Tsy dokam-barotra ity fa ny kapaoty protector oi mapaniry volo!


Mety maro amintsika no tapaka sy latsaka fa tena gaga ny tenako raha ireo namako vitsivitsy izay manomboka tsy dia misy volo na irony sola irony no nilaza tamiko fa io menaka amin’ny kapaoty protector io hono tompoko raha hosorana amin’ny volo dia mampaniry azy.

Araka izany dia nividy boite iray mihintsy ny tenako ary dia miisa 18 ny paquets izay miisa 3 ny ao anatiny dia raha banjinina iazny dia eo amin’ny 54 kapaoty eo eo, fa ny tena mampiomehy dia ny nilazan’ilay mpivarotra ny tenako oe : ory pakysse an fa ianao ve adala fa boite iray mihintsy ve no voidianao?

LOL!hoy aho satria tsy ampiasaiko fa ataoko amin’ny voloko.hatramin’izao anefa dia mbola tsy nasahy ny tenako satria dia masiso loatra ilay izay fa mbola miandry herin-tsaina aho.

raha ireo namako aloa dia hitako fa nisy nahazo voka-tsoa tokoa satria dia manomboka misy mitsiry ny volon-dry zalahy.

Ny malagasy moa voalohany tokoa amin’ny resaka hafahafa tahaka izany koa raha ahazoana vokany moa maninona raha ampiharina amin’ny tena.

izany marina angambany tena azo lazaina fa anisan’irony atao oe ingeniosite africaine irony?asa? iza no mahalala?


  1. jogany

    dé ahona? nilay lé troll!?! nitady ka nahita. Fahy?
    troll = lé olona be wawa natsoinao reny tamin’ilay article wawa nao iny…
    milay ka tohizo, alefaso dray zavatra hafa fa mbola bobaka troll ny tanana, ohatra hoe lé resaka fivavahana iny, lol

  2. myma

    Tena maha talandrona mihintsy zany resaka. fa mety misy théorie afa koa momba ny volo « tsy an-tampidoha » … satria t@ zay mbola kely dia nitady zay azo atao rehatra mba azona volo aminy toerana afa … volo aiza moa fa volombava ihany. Miandry ny fetrempo nao ra pakysse momba anizay zavatra izay.

  3. pakysse

    mima > tena andramo anaie fa tena mety be hono io oi fa bon tsy fantako raha misy ilay marka na tsia any amin’ny tanana misy anareo any?lol

    jogany > tena anmpiomehy be ophatrny fantako ihany ilay olona fa bon no comment fotsiny dia kopy koa ianao e.

  4. dia ahoana kosehina amin’ny kapaoty ve ny loha sola ? dia avy eo ve mbola azo ampiasaina amin’ny voalohan’antony nanamboarana azy ilay kapaoty ? dia mety mampaniry ny volo any amin’ny tsy hita maso izany ilay zavatra ? hafa ihany hoa ra-malagasy🙂

  5. ny atao @volo aloha tsy haiko fa ny atao @corde gitara no fampiasako🙂
    tena mety tsara mihitsy😀

  6. pakysse

    rajiosy > tena hafa mihintsy marina ra malagasay fa ny zavatra mampomehy dia tena betska ireo bandy sola no tena lasa manao an’azy io ary atao nu fandinihina dia tena mampidi-bola be tokoa ho n’ny mpivrotra ity resaka ity.

    maintikely > hono dia tsy mala be ve ilay corde giatara amin’izany resaka izany sady mety maimbo be tokoa ny tanan an………….lol………..;;tandremo ary sao be volo tanan eo an.

  7. BENGY

    mpitsiry volo! afa afa koa zany decov nareo izany de moa ve anareo efa nanao teny amin’ny volo nareo , zao ndraiky miteny hoe kapoty io manampy amin’ny fanadevozan-kanina io kara dessert matsiro sa karakory pakysse tsaronao ma anao nampinaniko iny bb! g t ador.

  8. pakysse

    BENGY >ra BENGY ANAGAMA OLONA PELAKA SA AHOANA FA SAO DUIA DISO TOERANA IANAO FA OHATRANY TSAPAKO TENA BE COMPLEXE SY TSY DIA AMPY FISAINANA FA OHATRANY OLONA MITENITENY FOANA BE LOATRA
    RAHA MISY OLONA IANAO RY BANDY DIA AZA MANORATRA NA MAMORONA BLOG RAHA MANANA INTELLIGENCE AMIN IZANY SA TSY MAHA ZAKA,MANARAKA IZAY DIA MORA BE AMIN NY TENAKO NO MI BLOKé OLONA TAHAKA IZAOA KOA RAH AMBOLA HITOHY DIA METY HO TSY TAFIDITRA ETO INTSONY NY TENANAO.
    MANARAKA RY BADNY MIFAMPITAIZA SY MIFANAJA KOA REHEFA TENA MAHITA FA TSY ZAKANY LOHANAO NY MIRESAKA AMINJ NY ATIDOHA DIA HATSAHARO FA MAHAMENATRA LOATRA

  9. Mahita raha la terre, hihi
    Saika hanontany aho hoe fa volo aiza marina moa le tiana ampanirina? Saingy ‘toa’ kopy ihany aho hoe volon-doha izany no resahina eto e, any ka tsy izany va? Sa dia mety mandaitra any am tsy hita maso araky ny voalazan-dRajiosy ihany koa? Tsy maninona e, atao daholo izay mety.

  10. pakysse

    miangaly > koa raha tena tianao hisy volo ny any amin ny tsy hita maso dia handramo anie fa mety ahazoana ny soa e………….lol

  11. as2coeur

    slt tw merci pour ton encouragement tu sai ke g écrit exactement sur le même thème je te propose d’y jeter un coup d’oeil « drôle de façon d’utiliser les préservatif on m’a aussi dis que c’est super efficace mais j’ai vraiment pas envie de mettre de l’huile de capote sur ma tête

  12. pakysse

    as2coeur >en faite pour moi le vrai probleme se situe au niveau de l odeur mais si tu veux avoir des cheveux je pense que qu ilest preferable de se boucher le nez non!?

  13. pakysse

    @baignabe nisy fivoarana raha ny ahy manokana fa hitako oe mila finavana be fa tsara a.

  14. Izaho

    Bjr Mr Pakysse, tsy fantatro na mbola eto am resa-be ianao fa raha namaky hatr@ voalohany aho dia mahagaga ihany ilay fandehan-javatra ka mila fanadihadiana bebe kokoa satria tena ilain’ny olona bedabe ilay experiance ka de mba mitady contacte mivantana aminao re aho @ alalan’ mail raha toa ka tsy mahadiso ny hametrahanao an’ zany merci.




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :