Fankasitrahana, fankatelemana fa indrindra fisaorana no omena ny ekipan’i Randy sy ny Radio Tana 94.4 FM tamin’ny fandraisana ny tena ho vahinin’ny fandaharana BE-LOUH androany 18 Mars.

Nafana ny ady hevitra ary nahafinaritra tokoa satria dia tamim-piralahiana tanteraka no nanaovana izany. Na dia tsy nitovy aza ny fomba fijery dia samy nifanaiky ny mpanentana sy ny tenako fa ilaina ny fanehoan-kevitra mba ho fampiroboroboana ny demokrasia.

Fanazavana ny anjara toeran’ny « blogger » manoloana ny fiainam-pirenena moa no niompanan’ny ady hevitra izay nifanaovako tamin’ireo namana mikirakira ny « media traditionnel » na ireo « journaliste traditionnel ».

Naharitra ora iray sy sasany ny fizarana ny fomba fijery teo amin’ny « micro » ny ekipan’ny BE-LOUH.

Eto am-pamaranana dia tiako ny milaza ireo akama mpanaraka samihafa maneran-tany fa dia hanomboka hanatsahatra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny « blogging » ny tenako. Ny blogny pakysse dia tsy mikatona satria dia namana malagasy mpahay lalana iraisam-pirenena miasa amin’ny tribonaly manokana any am-pita no hizara ny fijeriny ary hanohy ny « activisme ».

Ity ny « post » alohan’ny farany izay hanehoako hevitra eto fa dia mirary ny soa ho antsika namana rehetra.

Radio Tana sy ny kianjan'ny Demokrasia

Kianjan’ny Demokrasia Bis!

IMG_0013

Pakysse sy Randy

IMG_0010

Ireo ekipa mpanentana ny fandaharana BE-LOUH!

About these ads

  1. Fandaharana n’importe quoi

  2. ALEX rehefa miresaka de te-hatao hoe important nefa rehefa henoina ny zavatra lazainy n’import quoi, Randy Donny Vody mbola ho ela vao methode Cauet vendana be !

  3. Henry anie vody e! Randy Donny indray te-hatao hoe deba nefa tsy manana fiara, trano lery tsy misy piscine, ny tena milamina ao zao de i Romain …

  4. Aldiny retarder mentale saribitika, Randy Donny Vody, vendratay, Alexandre be mainty mangilatra tsy malala fomba rehefa miresaka matahotra voa kihana, Henry tsy mahatam-bava fa te-hilelaka vody Randy Donny, Le sipa kaboum sady be Roune be rehefa lelena … izany no fahitanay ireo ekipa ao @ fandaharana BE-LOUH ao @ tv rta sy radio tana …

  5. Anonyme

    Fa mninona no miteny ratsy be zalahy an? Aleo mba maontina e. Na tsy tiana aza ny zavatra ataony olona aleo tsy manompa e.

  6. Razzia

    Nos passeurs de richesse. Ces pilleurs de haut vol! Les indices convergents en faisceau sur l’histoire du trafic de lingots d’or, les langues se délient. Les médias ont fait leur travail vis à vis de cette information qui commence à se préciser. Le passeur de haute qualité est un pilote malgache du nom de HORACE EDDY, qui est le fils de l’Ambassadeur actuel de Madagascar au Canada: HORACE CONSTANT qui a été ministre de la privatisation sous le régime D.Ratsiraka. qui a la grande habitude de transporter les valises bourrées de lingots d’or (20kg) sans passer par la douane, tout cela sous la houlette du frère du GAL RAVALOMANANA qui est un officier de gendarmerie à Tana. C’est comme cela que les trafiquants s’organisent et il faut que l’Etat, la justice prennent ce problème très au sérieux, pour que cesse de genre de banditisme à grande échelle.

  7. Rehefa vakiana ny com-ndry zalà ireto de tiany ihany anie ny fandaharana b-louh e! Hay ry zalà ka sady mijery no mihaino!

  8. Randrianarison

    Miala tsiny am ry zalahy mpanankarena ireo za,fa mampime be le commentaire ataony, ao ny miresaka auto, ao ny miresaka piscine, nefa ny sarababem-bahoaka manaraka ny fandaharana beluuh tsy mivaky loha am zany, fa ny zavatra hitany sy reny eo no mi-intéressé azy fa tsy izay fananan’ireo mpanentana any an-tranony any, fa angaha moa raha ho tantarainy eo aza ny fananany dia heverin-dry zalahy ireo ho zarainy sa omeny izay tsy manana. Mbola ho ela vao ho lasa ny olona manana foto-pisainana ohatran’izany.

  1. 1 Entretien avec Randy Donny #mondoactivism

    […] « freelance » mais dans votre parcours vous avez déjà travaillé avec des quotidiens malgaches, à la radio et à la télévision aussi. Vous avez même été un temps Rédacteur en Chef. C’est pour dire […]




Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    Ka-Mikaz sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Sompifia mavila sur Miady amin’ny drepanocyt…
    Sompifia mavila sur Miady amin’ny drepanocyt…
    Sompifia mavila sur Miady amin’ny drepanocyt…
    Emiliarison sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Radison sur Andry Ralijaona: Former Secret…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Julie sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    hanitriniaina sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    hanitriniaina sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…

Suivre

Recevez les nouvelles publications par mail.

Rejoignez 27 autres abonnés

%d blogueurs aiment cette page :