Ny fahantrana maharitra eto Madagasikara!


Raha ny harena voa-janahary,an-kibon’ny tany sy ireo maro hafa tsy voatanisa no ho resahina dia tena tsy tokony ahanatra ny malagasy.

Diso fanantenana raha ny tenako satria azo lazaina fa miaraka amin’ny maro ny fahasahiranana amin’izao fotoana fa samy manao izay mety amin’ny fitadiavana.

Diso fanantenana satria nino ny fiovana tamin’ny hetsika nataony olombelona tamin’ny 2002 ary dia niaraka nifaly satria dia nisy nahavita nanala azy tamin’ny toerany Ratsiraka.Amin’izao fotoana izao kosa anefa dia azo lazaina fa ity fitondrana ity dia tena fitondrana tsy mivaky loha ny vahoakany fa ny rendrarendra sy ny pouvoir ihany no ady eo.

Tsy azo atao kosa anefa ny miteny oe tsy nanao zavatra ity fitondrana ity raha tsy hiresaka ireo olona nigadra be dia be sy ny fanamboarana ny lalana ary indrindra indrindra ny fanakanana ireo orinasa tsy ahazo hiditra amin’ny concurrence ny orinasa ny filoha sns…koa anefa raha ireo fotodrafitr’asa no resahina dia azo lazaina fa « tape à l’oeil » fotsiny ihany no hibanjinana izany.

Raha tiana ny hiala amin’ny fahantrana dia mila raisina daholo ny hevitra rehetra fa tsy oe mila 5 millird $ ny fanajakana ho an’ny MAP izay azo lazaina fa famitahana vahoaka ny dikan’izany satria raha hapetraka ny fanontaniana dia oe ho foana ve izany fahantran’ny vahoaka eto Madagasikara dia ho tafiditra anaty ny G8 ve izany isika sa ny orinasa ny filoha no hiroborobo dia i Madagascar tafiditra anaty ny fanahantrana lalina dia lalina tokoa.

Publicités



    Laisser un commentaire

    Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

    Logo WordPress.com

    Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

    Image Twitter

    Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

    Photo Facebook

    Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

    Photo Google+

    Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

    Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Benoit VALDEZ sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Harinjaka Ratozamana… sur Harinjaka Ratozamanana (Part 1…
    Harinjaka Ratozamana… sur #Foko Madagascar depuis 2007 /…
    Harinjaka Ratozamana… sur GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    immobilienkredit sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    kredit vergleich sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    autofinanzierung sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://immobilienkre… sur BARCAMP MADAGASCAR
    Ratovo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    mzar su sur Tsy dokam-barotra ity fa ny ka…
    music marketers sur BARCAMP MADAGASCAR
    bizinfo18 sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rasoarimanana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

%d blogueurs aiment cette page :