FBC niarahana tamin ny David Sasaki tao amin ny teknet


Tonga dia tsiky no hita eo amin ny tarehin ireo namana sy ankizy tonga nanotrona ny famianarana nitoraka mibilaogy tao amin ny teknet tamin ny fandalovany David mpikambana sy tale ny Rising Voices na oe RV raha atao amin ny famohizan teny. MIlay be ry zalahy an, ary ra Jogany moa taiza tamin io sa tara moa……….lol


  1. eny e …hotrany hoe tsy ampy zany ny rattrapage fa mbola mila vanina foana nareo menakavy. kopy @ le jeux de mots mangina amizay fa makaleo be ianao

  2. pakysse

    @jogany……….ahahahaha……….misy maray fo mafy dia mafy mihintsy ato izany marina …………lol………taairo fa tapitra ny rattrapage e. Oka

  3. ariniaina

    misaotra betsaka anareo nampianatra🙂

  4. pakysse

    Mankasitraka Ariniaina ary dia tena faly tokoa miaraka miasa aminareo rehetra ao amin ny ICE ao e

  5. ariniaina

    blog forever🙂

  6. Ary zay vo hitako ty sary ty klé😀
    Mlay euhhh ! siks

  7. pakysse

    @ariniaina @tahina tonga dia blog forever be mihintsy marina klé……….lol




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :