Pakysse

Icon

parle peu et passe à l'acte

CRISIS IN CONGO

Ity tantara ity dia mampalaholo tokoa ary izay no nahatonga ahy hanoratra sy hanaitra ny olona amin’ny momba ity tantara any# Congo ity izay hitako fa tena mampahonena tokoa satria raha hadika amin’ny teny fohy dia oe maninona moa isika @afrikanina no tsy mba mety mandroso sy miova mihintsy.

Raha nahazo ity fanairana ity ny tenako dia noho ny tena mpikambana ao amin’ny #oxfaa any ka rariny sy hitsiny raha mihoatra kely ny tantara misy eto Dago ny zavatra hisintonako ny sainareo.

Tsy anao lava resaka aho fa aleo ny #link sy ny sary no hiteny.

MAZOTOA HOMANA AZA TOMPOKO O.

STOP #GENOCIDE AND DICTATORSHIP IN  #CONGO

http://j.mp/35ZSE9

Classé dans :Crisis, English, Life, Malagasy, Société

Veloma lesy namana Ando a!

dscn2669Ny teny voalohany moa raha vao naheno , nahita dia ny alahelo no tonga voalohany tato an-tsaina satria ra Ando dia namana, raalahy fa indrindra mpiara niasa raha teo amin’ny tontolo ny serasera no resahina.

Nya azo ambra dia ny oe tsy rariny  ny zavtra tahaka izao satria dia zavatra mampalahelo sy mampahonena fa indrindra manala-baraka raha tsy hiteny aho oe fa dia olona tahaka ny ahoana moa no masahay sy nanome baiko ny hitifitra mpnao gazety.

Ny alina ihany moa dia niantso ny ankizy rehatra mpikanmba tao amin’ny Foko ny tenako ary tamin’izay no nilazana sy nanaphana hevitra fa dia hiaraka hamangy any daholo ny ekipa izay hafaka.

Manaraka izay raha ny nifankahalalanay roa lahy dia tena naha talanjona tokoa satria dia tany anaty cyber raha iny izy anao emission speciale iny lédala dia niresaka izahay ary tamin’izay no nifankalalanay roa lahy, ny trao ariana moa dia maro ny projet fa ny tena nivaingana indrindra dia nanaovany ledala emisson tao @ vaovao city news ny RTA dia nahazo minitra vitsy tao ny mpitoraka bilaogy avy ao @ FOKO.

Ny tena napiray saina anay roa lahy moa dia ny fahitanay fa mila tohanana ny tanora malagasy fa mila hatosika sy amporishina, ny émission dia tsy nisy resaka vola mihintsy ary dia teo no tena nahatsapako fa olona tsara toetra sy tsara fo ledlka ity.

Ny ekipa rehetra ny FOKO dia maneho ny alahelony ho an’ny fianakaviana any Ando ary miaraka miombona alahelon miaraka ny ekipa ny foko any etats unis.

Ny tenay tiako hatsipy dia ny oe tsy rariny ny zavtra tahaka izao fa na dia ninga voatifitra aza ny etan tsy afaka ny hangina intsony koa araka izany mankahery ireo journaliste citoyen citoyen rehetra eto dago fa indrindra isika mpikambana ato @ Foko ary isika rehetra izay nahafantatra any Ando.

Izay aza lesy ra Ando fa ny ety an-tany moa dia fandalovana ihany fa mbola samy ho any daholo isika rehtra fa ny any ialahy dia ny fanokafana ny varavara no tena nataon’ialahy.

Mankasitraka ny fisainana’ialahy sy ny fomba fiasan’ialahy lesy ny tenako baina an!

Stephane R.

Classé dans :Foko Citizen Media, Life

Embouteillage et pollution ( gare routiere Ambodivona before Xmas )

dscn2852

Classé dans :Life, Société

Madagascar

Io izany hono ilay nosy malalantsika.

Classé dans :Life, Politics

MPAGARO PAOSY!

Rehefa iny tapitra iny moa ny ora ny fiasana sy ny fianarana koa andeha hody haka bus ny olona eto an-drenivohitra dia mifanesika be tokoa ary eo indrindra ry zalahy no manao ny ataony fa ny tena mahagaga dia ireo olona mbola zaza ary tena zaza no manao izany koa tamin’ity indray mitoraka ity dia sendra ny nahay azy ry zalahy satria dia polisy mihintsy no tena lasibatra. 

  

   Raha iny niakatra anaty bus iny moa dia somary mifanisika tokoa ary samy manao izay ataony mba ho tafiditra anaty bus satria mamy ny mody koa teo indrindra ireto zatovo vitsivitsy no mody nibahana ny fidirana dia nisava ny tao anaty paosiko moa ry zalahy koa niseho nisava dia tsy nahita fa noteneniko oe avelao io fa matiko eo elisany, dia navelan’dry zalahy fa mbola nanohy ny asa ratsiny ihany izy ireo ary sendra ny nahay azy satria dia polisy izao no nosavainy ary tonga dia tra-tehaka fa tsy nahetsika fa  ny namany kosa dia tafatsoaka avokoa.

   Ny arret bus tiako resahina eto moa dia ilay arret akaiky ny Shalimar Tsaralalana,ary mora tamin’dra sefo no nitondra any ilay bandy satria dia ao ambadika kely ao fotsiny no misy ny “poste de police”.   

   Ny lesona azo tsoahina dia ny oe mitandrema isika mpandeha bus satria dia maro tokoa ireo mpanagaro paosy.

Classé dans :Life, Société

Andao hijapy lamasinina daholo e

Ny entana hono rehefa zaraina dia mora zaka koa izany indrindra no tena tiako hisintonana ny sainareo mpanaraka ny blaogy ny Pakysse raha ny momba ny fahitako ny fisainanireo olona maro nifanerasera sy niaraka niasa tamiko nandritra izay fotoana maro izay.

Ny tena maha talanjona raha  ny momba ity resaka ity dia ilay fisainana oe ATAOVY ALOA FA HO HITA EO IHANY FA REHEFA MANDEHA VE TSY AHITANA HEVITRA IHANY E………………Asa na hakamoana na tsy fisiana saina na zavatra tahaka izany no tena mahatonga ireo olona namana,sakaiza,sns…ho manao tsinotsinona ny finiavana tia hampivoatra sy hampisondrotra ny manodidina fa tsy midika akory izany oe zesta fa kosa fizarana toe tsaina tia manao zavatra na amin ny teny baiko dia ilay oe saina liana amin ny fifampizarana.

Angambany aho tsy hiodikodina manodidina ilay lohateny fa tonga dia horesahiko ilay izy : hono oi ry zareo afaka mba manome hevitra kely ve ianareo momba ilay fisainana hananan tsika malagasy MPIJAPY LAMASININA izany oe tonga dia MANDRAY VONONA fa tsy mba nanisy roan doha kely na ny iray aza.

Ny hafatra tian ny mpanoratra hatsipy eto dia ilay oe AZA MBA ZATRA  MAMANTANA fa tena ratsy io fa raha mbola azo atao ny mifampizara, mifanampy,miaraka miasa dia ataovy fa mino aho fa mety ahatonga alavitra ny fisainana tsy tia MIJAPY LAMASININA izany raha mitovy hevitra amiko ianareo.

Mankasitraka e

Classé dans :Life, Société

Brrrrrrrrr

Classé dans :Cocasse, Life

iza ary o

Classé dans :Cocasse, Life

Famelabelarana ve sa sangy

Raha ohatra ny tenako  niaraka tamin ny namana iray mpitoraka bilaogy namonjy famelabelarana tao amin ny Alliance Francaise de Tananarivo momba ny atao oe lalana mifehy ny sary ny 25 septembre nanomboka tamin ny 3 ka naharitra ora 1 sy sasany  dia gaga aho raha ireo mpandray anjara dia ankizy mpianatra lalana ao amin ny kilasy faha telo ny ambarantonga ambony ary ny tena naha talanjona ny tenako dia ny rediredin ireo mpianatra mombany atao lalana misahana ny internet.

Eny tompoko dia tena gaga aho raha nahatsapa fa tena lasa resaka atteinte ny intelligence ny olona mpikirakira ny inernet  ny zavatra nolazain ireo mpianatra satria dia azo lazaina fa mety noho ny tsy fahafantarana na oe noho ny tsy fanaovana fandalinana noho nahatonga izany zavatra rehetra izany satria raha ohatra koa nanazava ny fetra sy ny lalana momba ny sary ny mpanentana dia tsotra ny azo ambara ry mpamaky hajaina satria dia ny tsy fahamaliana fanontaniana no tena nisongadina betsaka: asa noho ny fahatsapana fa rehefa mandingana fianarana ambony na ny tena marina rehefa mba omena sehatra fitenenana ireo mpianatra mbola tsy nahavita ny kilasy fahamaranana dia mahatsapa fa tena avo noho ny avo, tsy dia hivalapatra b eto ny tenako fa ny votoantony ny resaka tiako ahatongavana dia tsotra satria na inona na inona zavatra mitranga eo amin ny fiainana dia tsy tokony hibontsina ny loha na raha atao amin ny teny baiko dia tsy tokony hiseo milay fa indraindray maha menatra loatra.

Eto am-pamaranana dia tiako ny mampatsiahy fa ny zavatra tahaka izao dia tsy vokatra avy amin ny fahalalana fa kosa azo heverina oe noho ny hakamoana koa araka izany ny indro tiako omena dia ho an ireo mpampianatra izay nanaraka ireo ankizy ireo satria tompoko amiko tsy nanao ny asany izy ireo fa dia variana nipetraka sy nanao masturbation ny atidoha fotsiny sady tsy nahafeno ny fepetra ny valim panontanian ireo pametreka rehetra.

Rehefa nanontanianay fanontany lalina moa ireo mpampianatra ireo dia ny valiny azo dia ny oe maninona moa ianareo raha miresaka ny ministra tompon andraikitra……………….ahahhahahahhaha…………satria hono izy no lehibe ny lalana, koa amiko ny dikan izany dia ny fanaovana tsinotsinona ny mpiaraha monina.

Ny fanontaniana mipetraka dia ny oe Famelabelarana ve sa sangy no niseo tao amin ny AFT satria amiko rehefa mbola tsy voafehy ny zavatra iray dia tsy tokony hiseo milay tahaka izao fa tena mahamenatra tokoa no sady lasa mampidina ny ady hevitra satria raha ny masoko nahita dia karazana olona efa nanana traikefa avokoa no tonga nanotrona ny famelabelarana.

Classé dans :Cocasse, Life, Société

who’s the real good friend?

I would want to dedicate this post for those who think that friend is necessary when we have problem or something like that.Suer it’s more exciting and more important for our heart but in my opinion i do’nt like to discuss my  ( BIG ) problem with my friend because sometimes according to me when we do so   The person can’t keep it for him and the problem is all around the world…………lol………..The real good friend is my own mind ( if the pbm is hardest and biggest)

I agree with the fact a friend can help us when we have a little problem like falling in love or looking for money to invite our girlfriend or boyfriend to go to the cinema,restaurant ect …

Classé dans :Life

how to use our mind for escaping the temptation about drinking and smoking

Firstly we must be decided then,we have to choose our friend.If it’s not possible for us to moderate drinking and smoking,going to the association of the blue cross is another good way because all of them can help you and can find many solution for your problem but,if the problem is still running,the last and the best solution is going to the doctor for the drug addiction or treatement for alcoholism.

well! In Madagascar when people can’t find the way for something to do,they pray and go to the temple why? maybe for preparing life after death. Sure! In my point of view if we want to escape kind of problem we must show one’s intention of doing.

Classé dans :Cocasse, Life

Pourquoi lire la Bible?


La question que je me suis posé depuis l’accession de mon esprit à l philosophie est de me dire si ce n’est pas celle la qui a engendrer toute cette haine et cette guerre car depuis des lustres l’interpretation de cette Institution n’a fait qu’engendrer des lacunes et laisser perplexe les traducteurs puisque,depuis et ceux jusqu’à nos jours l’interpretation de la bible ne sait pas montrer explicite vis à vis de l’humanité parce que si on réfléchi bien pas mal de sectes et de différentes associations cultuelles se croient etre intelligent et se croient etre la main de Dieu ou plus precisement ” Ny tanana an-kavanan’Andriamanitra” mais le plus aberrant si je peux le dire c’est que ces différentes associations sont vraiment hallucinant dans le sen sils essaient d’imposer leurs idéologie et leurs façons de voir dans ce qui est écrit dans la Bible.

Pour ma part en tout cas le jour ou j’aurai besoins de lire la Bible pour une paix en soi et pour connaitre le système dictatorial de ces anciens qui l’ont inventer et qui l’ont écrit je vous tiendrai au courant mais,ceci étant je crois en l’existence d’un etre supreme qui avec le système universel sous l’apellation de Dieu ou chez le Malgache le Zanahary.

Si sous le règne de RANAVALONA 1ère l’arrivée de la Bible par l’intermédiaire des missionnaires étrangers à poser problème et c jusqu’à la tuer,à mon humble avis le christianisme n’est qu’une façade du vrai hypocrisie de ces soi disant chrétiens.

Pour en finir avec cette histoire de la Bible je vais vous donner un exemple typique et rigolo de la loi de la prière et de l’interpretation:” Un certain pasteur Mailhol chef de l’association cultuelle Apokalipsy qui en passant n’a jamais fait d’études biblique ni théologique mais vendeur sur l’avenue de l’indépendance sera le président de la république de Madagascar en 2013″

Corps et ames sensibles s’abstenir mais surtout   veuillez m’excuser mais la je trouve et je cite pele mele DE QUI SE MOQUE-T-ON?

Dans un esprit critique et judicieuse messieurs les lecteurs et blogueurs si possible de me laisser vos blogs respectifs pour que je puisse vous répondre dans le cadre d’une co-relation interposer entre blogueurs.

Classé dans :Cocasse, Life, Société

Resaka tsy maha voky e!

Ny zavatra tena tiako tenenina eto dia ilay momba ilay resaka racisme tena diso tafaoatra aton’ireo mpanao politika sasantsany eto amin’ny firenena.raha ny hevitro manoka dia tsotra satria tsapa fa tena efa lany andro daholo izy ireo no sady tsy ampy fiheverana satria aiza moa koa ny ressaka fampiadiana foko indray no banjinina.

Raha tsiahivina ny tantara ry mpamaky isany dia efa ela ireo mpanaoa politika ireo no nihezaka namohy io resaka io fa tsy nety naha voasarika ny maro ary tiako ihany koa ny mampatsiahy fa raha izany no atao hitadiavana seza dia mbola ela vao ho tafavoaka ny lavaka isiska.

Olona iray ve no manao ny ataony dia ny rehetra no tenenina amin’ny fomba maloto fa tsy alehany,mampiomehy ihany satrai raha ziany anie no banjinina eto amin’ity firenena ity dia tsy ho lasa fa di ny omaly tsy niova ihany no ady eo sady hitako fa resaka natao ho an’ny olona tsy ampy saina sy tsy fahlalana firy ny resaka tahaka izao.

Ny any amin’ny tany mandroso tahaka any Etas-Unis sy Frantsa aza tena efa nandao izany resak izany raha tsy hiteny fotsiny ny filoham-pirenena frantsay izay tsy tena olona pure fa dia olona nisafidy ny hionina ao la frantsa ary eo ihany koa ny any etas-unis izay manao ny primaire amin’izao fotoana izao ny antoko demokraty satria dia mety ho lasa oe mainty ny filoham-pirenena any raha sanedra ny tampoka tsy maha lehilay ireo amerikanina ireo.

Izany ve tompokolahy sy tompkovavy dia mahalasa saina anstika oe raha tianareo loatra io seza sy voninahitra ary rendrarendra io dia atovy “strategie politique ” hafa fa raha ny resaka “racisme” dia efa ela no sady makaleo no tsy ahazo olona amin’io ianareo.

Marina fa tena betsaka ny tsy mety ataon’ireo mpitondra ireo manoloana ny fiainam-pirenena fa ny mpanohitra koa tena manonao foana be loatra no sady miteniteny foana be loatra koa raha banjinina izany dia samy manana ny fahadisoany izy ireo!est andaniny moa ny mpitondra manao izay tiany atao ary mihevitra ny tompon-teny fatratra ary etsy ankilany ny mpanohitra izay mahita fa betsaka loatra ny tsy ara-drariny fa ny tena mampiomehy ahy dia teny nataon’ny filoha teo aloa dia ny ilay profesora fa hatramin’izao hono izy dia manaiky fa filoham-pirenena ny mpitondra ankaehitriny.aiza kosa ranagahy an!?mba olona manana ny maha izy azy ihany fa dia miteniteny foana loatra e.

Raha ny tenanko manokana dia tena olona liana amin’ny ady hevitra politika fa kosa tsy tia manao politika satria tena tsy misy azo raisina sy tsy misy lesona tantereka ny zavatra omen’ireo mpitondra nifanesy hatramin’izay any ka lasa ny tanora izay tena tokony andray sy tokony hoavin’ity firenena ity dia alsa tsy raitra satria dongin’ireo goaiak lahy daholo ny toerana na dia efa hita za oe tokony adneha misotro ronono satria raha tena atao anie ny “analyse”dia na fitadidian’ireo antitra be ireo ary efa manody azy koa ahoan moa no mbola ametrahany ao an-tsaina oe hitondra sa dia loham-boto fotsiny no tena ao an-dohan’izy ireo.

Classé dans :Cocasse, Life, Société

Tsy dokam-barotra ity fa ny kapaoty protector oi mapaniry volo!

Mety maro amintsika no tapaka sy latsaka fa tena gaga ny tenako raha ireo namako vitsivitsy izay manomboka tsy dia misy volo na irony sola irony no nilaza tamiko fa io menaka amin’ny kapaoty protector io hono tompoko raha hosorana amin’ny volo dia mampaniry azy.

Araka izany dia nividy boite iray mihintsy ny tenako ary dia miisa 18 ny paquets izay miisa 3 ny ao anatiny dia raha banjinina iazny dia eo amin’ny 54 kapaoty eo eo, fa ny tena mampiomehy dia ny nilazan’ilay mpivarotra ny tenako oe : ory pakysse an fa ianao ve adala fa boite iray mihintsy ve no voidianao?

LOL!hoy aho satria tsy ampiasaiko fa ataoko amin’ny voloko.hatramin’izao anefa dia mbola tsy nasahy ny tenako satria dia masiso loatra ilay izay fa mbola miandry herin-tsaina aho.

raha ireo namako aloa dia hitako fa nisy nahazo voka-tsoa tokoa satria dia manomboka misy mitsiry ny volon-dry zalahy.

Ny malagasy moa voalohany tokoa amin’ny resaka hafahafa tahaka izany koa raha ahazoana vokany moa maninona raha ampiharina amin’ny tena.

izany marina angambany tena azo lazaina fa anisan’irony atao oe ingeniosite africaine irony?asa? iza no mahalala?

Classé dans :Cocasse, Life

Mila mifampitaiza e!

Ny tena tsy mampadroso ny olona iray dia ny fitiavan-tena sy ilay tia kely.Marina tokoa fa mafy ny fiainana ary dia tsy mora ny mitady vola fa kosa tokony atao amin’ny ara drariny fa tsy falifaly amin’ny famitahana sy lainga ary indrindra ny kolikolykely madinika.

Ny lesona tena tsapako ny oe isiska mpitoraka bilaogy dia afaka mifampitaiza satria fifampizarana hevitra no tena banjinina ary samy afaka mandray izay tandrifiny azy ny tsirairay.

Classé dans :Life

fara andro amin ny ahoana ary?

inona ary ity?dia tsotra ny resaka fa atolotra ho an ilay sekta tany Russie izay milaza fa ny volana Mey dia natokan dry zareo ho an ny Apokalipsy izany oe  ny fahataongavan izany fara andro izany hono.

Tonga dia oe ahahahha no azo hilazana izany sekta izany satria dia tena miteniteny foana sy mpanimba ary mpanakorotana ny sain ireo marivo salosana.

Ry namana tandremo sao lahy voasarika amin ny resaka tahaka izao na ny ray aman-dreny, zoky, zandry, fa indrindra indrindra ireo zanaka satria araka ny voalaza ny vaovao dia tena mbola misy zaza mena vava sy mbola kely tokoa izay nentin’ireo ray aman-dreniny miaraka amin’dry zareo any ambany tany ary miafina efa misy 5 volana aza ny sasany.

Raha atao bango tokana ny zavatra tahaka izao dia tsotra ny teniko fa mampahonena sy mampalahelo.

Classé dans :Life

la corruption!

hier j’etais passé dans un des 6 arrondissements de la capitale pour un acte de naissance.Comme je n’avais pas eu le courage de faire la queue je me suis dit que testé le niveau de corruption serait utile.Comme je m’y attendai en soudoyant une personne je suis passé en premieret il m’a fallu que quelques heures pour l’obtenir or le circuit normal necessite 2 jours,ceci pour vous dire que partout ou on va la corruption est bien la.

Classé dans :Life, Société

pensée litteraire!

depuis, la part initiatique de l’éducation ne cesse de reculer.on a abandonnée le grec et latin.la litterature est considerée comme un ornement inutile.l’histoire et la géographie menacent d’etre relégées à leur tour il ne s’agit plus que de fournir à l’enfant des connaissance qui lui serviront-à-dire qui l’asserviront à la fonction qu’on lui assignera.on veut fabriquer un instrument utile au corps social.c’est doublement ecoeurant.

d’abord parce qu’il n’y a pas de véritable éducation sans une part totalement inutile,invendable,irrécupérable.cet absolu doit etre particulièrement préservé chez l’enfant qui est destiné à des taches répétitivesje pense que l’enseignement du grec,du latin et de la poésie sont plus urgents chez les enfants destinés à devenir grutiers ou garçons bouchers que chez eux à qui on prépare une crrière d’avocat ou de médecin.

Ensuite,il y a bon nombre de professions-les plus brillantes peut etre-pour lesquelles les excrcices mthématiques sont non seulement inutiles mais sans doute néfastes.Toutes celles qui reposent sur la recherche d’une certaine qualité et non sur la manipulation de symboles quantitatifs absraits.

la radio,la télévision,la presse,la publicité,l’édition ,les industriestextiles,le droit la diplomatie,les  échanges commerciaux,toutes les carrières politiques,je cite pele-mele,eh bien!ces professions sont résolument anti-mathematiques.

Classé dans :Life

le famadihana

le famadihana est consideré comme le culte des ancetres à Madagascar se voit de disparaitre peti à petit etant donné l’arrivée en masse d’une culture importée (ex: la religion chretienne).Les malgaches ,sont en train  de vivre l’apocalypse de leur culture car depuis l’arrivée des etrangers, le culte des ancetres n’a cessé de se degrader jusqu’à tuer la reina Ranavalona1, qui se son vivant ne voulait pas que le christianisme domine la terre malgache.Actuellemnt, le famadihana se pratique rarement parce que l’influence de la bible,ladomination de l’église sur tous les points:politique,société…cause la perte de cque la culture malgache est réellement.Mis à part le fait que la pratique du famadihana est contre la loi des vazahas,c’est -à-dire des gens qui ont porté leur contribution pour la destruction de nos valeurs(ex:le hire gasy se voit de disparaitre avec l’apparition du rap,le famadihana avec celle de la religion chretienne..)Pour en finir avec cette destruction de la culture malgache,pourquoi ne pas se concerter pour une une solution adéquate aux principes des valeurs moraux malagasy?

Classé dans :Life, Société

l’homme et la nature

l’homme d’aujourd’hui fait preuve à l’egard de la nature,d’une agresivité jamais démentie.pourquoi?simplement parce que cette vie sauvage ne vaut rien, car elle n’est pas cotée à la bourse du profit.rien n’arrete l’homme de notre temps pour autant que son argent n’est pas en cause.l’egratinure provoquée par une ronce sur le vernis de la voiture est un drame;les oiseaux sont justiciables du lance-pierres et de la fronde”pour la satisfaction”,les miniscules betes piétinés,les herbes meurtries ne sont que plaisir d’une heure…

Classé dans :Life, Société

Join the call for a global climate deal at TckTckTck.org
IT TAKES A VILLAGE

RSS Foko

  • Blog Action Day : Foko Bloggers Promote Local Actions For Climate Change octobre 15, 2009
    LYVA from Antsirabe Pour arrêter cet escalade, il faut que tout être humain soit conscient qu’il ne peut pas fuir ce problème. C’est-à-dire qu’il ne doit faire des actes qui nuisent à l’environnement. On doit donc arrêter la culture sur brûlis et la destruction des forêts. On doit utiliser des réfrigérateurs qui n’ont pas de produits [...] […]
    admin
  • A Foko Coordinator As Part Of The Climatevoice Team At Un Summit On Climate Change septembre 24, 2009
    Stéphane Ramananarivo has been the  coordinator based in Madagascar in charge of the very successful Blog Club project and the Green Foko environmental initiatives project. His efforts and commitment to development were often reported on GlobalVoices Online funded community, the Rising Voices’. Stéphane himself started blogging 2 years ago when he help […]
    joan

Follow Pakysse on Twitter

  • We must protect our most beautiful trees. 1 day ago
  • #Antananarivo no tanan-dehibe faha 3 maloto indrindra eran-tany. 1 day ago
  • 6e tour de #Mada cyclisme du 4 au 13 dec,1078 KM divise en 9 etapes. 1 day ago
  • Rehefa avy annadao any #Dago @ antony ara politika ireo corps de la paix dia efa niverina eto indray ry zareo ireo @ izao fotoana izao. 1 day ago
  • Tsy latsaka ny 5500 ireo ankizy no mirenireny eto an-drenivohitra amin'izao fotoana izao. 1 day ago
  • Mampalahelo mihintsy ny zavatra misy eto amintsika. 1 day ago
  • Efa miisa 7 izao ireo olona niasa tany #Liban no tsaboina saina eny #Anjanamasina. 1 day ago
  • Raha misy mpikambana maneo hevitra dia aleo ho azy izany fa tsy misy hidirany foko-madagascar ny resaka politika sy ny hevitra ny tsirairay 3 days ago
  • Ny fikambanana foko dia tsy manao politika fa maneho hevitra 3 days ago
  • Have a Nice weekend a good night and a sweet dreams all 6 days ago

RSS Follow Voiceteam coverage

  • Climate change: What price will future generations pay? novembre 24, 2009
    Climate change poses a huge barrier to a fulfilling future, argues Lord Puttnam, an ambassador for Unicef UK.When world leaders sit round the table in Copenhagen next month to try and tackle what has become possibly the greatest moral crisis of my generation, a unique responsibility rests on their shoulders as they try to decide what kind of world future gen […]
    Jillian Spiciarich
  • Victims of climate change tell the world how it’s destroying their lives novembre 24, 2009
    OXFAM’S climate hearings are being held in 17 countries around the world, taking the testimonies of real people from all walks of life about how climate change is affecting them. Oxfam will relay these messages to world leaders at the UN Climate Summit in Copenhagen at the end of the year.Climate change is a huge threat to development in Africa. Despite cont […]
    Jillian Spiciarich
  • Investment in wind power blows into Chile novembre 24, 2009
    The Latin American nation has limited indigenous energy resources, with the exception of hydropower. As a result, the country must import the bulk of its energy needs. Up until 2004 Chile met most of its demand for energy by importing natural gas through an agreement signed in 1995 with neighboring Argentina, which had agreed to supply 22 million cubic meter […]
    Jillian Spiciarich
Join the call for a global climate deal at TckTckTck.org