Maorisy na irony atao oe ‘citron plus” irony izay araka ny filazan’ireo
tompon’andraikitra ao amin’ny Savonnerie Tropicale dia savony tsy
manara-penitra no sady savony mpaka tahaka satria raha eo amin’ny resaka
kalitao dia ambany dia ambany tokoa no sady savony novokarina avy amin’ny
teknika ny orinasa ny savony Savonnerie Tropicale, fa ny tena mamapalahelo dia
ny fahafanataran’ireo tompon’andraikim-pajakana izay mifehy ny varotra eto
amintsika izay tena minia ny mody tsy mahafantatra sy ny minia ny mody tsy
maheno ny antso nataon’ity orinasa iray ity izay tsapa sy hita fa raha mitohy
izao dia tsy hisy intsony ny indostria malagasy goavana tahaka izao.


Ny tena mamapalahelo ihany koa dia ny filazan’izay ireo fa ny tena
mamely ao amabadiak dia ireo oriansa zanatany mapanafatra savony tahaka ny
orinasa mpamokatra biscuits sy ny orinasa MAGRO izay nolazainy
tompon’andraikitra fa tsy misy ny savony Nosy ao na ny iray aza fa dia ny
savon’ireo maorisianina jiaby no ao koa lasa napa metram-panontaniana ny olona
oe fa dia maninona no manao tahaka izao ary maninona ihany koa no samy malagasy
no mifamono tahaka izao satria ve mba mety sy ara-penitra ary kalitao ny savony
nosy dia atao izay hanimbana izany?


Raha mbola nanazava ihany koa ity tompony orinasa ST ity raha
nampitoviny dia ny Savonnerire Tropicale hoy izy MERCEDES fa ireo savony avy ao
Maorisy hoy izy dia 2CV koa azonareo amin’izay ny mahatonga io orinasa io
mitaraina satria dia tena tsy rariny intsony no sady raha nanazava ihany koa
izy dia azo lazaina fa efa ady goavana tokoa tamin’izany andro izany ny natao
tamin’ny Savon de Marseille izay tena natanjaka tokoa tamin’izany fotoana izany
satria mbola azo lazaina fa tao anaty ny fanjanahana tokoa anefa ny ST dia nahavita ny nifaninana tamin’izy
ireo any hatrany amin’ny tsy nahitana izany savony izany intsony koa maninona
moa ny eto an-toerana ary samy orinasa malagasy indray no mifamono?


Ny dingana rehetra moa dia efa vitan’ity orinasa ity hatrany amin’ny
kaomisiaonina miaro ny varotra eo anivon’ny oseaniba indianina, ny COMESA ary
farany dia mnomboka menaeo ny heviny eo anivon’ny SADC ity orinasa ity.


Ho famintinana izay rehetra voalaza izay dia tiana ny mampatsiahy fa
100% ny capital ao dia malagasy avokoa ary izany dia tokony hanehoana ny
fitiavan-tanindrazana ho antsika malagasy sy tsy tokony haneoana ny
hetraketraka ny samy malagasy fa maninona moa raha miaraka miasa sy mampiseo
tokoa fa na dia eo andalam-pandrosoana aza isika dia afaka miray hina sy maneo
ny hevitra fa tsy tokony ny samy malagays indray no mifamely ary taiana ny
mampatsiahy fa ny tompon’ity orinasa ity dia anisan’irony olona mpiaro ny
orinasa ny ny tombotsoany malagasy raha atao bango tokana.


  1. profit profit profit
    vola vola vola foana

    izay « fotsiny » no anton’io rehetra io
    raha za i savonnerie tropicale dia ny mpanjifa no cibler-na. Hafa ihany ny vita malagasy fa sady ny an’ny tena no ampiasaina, moa manampy malagasy ohatry ny tena.

    Miteny ianao hoe teknikan’ny savonnerie tropicale no ampiasain’ny mpamokatra citron plus, fa tsy misy resaka brevet sy ohatr’izany anga moa ny momba an’ireny?

    Za koa mahita fa ny savony savonnerie tropicale, tsy dia variée loatra, tsy dia misy hoe vokatra vaovao fa ny eo ihany no eo. Asa ny hafa

  2. pakysse

    Maintikely > tena manaiky aho fa ny mahatonga io tsy dia variée dia noho ny fahefana mividy sy ny tsy fahfantarana fa rehfa savony hono ny any malagasy dia hansana lamba, lovia, loha sns… koa izay indrindra no tsy dia maha betsaka karazana azy ireo ary ny momba ilay brevet dia azonao fa ny mangalatra anie mora dia mopra izany oe ny manoa ratsy dia mora fa ny manarina ny avy eo no tena sarotra.

    tratra aloha io ny orinasa malagasy iray ary ainga anie mba tsy hitsipozipozy fa dia mampalahelo raha maty eo io sa ahoana hoy ianao?

  3. tsika mpanjifa « tonga saina » koa ry zalahy a, tokony tsy ividy afa-tsy ny Vita Malagasy ihany. Rehefa tsisy kil ange ny an-dry zareo ratsy de iala maina eo ry zalahy e

  4. ndryyy tena mampalahelo tokoa e
    tao @ express koa nisy an’ity :
    Industrie
    « La Savonnerie tropicale se révolte

    Pour la ènième fois, la société de la Savonnerie tropicale monte le ton. Lors d’une conférence de presse organisée, hier, André Ramaroson, PDG entouré de sa fille Nadine Ramaroson, directeur marketing et Thierry Ramaroson, directeur géneral, a fait appel au patriotisme économique dont le gouvernement devrait avoir.
    Il a dénoncé l’entrée massive de savons importés sur le marché malgache et exemptés de droit de douane. Chiffre à l’appui, la famille évoque le ravage de cette concurrence qu’elle qualifie de déloyale et qui est en train de détruire une des premières industries malgaches créée en 1969.
    «Si nous avons encore pu tenir jusqu’à maintenant, c’est grâce à notre capacité de management. Malgré l’appel que nous avons lancé à plusieurs reprises, et les crises que nous avons endurées, le gouvernement n’a jamais levé le petit doigt pour nous appuyer», déclare André Ramaroson.
    Près de 7 tonnes de savons et détergents ont été importés par Madagascar cette année dont 3,1 tonnes n’ont pas payé de droit de douane grâce aux dispositifs de la Commission de l’océan Indien et du Comesa. »

  5. pakysse

    ariniaina > marina ny anao fa aleo mividy ny any malagasy raha mbola azo ato izany koa anefa ny indro kely fotsiny dia ny eo @ resaka kalitao mbola tsy manaraka ny fenitra iraisam-pirenena mihintsy dia lasa mora ho an’ireo mpanafatra entana avy any ivelany no mampîditra izany eto satria ny malagasy rehefa manao zavtra tsy dia ary fomba loatra indraindray fa raha ohatra kosa tahaka ny ST daholo ireo orinasa malagasy izay isaina @ tanana mino aho fa ny hanafatra entana avy any ivelany mety ho lasa ho laozany toetr’andro.

    sipakv < c’est ecoeurant de voir des choses comme ça.




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :