Andao hijapy lamasinina daholo e


Ny entana hono rehefa zaraina dia mora zaka koa izany indrindra no tena tiako hisintonana ny sainareo mpanaraka ny blaogy ny Pakysse raha ny momba ny fahitako ny fisainanireo olona maro nifanerasera sy niaraka niasa tamiko nandritra izay fotoana maro izay.

Ny tena maha talanjona raha  ny momba ity resaka ity dia ilay fisainana oe ATAOVY ALOA FA HO HITA EO IHANY FA REHEFA MANDEHA VE TSY AHITANA HEVITRA IHANY E………………Asa na hakamoana na tsy fisiana saina na zavatra tahaka izany no tena mahatonga ireo olona namana,sakaiza,sns…ho manao tsinotsinona ny finiavana tia hampivoatra sy hampisondrotra ny manodidina fa tsy midika akory izany oe zesta fa kosa fizarana toe tsaina tia manao zavatra na amin ny teny baiko dia ilay oe saina liana amin ny fifampizarana.

Angambany aho tsy hiodikodina manodidina ilay lohateny fa tonga dia horesahiko ilay izy : hono oi ry zareo afaka mba manome hevitra kely ve ianareo momba ilay fisainana hananan tsika malagasy MPIJAPY LAMASININA izany oe tonga dia MANDRAY VONONA fa tsy mba nanisy roan doha kely na ny iray aza.

Ny hafatra tian ny mpanoratra hatsipy eto dia ilay oe AZA MBA ZATRA  MAMANTANA fa tena ratsy io fa raha mbola azo atao ny mifampizara, mifanampy,miaraka miasa dia ataovy fa mino aho fa mety ahatonga alavitra ny fisainana tsy tia MIJAPY LAMASININA izany raha mitovy hevitra amiko ianareo.

Mankasitraka e


  1. ndana mihaino jazz hoa

  2. pakysse

    @jogany koa izay mihintsy fa tena lasa aadala eto ahoa raha mbola mahita anao sy miaraka aminao eto marina

  3. ariniaina

    Fa raha ny lamasinina gasy aloha no japiana mety tsy hahafaty e, mbola meda fandeha be le izy lol lol lol

    bilagy io fa sao de lazaina oe tsy mahazop an’le hafatra a an

    fa marina le ambaran’ny mpanoratra fa aleo tsy ampiana tsony fa sao diso mangidy sira eo ny mpijapy lamasinina lol lol lol




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :