Pakysse

Icon

parle peu et passe à l'acte

BOMBS 2009

Miarahaba antsika rehetra,

Elaela indray zay no tsy nirsahana teto fa angamba salama tsara daholo ny rehetra. Tsy anao lava resaka aho fa araka ny hitanareo eny amin’ny “blog”ny ankizy sasany eny dia misy ilay fifaninana BOMBS na best of malagasy blos http://www.bestofmalagasyblogs.com izay fifaninana natao indrindra mba andrisiana ny rehetra i “vulgariser” ny nTIC eto Madagasikara fa indrindra ihany mba anehoana hevitra ary izany dia atao tafiditra na dia kely aza ao anaty ny “eductaion citoyenne”

Ny fikambanan foko-madagascar moa dia tsy nitsahatra ny mizara sy mba manome zava baovao raha ny momba ny lafiny serasera “virtuel” no resahina any ka mba ho fanomezana voninahitra ireo izay nisoratra anarana amin’ity fifaninana ity dia mba tia amporisika antsika rehetra ny tenako amin’ny fasahina hifidy izay mendrika hitondra ny anarana ny BOMBS.

Hisy moa toerana izay mbola eo am pandinihina azy ny ekipa sy ireo mpitsara maneran tany izay safidiaana eto Dago amin ny fiandrasana ny valim pifidianana avy aminareo. Mbola ho tenenina eto foana moa ny fandehanay fa dia misaotra dia ny mialoha ary mankasitraka tanterakany ekipa rehetra ato amin’ny http://foko-madagascar.org

Veloma vetivety,

PS: Raha tianao ny hifidy dia ao amin’ny http://www.bestofmalagasyblogs.com misy toromarika tsotsotra.

Classé dans :Education, Foko Citizen Media, Malagasy, Société

CRISIS IN CONGO

Ity tantara ity dia mampalaholo tokoa ary izay no nahatonga ahy hanoratra sy hanaitra ny olona amin’ny momba ity tantara any# Congo ity izay hitako fa tena mampahonena tokoa satria raha hadika amin’ny teny fohy dia oe maninona moa isika @afrikanina no tsy mba mety mandroso sy miova mihintsy.

Raha nahazo ity fanairana ity ny tenako dia noho ny tena mpikambana ao amin’ny #oxfaa any ka rariny sy hitsiny raha mihoatra kely ny tantara misy eto Dago ny zavatra hisintonako ny sainareo.

Tsy anao lava resaka aho fa aleo ny #link sy ny sary no hiteny.

MAZOTOA HOMANA AZA TOMPOKO O.

STOP #GENOCIDE AND DICTATORSHIP IN  #CONGO

http://j.mp/35ZSE9

Classé dans :Crisis, English, Life, Malagasy, Société

Blog action day (Malagasy version)

Raha aminn’izao fotoana izao, na firenena mahantra na andalam-pandrosoana na mandroso, dia samy vaky loha avokoa fa betsaka tokoa ny tsy nety raha ny mikasika ireo setrasetra izay nataontsika tamin’ny natiora, ary izany dia lasa niteraka fitadiavana vahaolana amin’ny fanenana ny rivotra toxika izay nampiova sy nampikorontana ny fizotran’ ny toetr’andro eran’izao tontolo izao.

Izany rehetra izany anefa dia tsy ho vita mora raha tsy ny rehetra no miara-mandray andraikitra, mifanentana, mifampitaiza ary mifanoro amin’ny lalana tokony hizorana amin’ny fitandrovana sy ny fitadiavana vahaolana amin’ny fiarovana sy ny fikajiana izany zavaboary izany.

Raha nahazo fanasana hamonjy ny fivoriana lehibe tany New York, notanterahin’ny firenena mikambana na ny ONU momba ny fiovaovan’ny toetr’andro ny tenako, avy amin’ireo namana tao amin’ny OXFAM sy ny TCK TCK TCK amin’ny maha mpitoraka bilaogy sy amin’ny maha mpitandro sy mpiaro ny tontolo iainana mavitrika (activiste) ny tena, dia ireto misy tarehimarika sy ala olana tsotsotra tiako ho zaraina aminareo eto, izay finiavana avy amin’ireo firenena samihafa, nentina nozaraina sy nampahafantarina an’izao tontolo izao, amin’ny fahavononan’izy ireo ny hiady ny fanenana ny rivotra toxika izay manimba ny “couche d’ozone”, ka lasa miteraka fahavoazana sy fiovaovana tanteraka raha eo amin’ny lafiny ara-toetr’andro.

Maro dia maro tokoa ireo finiavana sy faniriana, koa araka izany dia ho zaraiko aminareo eto  izany faniriana goavana avy amin’ireo firenena rehetra nandray anjara tamin’ny fivoriana tany New York izany.

  1. Ny hafatra avy amin’ny filoha amerikana Obama dia tsotra, ka dia nolazainy fa ireo mpialokaloka ara-tontolo iainana dia miha-betsaka tokoa satria efa tsy azo hipetrahana intsony any amin’izy ireo noho ny fahasimban’ny tananany, ohatra : lasan’ ny ranomasina ny toeram-ponenan’izy ireo ary MILA OVAINA HAINGANA DIA HAINGANA TOKOA IZY IO.
  1. Ny hany teny tena navesan-danja avy amin’ny filoha Maldiviana dia ilay hafatra nomeny sy nampitainy amin’ireo firenena lehibe sy mandroso indrindra hoe: “IANAREO IREO NO LAKILE AMIN’IZAO OLANA IZAO, ARY MINO AHO FA REHEFA IANAREO NO MANDRAY ANDRAIKITRA DIA MORA AMIN’IREO FIRENENA HAFA NY HANARAKA IZANY.”

“Raha ny momba ny Etats Unis manokana” hoy izy, “hatramin’ny nitondrako teto dia efa ho 8 volana izy ireo no niady tamin’ity resaka fiovaovan’ny tontolo iainana ity, ary tsy mora izany fa dia mila ny fandrasian’andraikitry ny rehetra amin’io asa io.”

  1. AFRIQUE: Raha ny momba ity kontinanta ity ihany koa dia tsotra ny teny nifampizarana tao, dia ny hoe : OMEO FAMATSIANA ARA-BOLA I AFRIKA ARY FANAMPIANA ARA-TEKNIKA, satria mbola betsaka dia betsaka tokoa ny harena ara-javaboary ananany ka tokony harovana fatratra izany. Ary izany teny izany dia avy amin’ny filoha frantsay Sarkozy, ary ny “volonte” sy ny “confiance” no tsy ampy ao aminy, hoy ihany izy.

4. Ho an’i la Frantsa kosa izay hany tokana firenena tena nahazo tehaka nirefodrefotra tokoa, dia tsotra ny teny nataon’ny filoha Sarkozy tao dia ny hoe: ZAVA-MISY IO OLANA ARA-TOETR’ANDRO IO, ARY ISIKA NO TARANAKA FARANY (derniere generation) AFAKA MANDRAY ANDRAIKITRA AMIN’NY FITADIAVANA VAHAOLANA AMIN’IZY IO.

Raha ny momba any la Frantsa manokana hoy  izy, dia hatramin’ny taona 2050 dia ahenanay 50% ny famoronana “gaz a effet de serre”.

Ary ny hafatra ho anareo firenena andalam-pandrosoana, hoy ihany izy, dia tsy maintsy 80% izany, ary aza matahotra fa ahazo ny anjaranareo  koa ianareo. (Izy irery aloha hatramin’izao ny filoham-pirenena tena mba nitondra ny feon’i Afrika sy ireo firenena andalam-pandrosoana).

5. Ho an’i CHINE sy JAPON indray, dia ny fanomezana tarehimarika no tena isan’ny zavatra naha-talanjona ny rehetra nandritra ity fivoriana ity, satria raha raisina ny fanapahan-kevitra avy amin’ireo filoha mitondra olona betsaka indrindra eran-tany (oh : CHINE) dia :

l        Fametrahana rafitra maty paika eo amin’ny lafiny ekonomika sy sosialy

l        Tamin’ny taona 2005 ny fanenana no efa hita soritra, ka hotohizana hatramin’ny 2020 izany.

l        Ny fambolena hazo dia hasehon-dry zareo fa tsy olana ny mametraka politika maty paika aminizany, koa ny tanjona dia ny fametrahana 40 millions d’Hectares, izany hoe 1.3 Milliards m3

l        Ary ny farany dia ny fametrahana ny atao hoe “Politique ecologique circulaire”.

Ny teny azo hamintinana ity olana voajanahary ity dia ny tokony handraisana andraikitra haingana dia haingana, satria dia loza efa mipetraka izy io. Tsy tokony hangataka andro intsony isika izay mahatsapa fa manana anjara biriky amin’izany ady izany, ary tsy tokony ho menatra ny hitaiza raha toa ka ilaina izany, satria tena tsy ampy ary tena  mahonena tanteraka ny zava-misy amin’izao fotoana izao amin’ny fanaovana tsinontsinona sy fanambaniana ny zavaboary.

Raha ny momba an’i Madagasikara no asian-teny, dia efa betsaka ireo fikambanana miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana no nilaza sy namoaka ny heviny mikasika ireo karazana loza maro samihafa mitranga eto amintsika, fa dia ny tsy firarahiana sy ny fiadiana seza ara-politika ary ny fanangonan-karena no tena olan’izy ireo.

Raha tanisaiko kely eto izany tsy firarahina sy fanimbana ny zavaboary sy ny voka-dratsy aterak’izany dia:

l        Betsaka ireo ala no simba noho ny fanapahana sy ny famadihana izany ho lasa ”Charbon de bois”

l        Rehefa tapaka ireo hazo ireo dia maro ihany koa ireo biby izay tsy fahita raha tsy eto Dago tahaka ny “Lemurien” sns no maty.

l        Raha tsy hitanisa fotsiny ireo karazam-biby tsy fahita raha tsy eto Madagasikara aho dia eo ihany koa ireo kazarana zava-maniry samihafa izay mbola tsy fahita raha tsy eto Madagasikara no potika amin’ny tsy misy antony.

l        Ny doro tanety moa izay isan’ny olana lehibe indrindra eto Madagasikara sy eto Afrika mihintsy araka ny fahitako azy, dia mbola tsy afaka misaraka amin’ny fomban’ireo manao izany.

l        Ireo kazarana biby an-dranomasina ihany koa dia manomboka manana olana satria maro dia maro tokoa ireo mpihaza azy io na malagasy na vahiny no tonga ary tsy manaja ny lalana misy tokony arahina mifehy ny jono an-dranomasina.

l        Ireo loto amin’ny tsy fanajana ny tanana, ireo fiara mamoaka setroka maloto tsy tokony handeha intsony nefa mbola mandeha, sy ny tsy fahampian’ny lalandrano izay tokony handehanan’ny maloto samihafa misy eto an-drenovohitra, dia mbola olana mipetraka ihany koa, sy ireo maro samihafa tsy voatanisa…

Ny hany teny tokana sy vahaolana miraikitra sy maharitra raha ny fahitako azy, dia tokony hatomboka amin’ny fanabeazana (education civique) aloha, satria na hisy aza ny volabe hatontona dia tsy hiditra amin’ny sain’ireo olona mihintsy raha tsy fantany aloha ny voka- dratsy haterak’izany fiovaovan’ny tontolo iainana izany, ary izany dia tokony hampiarahina amin’ny fandraisana andraikitra haingana, fa tsy lany andro amin’ny resabe tsy misy tanjona (parle peu,passe a l’acte) fa andao hiaraka hitaiza sy hiaro ny zavaboary mipetraka isika, dia mino aho fa raha ny rehetra no manana fisainana ny hitandro izany dia ho mora foana ny hampihena io CO2 misy io.

Classé dans :Education, Green Foko, Malagasy, Société

MADAJAZZCAR

“English version”

Black musics has always attracted my own mind. Currently, one of the biggest cultural events in Madagscar is the “Madajazzcar”, honoured by local and foreign artists, came from all around the world. From october 7th to  october 21th, 2009, its 20th year has been celebrated.

Many critics from many people are always on time when I listen this kind of music. Anyway, in my opinion, “feeling can be different for all of us”.

Now, I would want to share you pictures and videos of some of the artists who has participated to this event.

“Amin’ny teny malagasy”

Raha ny fitiavakao ny mozika mainty dia efa ela dia ela tokoa ary izany dia mifandraika tanteraka mina’ny hetsika izay karakarainy olona manana fitiavana manikana amin’ny mozika jazz satria ny fankalazana ny  faha 20 taona ny “Madajazzcar” dia amin’ity taona ity.

Tsy anao lava resaka aho fa raha ireo karazana fiantsiana maro no nampidiriko tanaty ny lohako dia efa maro tokoa ry eto aho dia tia hanipy kely teny ho an’ireo olona mihevitra f ny mozika Jazz dia mampatory na oe ho an’ireo olona miseo manambony teny dia tiako ny manitsy izany satria “ny fitiavana loko iray dia afaka hiadiana hevitra mihintsy”

Araka izany, ireto misy sary vitsivitsy mba ahitanareo ny revy afaka atolotra ny amin’ny fiahinoana ny mozika jazz koa araka izany tompoko lahy sy tompoko vay mazotoa aza mankasitraka e.

Classé dans :English, Malagasy, Société

[g20voice] Ny fitiavana-tena ny #G20

Ireo ekipa solida ny #oxfama niaraka nanao rodo be ary niaraka naneho hevitra fa ny #G20 dia mpanao ankilabao ny hafa raha azo adika tsotra izaoSANY0011SANY0007

Mampalahelo tokoa ny zavatra tahaka izao.

DSCN5248

Ireo Afrikanina ihany koa dia manana ny heviny manoloana ny fiainana misy azy ireo (eto dia ny resaka dicteture no tena tiany zareo naseho,Hafatra ho any Afrika manontolo ity)DSCN5249

Izao ve no mba sariny Afrika aty amin ny be Kintana

Classé dans :G20summit, Malagasy

[G20 Voice] Tsy sangy mihintsy ny demokrasia aty amin’ny be kintana

31900365

Sary tao amin’i http://jameswhatley.posterous.com/

Raha iny vao tonga ny “aeroport ny Pittsburgh” iny ny tena dia tonga dia nandeha aty amin ny centre de presse namonjy ny conference momba ny fahitana ny G20, maro dia maro tokoa ny conference misy aty ary izany dia midadasika be tokoa satria dia misy karazana votoanton-kevitra maro be.

Ny azo amabara dia oe resaka tsy sangy mihintsy ity G20 ity ary tsy natao ho an’ny firenena tsy matotra, izany moa dia azo adika amin’ireo karazana fahamatorana rehetra amin’ny resaka fitantanana ny firenena sy ny zavatra mifandraika amin’izany.

Tsy anao lava resaka aho fa ny sary no ampitenenantsika ary ireo karazana video ihany dia afaka anehaoana hevitra fa indrindra ny maha matianina tanteraka ny fandraisana sy ny lamina.

Raha nanintany olona teny antsefantsefany teny ny tena oe” Mety hisy fanantenana ihany koa ve ireo firenena mahantra sy andalam-pandrosoana dia tsotra ny navalin’izy ire dia ny oe: miankina ny zavatra tapaka ao izany fa tsy afaka ny manome ny hevitro aho”

Marina fa dia fampisehoana ny elanelana misy eo amin’ny firenena mahantra sy matanjaka izao hetsika izao ary raha ny hevitro manonkana dia oe maninona moa vao tapitra ny resaka fanantenana tany amin ny dinika tany New York dia aty Pittsburgh lasa tonga dia fampisehoana oe izahay anie no tena izy fa ianareo saribakolinay e ( ireo firenena mandroso )

Eto am-pamaranana, ny zavatra tena naha talanjona ahy indrindra dia ny atao oe demokratia aty amin’ny be kintana, tsy anao lava resaka aho fa aleo ianareo no haneho ny hevitrareo tsirairay avy.

Classé dans :G20summit, Malagasy

[climatevoice] Ny fahitako azy

Raha fintinina amin ny teny fohy ny #climatechange summit dia azo lazaiana fa resaka fanantenana no tena betsaka tamin ireo filoham pirenena rehetra sy olona manakaja nifandimby niteny sy natao fanadihadiana tao amin ny ONU.

Ny azo ambara dia oe mbola ho nofy izany rehetra izany satria amin’izao taon-jato iainatsika izao dia tsy tokony fampanantenana no atao fa tonga dia asa ary izany anefa tsy vita raha tsy misy ny vola.Hoy ny firenena lehibe oe :

“ isika dia tokony ampiseo lesona ho an ireo firenena andalam pandrosoana sy ireo tena mahantra amin izay manaraka fotsiny ianareo”

Asa na mitampona ny mason ireo olona ireo na marenina fa raha n y fahitako azy anie dia oe tokony hisy fanenatanana sy politika mazava fa tsy atao baiko tahaka izany satri raha tsy hitanisa ohatra maro aho tahaka ny Afrika: ady an-trano tsy mety tapitra, “famine”, kolikoly… raha ny momba ny islame indray dia ny olana lehibe indrindra dia ireo extremista sy ny olana ara-religiona, ny faritra asiatika dia azo lazaina fa misy fanantenana ihany koa tsy dia anao lava resaka aho….

Maro dia maro ny azo lazaina momba iny fa ny lesona tsara azo raisina kosa dia ilay fanantenany rehetra na mahanatra na mandroso na andalam pandrosoana any koa lasa zavatra goavana ao imason izao tontolo izao ny resaka natiora sy tontolo iainana amn ny ankapobeny.

Classé dans :ClimateChange, Malagasy

[ClimateVoice] Il est temps, êtes-vous prêts? – It’s about time, are you ready ?

(…) à travers le globe, nous joignons nos forces pour lancer un appel à l’action (…)

En marge de l’Assemblée Générale de l’ONU du Mardi 22 Septembre 2009 se tiendra le sommet sur le Réchauffement Climatique qui réunira autour des grands leaders mondiaux un panel de scientifiques et de spécialistes dans la matière. Face à l’urgence de la situation, le projet ClimateVoice a pour but de toucher l’opinion publique sur ce sujet vital. En exposant les conférences et les évènements qui tiendront lieu autour de ce sommet par le biais des média sociaux, Tcktcktck souhaite élever les voix et pousser les pays à la signature d’une meilleure entente sur le Réchauffement Climatique le 7 Décembre à Copenhague au Danemark. Une équipe de bloggers (Voiceteam) tous activistes dans le domaine de l’environnemental  et venant des quatre coins de la planète est mobilisée sur le terrain afin de rapporter des images, des vidéos, des interviews mais surtout les bruits de couloir de ce sommet-clé pour l’avenir de la planète.

L’inclusion d’un Fokoster dans cette équipe est un honneur pour notre communauté et nous tenons à remercier tout particulièrement les éditeurs du site activiste itsgettinghotinhere.com qui depuis les premiers jours de Foko ont relayé les voix de Madagascar. Merci aussi à l’extraordinaire équipe d’Oxfam pour le soutien et de m’avoir offert l’opportunité de traverser les océans pour être reçu dans cette prestigieuse équipe. Tout au long de mon séjour, Stéphane Ramananarivo (Pakysse), au sommet sur le Réchauffement Climatique, je tenterai de partager la lutte des Malgaches pour préserver leur précieux environnement mais surtout de mettre en lumière les grands enjeux qui nous touchent au quotidien. Il ne s’agira pas de rapporter le discours de la pauvreté et d’éveiller chez l’interlocuteur un sentiment de compassion mais plutôt d’initier une réelle conversation et peut-être, à notre échelle, de changer réellement les choses en changeant la perception de Madagascar.

Suivez au jour le jour, les compte-rendus (que je tenterai de rédiger dans les 3 langues) de mon blog -http://pakysse.wordpress.com et le liveblogging dans lequel vous pourrez échanger avec moi-même et la communauté Foko.

photo 046 par vous

Liens officiels:

Le site de tcktcktck http://tcktcktck.org/

L’équipe de ClimateVoice et suivez leurs mises à jour http://tcktcktck.org/climatevoice

Évènements durant le Semaine du Climat à New York City http://www.climateweeknyc.org/

Le site de l’ONU sur le Réchauffement Climatique : http://unfccc.int/2860.php

Suivez Pakysse:

sur Twitter : http://twitter.com/pakysse

sur Pakysse : http://pakysse.wordpress.com

sur Flickr : http://www.flickr.com/photos/foko_madagascar

tcktcktck-actiontcktcktck-solutionstcktcktck-justice

(…)across the world, let’s join forces to launch a call to action (…)

This Tuesday, September 22 th,2009, leaders at UN General Assembly will discuss the Climate Change with scientists and specialists in the field. The emergency of the situation initiated the ClimateVoice project in order to reach the public opinion. By exposing conferences and events which will take place during this Climate Week with the use of social media, Tcktcktck wishes to rise voices and make leaders to sign a better deal on Climate Change for Copenhagen summit on December 7h,2009. Voiceteam is not only a group of bloggers but they are also environmental activists coming from all over the world and they will be covering from the ground with videos, pictures, blog posts on what will be said behind open and closed doors for the future of our planet.

The inclusion of a Fokoster is a great honor for our community and we want to thank editors at itsgettinghotinhere.com for their strong support to Foko since day 1. I also want to thank the amazing team at Oxfam who helped me plan this trip and also is working very hard to make this opportunity of a lifetime an unforgettable journey. During my trip, Stéphane Ramananarivo (Pakysse) at Climate Change summit, I will do my best to share Malagasy people fight to preserve their precious environment but also to bring light to challenges we have to fight everyday. I won’t take a miserabilist approach nor I won’t ask for compassion from people but I would like to initiate a real conversation , and maybe, at my level, change things by changin people’s perception of Madagascar.

Follow me by reading my reports (will do my best to write in 3 languages) on my blog and my liveblogging where we can share ideas with the Foko community.

Classé dans :ClimateChange, English, Français, Malagasy

Join the call for a global climate deal at TckTckTck.org
IT TAKES A VILLAGE

RSS Foko

  • Blog Action Day : Foko Bloggers Promote Local Actions For Climate Change octobre 15, 2009
    LYVA from Antsirabe Pour arrêter cet escalade, il faut que tout être humain soit conscient qu’il ne peut pas fuir ce problème. C’est-à-dire qu’il ne doit faire des actes qui nuisent à l’environnement. On doit donc arrêter la culture sur brûlis et la destruction des forêts. On doit utiliser des réfrigérateurs qui n’ont pas de produits [...] […]
    admin
  • A Foko Coordinator As Part Of The Climatevoice Team At Un Summit On Climate Change septembre 24, 2009
    Stéphane Ramananarivo has been the  coordinator based in Madagascar in charge of the very successful Blog Club project and the Green Foko environmental initiatives project. His efforts and commitment to development were often reported on GlobalVoices Online funded community, the Rising Voices’. Stéphane himself started blogging 2 years ago when he help […]
    joan

Follow Pakysse on Twitter

RSS Follow Voiceteam coverage

Join the call for a global climate deal at TckTckTck.org