Exploitation miniere et petroliere


– IE

les réserves pétrolières en offshore de Madagascar se trouvent dans les bassins de Mahajanga et de Morondava la ou 90% des efforts de peche crevettière se concentrent.l exploitation pétroliere aura des impacts environnementaux sur cette zone et des conflits entre la filière crevettière et le secteur pétrolier,pourraient en résulter.jusqu à preuve du contraire,les crevettes font partie des premiers produits d exportation du pays.

Qits mineralsmadagscar (QMM) dans l’ exploitation de l Ilménite à Tolagnaro, de la société d état KRAOMA pour le chrome, de sheritt-DYNATEC dans l ectraction de cobalt et de nickel,Mdagacsar oil et EXXON mobil concernant l exploitation pétrolière.

les pollutions des eaux,les stockages des produits dangereux,la pollution de lair sont les principales menaces que peuvent représenter ces activités.l état malagasy ne dispose pas actuellement des acpacités suffisantes pour effectuer toutes les controles de pollution nécessaires.

SANS SE PREOCCUPER DE lE QUI VA PROVOQUER UNE POLLUTION MASSIVE,NOS DIRIGEANTS SONT ILS AVEUGLES OU INCONSCIENTS?


  1. Jamban’ny vola sy ny fitiava-tena angamba izy ireo? Ny tena marina koa dia tsy takatry ny sainy velively mihitsy izany le loza mitatao ambadik’izao rehetra izao. Masiaka be ve aho raha miteny fa dondrona izy ireo? Izao tontolo izao efa midradradradra, ry zareo mbola midi-kizo sy mampidi-kizo ny firenena …

  2. Rado

    ilay pipeline any Faritra Antsinanana izy ataon Dynatec io tsy Nickel fa Uranium danger B @ fahasalaman mponina any nen President vola ihany fa

  3. Rado

    ilay pipeline any Faritra Antsinanana izy ataon Dynatec io tsy Nickel fa Uranium danger B @ fahasalaman mponina any nen President vola ihany fa tsy mirara vahioaka sy tanindrazana zany omena exploiten vahiny na ny tanindrazana na ny olona ao aminy afa tsy tiko sy magro

  4. Miangaly > tena marina tokoa ny anao fa inona ary no afaka atao raha mbola ohatran’izao ny contexte eto @ firenana sdy tsy misy transparence no tsy misy zavtra mandeha amin’ny hitsiny fa hitako oe aty @tsiak tanora no mila manan mokon-doha mampiseho ny tsy mety.

    Rado > mino aho fa tsy Uranium izany no ao satria mba mahalala tsara ihany ny tenako satria dossier atao ady mihnitsy izy io fa bon raha izany tokoa ve tsy efa nanaitra ny eran-tany fa mbola tsy ziany koa tsy tokony hanome vaovao diso isiska satria mety hampikoroktana ny sain’ny olona.

  5. Ny tena grave dia rehefa manomboka tsapan’ny mponina fa tena misy tsy mety dia misy pseudo révolte zany. Hortany hoe tsy maintsy misy réaction vendrabedrana izany ryz areo nefa ny zavatra efa dila efa décidé efa simba be….ela be ny réaction…comme dhabs…

  6. jogany > ny malagasy sy ny docteur apres la mort e!

  7. QMM folo taona lasa izay, efa niteraka adihevitra be dia be : maninona i Afrique du sud no tsy nanaiky ary maninona isika gasy no manaiky ? etc, … Nisy t@ zany mpandraharaha ara-pizahantany niakatra taty Tana mihitsy, nitety ireo tompon’andraikitra @ gazety, nitory, nampitandrina, nanafatrafatra, … 10 taona taty aoraiana, hoy ny tompon’andraikitry ny ONE iray raha sendra tafaresaka t@ mikasika ireo orinasa ireo sy ny fampiarana ny decret Mecie aho : ara-dalana daholo ny dosie.
    Raha miteny ianareo hoe : tontolo iainana potika. mamaly ny etsy ankilany hoe : lalana, sekoly, tobi-pahasalamana vita. Izay aloha ny tonga dia ho aroson’ny QMM raha hiteny ianareo. Anjarantsika no misafidy …. Ary tsy maintsy misafidy satria tsy hisy marimaritr’iraisana raha ny @ io resaka io.

  8. pakysse

    Rondro >tena marina ny anao ry Rondro fa bonizay anagamba ilay oe fitiavam-bolan-dramalagasy sa ahoana?tena mampalahelo tokoa ny fisainana tahaka satraia dia tsy misy fiheverana ny vahoaka sy ny effet nefaste ny zavatra.
    Tsiresy > tena miala tsiny lesy fa tena alina be tafody fa nisy zavatra nanempotra be fa andraso andefasako mail rem ialahy izao.oka

  9. Ary nisy post tam blaogasyfera indray andro hitako hoe ‘mampiseho vangy rio tinto’ … Ny toky fitaka fa ny atao no hita. Dia mipoitra tsikelikely eny ihany ny nahiahin’ny rehetra ham voalohany saingy … tara loatra! Latsaka an-katerena loatra ve dia tsy maintsy hoe ohatr’izay foana ilay ‘safidy’ rehefa misy ny toy ireny? Mampalahelo …

  10. pakysse

    andraso anie fa misy zavtra ampisehoako ho anare hafa ihany koa fa dia mahatalanjona ny zavtra ataon’ny fitondrana momba ity resaka environnement ity marina!




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :