Foko s Team


Ny solontena avy any Majunga, Toamasina ary Tana ireo fa tsy ny rehetra akory. Aza taitra ry zalahy fa ho avy tsy ho ela ihany koa ny ekipa solide avy any Antsirabe ihaona aminareo.

Misaotra tanteraka ny asa izay nataonareo tao amin ny BARCAMP lesy fa tena nahafinaritra fa tsy ho ela dia ho lasa alvitra n y fitorahana miblaogy eto Dago. OKA

Publicités

  1. parler peu et passer à l’acte lesy bainina a! manja e

  2. pakysse

    ikalakely > mandamina

  3. >tsy ho ela dia ho lasa alvitra n y fitorahana miblaogy eto Dago

    Raha izaho aloha manokana dia mahita fe tena efa mandroso fatratra izy izao … ary velom-panantenana mihitsy aho amin’izay ho fidangan’izany fandrosoany izany raha toa ka arahina fihenam-bidin’ny saran’ny Aterineto ny fisokafan’ny « barebone ». Tohizò fa liana izahay

  4. pakysse

    Tomavana > tena marina izany fa lasa ho lasa alavitra be isiska amin ito fitorahana miblaogy ito ary mitohy izao fiarahan ny blogoisphere miasa izao dia mety ho lasa 5è pouvoir………… asa? iza no ahalala? marina tokoa ny anao fa raha mihena ny vidiny aterneto dia mety ho tafavoaka be tokoa isika. mbola ho hita izay tohiny




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    mzar su sur Tsy dokam-barotra ity fa ny ka…
    music marketers sur BARCAMP MADAGASCAR
    bizinfo18 sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rasoarimanana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Irish sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Randi sur RT@Leo Politika Maloto: Intern…
    Jeana sur ANDRY RAJOELINA : Un charlatan…
    Etta sur Misaotra an’i Silo
    Stretch sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Coralie sur March 20, 2009
    Velvet sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Carley sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Lucinda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

%d blogueurs aiment cette page :