fa ataony malagasy inona marina ireo miaramila ireo e?


raha ny isan’ireo manamboninahitra malagasy(généraux) no isaina dia maro tokoa fa ny fanontaniana tena tiako tsindrina eto dia ny oe zaraina fotsiny veny galona maha jeneraly as ahoana marina?

raha ny hevitro manokana aloa dia tokony ampiasaina ireo miaramila ireo satria mandany vola no sady tsy andeha guerre akory no etsy andaniny ny insecurité olana be koa araka izany:mila hasaina mamboly fa ny tany betsaka,manadio tanana sns…satria Madagasikara tsy hisy hanafika izany mihintsy no sady nosy tsara tarehy e.

Fa kosa ny olom-panjakana dia mendrika ny mahazo miaramila atao fiarovana satria tsy mora ny asa sahaniny.

raha zohina ny tantara nanomboka ny 2002 dia miaramila no tena hanisan’ny mpamadika,koa amiko tsy dia omem’boninahitra loatra nyministra ny miaramila tamin’izany satria tsy dia deraina syomena voninahitra loatra.


  1. Lanto

    Raha ny tokony ho mantsy dia izao no tena fandehana momban’ny galonan’ireo jeneraly, raha toa général de brigade izy dia tokony hikômandy brigade, ohatra:brigade d’infantrie, na brigade d’artillerie, izany hoe eo ambany fihadidiany ny infanterie rehetra,raha général de division dia izy izy no mikômandy ny division, izy hoe misy vondron-tafika maro maro no eo ambany fifehezany, ohatra hoe ny parachutiste, izany hoe ireo karazana parachutiste rehetra dia eo ambany fifehezany,toy ny infanterie parachutiste, ny génie parachutiste, ny artillerie parachutiste, sns, izany hoe ireo caserne de parachutiste amin’ny faritra iray dia eo ambany fifehezany, hataon-tsika hoe ireo parachutiste any Tuléar ohatra dia misy caserne de para fito any dia izy no miandraikitra azy (5000 hommes) ny para eto Dago anefa dia karazana iray ihany: » infanterie parachutiste » izay etsy Ivato sy Diégo,noho izany dia tokony hifarana amin’ny « colonnel » ny gradin’ny miaramila eto Dago,sady tsy maintsy manao école de guerre vao mahazo grade général,dia izany hoe omena fotsiny ny grade e général eto amin-tsika, fanazavana sy ohatra tsotsotra io nomeko io, aty amin’ny-tika anefa dia misy général de brigade, général de division, général de corps d’armée, ary général des armées,ireo no ambaratonga ny grade de général. A méditer

  2. Lanto

    Ny hadinoko kely dia ity ny miaramila dia tsy manao maintien de l’ordre toy ny zandary sy pôlisy satria tsynahazo fihofanana momba izany ry zareo,eto Dago dia hampanaovina izany ry zareo.Tokony halefa ry zareo hanao maintient de l’ordre any hivelan’ny firenanena sous mandat des Nations-Unis na Unité Africaine

  3. pakysse

    lanto > tena misaotra anaoà tanteraka fa hitako ianao fa tena maharaka ary tena miuombo-kevitra tanteraka aminao aho oe maninoa moa ireo miaramila ireo raha alefa mandeha kely maknay ivelany faa manadany volam-panjakana eto fotsiny.
    ary manaraka izay tena gaga aho milaza ianao fa tokony hijanona colonel ny grade ambony indrindra eto amin’ny firenenana,araka ny zava misy anefa dia ohatrany oe efa nanao ecole de guerre daholo izy ireo ………..fomba fiteny ihany izay fa tena mampalahelo satria lasa natao fitaovana politika sy fihendrahendra,a sisa ny fitondrana ny galona eto Madagasikara.

  4. Lanto

    Marina ny voalazanao ry Pakysse, lasa natao fitaovana pôlitika ny miaramila eto amin-tsika,kanefa dia tsy tokokny hidiran-dry zareo izany,faly aho aloha fa nataon’i Ingahy Ravalo sivily ny minisitry ny fiarovana, izay tena mety fa saingy kosa ireo conseiller no miaramila, antony hitenenako izany dia miaramila aho mantsy taloha, miaramila légion étrangère,anisan’ireo étranger aho tao, no sady koa anisan’ireo Malagasy maro be ao @ légion étrangère. Ny mampalahelo dia ity, ny ankanjon’ny miaramilan-tsika tsy mamely, kanefa ny an’ny ireo officier dia au top, sakafo tsy zarizary, dia izany ve isika no mitady anao armée profesionnel, sady tsy maintsy manaraka droit de l’homme ny miaramila.

  5. GIN

    TSY MARINA ny ankamaroan’ireto filazana eo ambony ireto satria :
    1) Vitsy ny isan’ny tafika eto amintsika. Tsy ampy 10000 hommes akory kanefa i Madagasikara 590.000 km2. Raha en terme de maillage du territoire dia au moins 250.000 hommes no ilaintsika.
    2) Raha mihoatra amin’ny harena ananantsika : ranomasina, 5000 km de côtes, mines & produits stratégiques dia tsy mandany vola izany ny fananana FIAROVANA mafonja.
    3) Tsy ny isan’ny miaramila na izy miasa na tsy miasa no problème (satria anie ny miaramila rehetra dia affecté quelque part é, donc manana asa foana fa tsy misy an’izany hoe tsy miasa izany). Ny rafitra ao aminy sy ny fomba fampiasana azy no tokony jerena akaiky : Tafika an – dranomasina matanjaka, tafika an’habakabaka matanjaka, Mpamonjy amin’ny loza voajanahary matanjaka, Tafika infanterie, cavalerie… sahaza ho an’ny gasy.
    4) Ho anareo mpanaratsy miaramila koa dia tsarovy ihany : maro ny miaramila mety miombon-kevitra aminareo saingy nohon’ny fanaratsiana tsy voahevitra dia TSY HANAMPY ANAREO intsony.
    5) Farany : ny grade maha GENERAL dia politique ka izany Ecole de Guerre izany dia mety ho atout fa tsy atout sine qua non. Tsy voatery ihany koa hoe General de Division dia automatiquement hi-commande Division. Manana ny capacité izy hitondrana izany fa afaka Ambassadeur et tout ce que vous voulez izy.




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :