29 mars1947 / 29 mars 2008


61 anio tompoko no fahatsiarovana ny ady nataon’ireo ray aman-dreny be antsika mba ahazoana ny fahaleovantena koa tsy ahy ny tsy hiteny sy ny tsy hisaotra azy ireo raha mbola malagasy ny tena.

Misaotra ry dadabe sy nenibe jiaby fa raha tsy ianareo dia mbola voazanak’ireo frantsay ireo izahay taranaka taty fara koa rariny sy hitsiny tokoa raha omena voninahitra sy dera ianareo.Maro tokoa ny efa lasa any ambany ny rangolahy fa na dia izany aza dia mbola misy ihany ny aminareo na dia vitsy aza sisa satria amin’ny maha olombelona moa dia mana-petra ihany ny fiainana ety an-tany.

Ry zokibe ray aman-dreny msiaotra ary dia misaotra satria tsy omby tratra ny fahasambarana sy ny fahenoana fa tsy voazanaka izany intsony izahay koa ny famapanantenana azo omena dia tsotra:mahazo manantena ianareo fa na ny saina, ny firenena dia ho tsy ho azon’ireo olona mpanjanaka ireo intsony.

Publicités

  1. sipagasy

    Tsy mandraraka ilo mby an-doha isika taranaka ankehitrio, soa ihany, tohizo, fa tsy mbola vita anie ny tolona e,…… mbola maro ireo mpitsentsitra, mpanararaotra, ka mahatonga antsika tsy mbola tafavoaka anatin’ny tonelina e!

  2. pakysse

    marina tokoa ny anano ra sipagasy fa dia misaotra tanteraka fa ny tolona marina anie mbola mitohy e!




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Erreur, le flux RSS est probablement en panne. Essayez plus tard.
  • Commentaires récents

    Harinjaka Ratozamana… sur Harinjaka Ratozamanana (Part 1…
    Harinjaka Ratozamana… sur #Foko Madagascar depuis 2007 /…
    Harinjaka Ratozamana… sur GLOBAL VOICES, RISING VOICES,…
    immobilienkredit sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    kredit vergleich sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    autofinanzierung sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://immobilienkre… sur BARCAMP MADAGASCAR
    Ratovo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    mzar su sur Tsy dokam-barotra ity fa ny ka…
    music marketers sur BARCAMP MADAGASCAR
    bizinfo18 sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Rasoarimanana sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    http://goanalyze.inf… sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Heaven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Irish sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

%d blogueurs aiment cette page :