BEURK!!!!!!!


ity olana ity dia zavatra nihainako vao tsy ela akory izay.1 volana lasa dia mbola nisy ny paiso teto Madagasikara,ny tenako moa dia olona tena mpihinanna voankaztokoa satria hitako fa ahazoana otrik’aina maro.

ry namana mpamaky,raha sendra nody iny ny etnako dia nijanona teo Ambohibao ary dia nividpaiso sahabo teo amin’ny 1kg teo.

s7300587.jpgaraka ny fomba moa dia tsy mahintsy nosasaina izy io tany an-trano ary matetika aho dia mihinana miaraka amin’ny odiny.Teo am-pijerena ny vata fahita alavitra no nihinanako azy ity.Raha iny nisasaka iny ny horonan-tsaray iray dia nisasaka ihany koa ny paiso nohaniko.Eto no tena mety ahaliana antsika satria dia niverina tampoka tato an-tsaiko fa tamin’izaho tanyn an-tranony namana iray dia nihoty ny paison-dry zalahy teo an-tokontany ary dia ny maso fa simba daholo ny voankazon’dry zalahy.

Nihiratra ny masoko raha nosokafako daholo ny ambin’ireo paiso nohaniko (tsiahiviko eto fa irony paiso mena irony no novidiako) atria dia feno OLITRA izy ireo ary dia tsy nahavita niaoka intsony aho fa dia ny nanary sy nandamina ny saina sisa no nataoko.

Raha niverina nintaraina tao amin’ilay mpivarotra ny tenako dia hoy izy oe: »efa fantanay izany raamose fa io no mba any fivelomanay koa tsy hita izay atao? »Ny lesona azo tsoahina dia ny oe: rariny sy hitsiny ny vahiny raha sarotiny amin’ny zavatra rehetra satria marika ny fivoaran’ny to-tsaina ny resaka kalitao ».

Ry naman tena mbola ho ela isiska vao ho tafavoaka raha izao no mitohy satria dia mampalahelo ny toe-javatra tahaka izao satria dia azo lazaina fa ny fanjakana dia tsy mandray andraikitra mihintsy eo amin’ny fijerena ny kalitao ny zava-drehetra ankoatra ireo izay mety ahazoany tombotsoa sy mampiditra fanana ao amin’ny kitapom-bola

.


  1. tsiresy

    mijery tsindraidray ito blog ito aho
    milay ilay izy e!
    izaho fotsiny no mbola tsy dia manampotoana ho-consacre-na be hanaovana toy izao. Fa na izany aza mety mbola halalaka ihany aho atsy ho atsy
    e-mail ihany raha te hi-contact ahy rapida : tsiresy1974@yahoo.com
    bonne continuation leisy bainn a!

  2. pakysse

    tsiresy> tena milay be izany bainja fa tena ialko ny mail ela io.oka!

  3. aza taitra ra-pakysse fa izaho angamba efa in-2 no tratran’ny toy izao taty Frantsa !

  4. pakysse

    rajiosy> ay koa ve ny any frntsa mbola tsy dia tena lavorary tahaka izao?tena marina raha tsy mampatahotra fa ny tena mampiomhy anie dia 1/2 kg olitra izany no laniko e…………….;;lol

  5. joan

    grv be fa vao nividy paiso omaly dé…j’hésite….mikipy maso mihinanana loooooll

  6. tsetsatseta tsy aritra

    Ny mampalahelo dia tsy miheritreritra ny ho avy no olona hoe mety tsy miverina intsony anie ilay mpividy fa dia ny vola raisina androany ihany no izy. Io toe-tsaina io dia nanahirana aho koa @ torisma(?). Any an-kodaoda ny tena dia hanaovan-dry zalahy vidim-bavaha(prix) nefa tsy manjary akory na zavatra amidiny.

  7. pakysse

    tena mahavariana tokoa anie ilay fisainana tahaka iza satria dia mampahonena no tena maha sosotra be tokoa.

  8. tahaka ny mpanao politika ny paiso indraindray : mahafinaritra be ny ivelany fa ny antiny (indraindray hoy aho an) feno olitra ! ka na ny supermarchés vaventy vazaha koa aza mba tratra.

    P.S. pas pour les chochottes :
    mety misy vitamine ange ao antin’ilay olitra beurk be iny, iza no mahita ?

  9. pakysse

    rajiosy> tena mahalataka koa izany analisenao izany rajioasy fa tena marina aloa izany fa ny poltika tena BEURK be mihintsy e.




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    pakysse sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    doda sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Bisa sur DIASPORA MALAGASY: Aza omena a…
    jose sur Ny mpiambina ny tananako dia t…
    Prysca sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    anjara steven sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…
    raloo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    ralooo sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Abi sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Joany sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    fnavalona sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur Iza no mbola mila any RAJOELIN…

%d blogueurs aiment cette page :