BARCAMP MADAGASCAR


Vao naheno ny tenako ny momba ity BRACAMP MADAGASCAR ITY dia faly satria zavatra tsy dia fahita firy eto an-toeranan ary azo lazaina fa zavatra mahafinaritra koa izany indrindra no naha tongany tenako nirotoroto amin’ny fifanampiana koa araka izany dia faly aho milaza aminreo namana sasany fa dia ny HOTEL IVOTEL ao ambohidahy dia nanaiky ny ampian-trano antsika rehetra ary dia nanome connexion gratuite koa izy fa dia misaotra sy mankatelina tanetraka any Patrick izay tompony ary azo lazaina fa dia namana akaiky ny tena ihany koa satria dia efa ela no nifankalalana izahy roa lahy.

Izay ary aloa ny momba ity session 1 ny BARCAMP avy aty amiko ity fa dia ho hitanareo mindalana eto ihany ny tohiny tantara fa ny azo ambara dia ny oe tongava maro e.

Publicités

  1. pissoa

    Misaotra sefo be aaa 😛
    Dia mankasitraka ny Ivotel koa.

  2. pakysse

    pissoa > marina koa izany ry sefo Pissoa an………………..tena marina fa misaotra tanteraka ny IVOTEL surtout Patrick fa mbola alefa any amin’ny site BARCAMP ny sary ny htel sy Rapa.

  3. Efaé folo hafatra mihitsy Pissoa amin’io BarCamp io fa siora zà amin’ioop fa tsy maintsy ho tonga any e!

  4. pakysse

    @rasazy marina e!

  5. neny

    nojereko ilay lalanan’i BarCamp dia misy hoe mandray anjara amin’ny fitenenana avokoa ireo sambany vao hihaona amin’ny olon-drehetra ao
    anisan’izany ny tenako
    te hametraka fanontaniana ary hoe mety ho firy minitra eo ho eo ny fandraisan’ny olona iray fitenenana ary inona avy ny lohahevitra mety resahina any,
    amin’io andro io ihany ve no misy ny fisoratana anarana sa misy fisoratana anarana mialoha
    Misaotra mialoha e!

  6. pakysse

    @neny en fte ny fisoratana anrana dia tonga atao ao amin ny ite ny barcamp izay oe publika izy ary fandraisana anjara dia sahabo eo amin ny 5 ka hatramin ny 10 mn eo eo ary afaka jerenao ito lien ito raha ohatra koa manana olana ianao.
    misaotra arya mankasitraka ny fahataongavana.

    http://www.barcamp-madagascar.net

  7. Manahoana dhl
    mahafinaritra mihitsy ty barcamp ty ary misaotra betsaka anareo rehetra ni-organisé na dia tsy afaka ary ny tenako fa sambatra zay olona hafaka ho avy any na dia tsy geekette loatra aza ny tenako fa juste hoe nanana izay idée zay dia efa tena félicitations anareo rehetra, marina e! raha mba tany moa aho! tsy misy tchat en direct ve @io andro io

  8. pakysse

    em pandinihina daholo ireo teknisianina rehetra




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Irish sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Randi sur RT@Leo Politika Maloto: Intern…
    Jeana sur ANDRY RAJOELINA : Un charlatan…
    Etta sur Misaotra an’i Silo
    Stretch sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Coralie sur March 20, 2009
    Velvet sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Carley sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Lucinda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Micheal sur BARCAMP MADAGASCAR
    Peggy sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Letitia sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Lola sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

%d blogueurs aiment cette page :