TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA ATSY MAURICE: Volam-panjakana no nanamboarana anio fa tsy misy resaka
Tsy misy resaka fa volam-panjakana no nanamboarany Andry Rajoelina an’ity trano atsy MAURICE ity raha tena marina tokoa.
Gaga sy talanjona tanteraka aho raha naharay mailaka avy amin’ny namana mpanao gazety vahiny iray izay manana ny maha izy azy tokoa raha eo amin’ny resaka "investigation" no asian-dresaka.
Tsy afaka ny hanaporofo an’ity resaka ity ny tenako, ny mametraka ny fitokisana ilay namana izay nizara ahy ity sary ity ny fahendrena tsara indrindra hitako. Resy lahatra tanteraka ny momba io tantara io aho.
Tsy ho lava resaka aho, aoka isika rehetra no handinika sy hamakafaka an’izao toe-javatra izao.
Raha manana fahendrena i ANDRY RAJOELINA sy ny forongony dia tokony manazava ny saim-bahoaka.
Raha diso aho nametraka ny sary dia tsy hisalasala ny hiteny azafady ho antsika izay mpanaraka ity "blog" ity sy any Disc Jockey satria, ny olona salama aza hono mbola mety marary.
Raha marina kosa fa tena any ANDRY RAJOELINA sy ny vady aman-janany ity trano be namboarina tamin’ny fomba maloto sy tsy mazava ity dia ny azafady avy amin’ny mpangalatra ny volam-bahoaka no tokony hitranga.
Tsy vahoaka bado akory ny malagasy fa olona misy saina sy afaka mandinika ny zava-misy.









août 6, 2012 at 7:34
essai
août 7, 2012 at 3:26
de maninnnn eh
août 7, 2012 at 7:24
ts fantatrw akory ze tena marn momba an’io!!!sa nenw fankahalana tsotrzw???!!!
août 7, 2012 at 7:25
aza mitsaratsara be fahatany tahakzany…mety ho an’ny rafozany milliardaire io…ra enw ré no mpitondra!!!mb ho mahitsy vé…
août 16, 2012 at 3:38
Ary tena mba mitovy amin’ity trano be any Texas ity !!!
Hatramin’ny materiaux eo an-tokotany !!!
Gaga aho hoy Rasoabakobako.
http://www.dreamhomedesignusa.com/under.htm
Hum, hum, hum !!!
août 16, 2012 at 9:19
milay kosa ilay texas an!
sa maurice moa izy teo
août 22, 2012 at 4:27
Dia misy olona mahavita mamorona lien fopla sy manao montage mihitsy hiarovana any rajoelina. Gaga tokoa aho hoy Rasoabakobako moa?
août 25, 2012 at 3:18
Tsy ny lien no fopla fa ny fisainan-drangahy !
Adiadio kely (whois) dia ho hitan-drangahy fa site efa tamin’ny …. 1999 io dreamhomedesignusa.com io !!
Minoa fotsiny ihany hoa !!!
août 29, 2012 at 7:41
Azo atao foana anie ny misolelaka rehefa mahita tombotsoa e. Hitan-drangahy ve hoe mety ny ataony Rajoelina? Asaivo manao dementi izy raha diso io dia ho hita eo ny marina.
août 29, 2012 at 1:23
aleo marina manadihady aloha vao manaratsy olona kosa aloha e
août 29, 2012 at 7:45
Marina tokoa aloa io e. Aleo ny mpanoratra no hamaly an’izany.
novembre 26, 2012 at 8:57
Tena mahazendana ihany izy ty kooooo
janvier 10, 2013 at 11:27
Eny hoa,avelao izy hanao zay tiany hatao fa rehefa tonga koa nenao de mahaiza mananaraotra.
mars 29, 2013 at 9:17
Marina izany, iza moa ny olona ts ho tia ny tenany aloha, ny tenanao aloha vao izay mijery ny hafa. Merci Andry a!!!!Mbola kely ary par% ny ataon-dry zalahy teo aloha.
mars 29, 2013 at 9:19
Sady tsy misy porofo akory ny fahamarinan’izany, atao daholy ny resaka rehetra mba ho entina hampikorontanana saim-bahoaka.
janvier 24, 2013 at 2:24
tsy haiko ve oe gasy mipetraka aiza nareo ireo a tsy mahita ny réalité misy eto amin’ny firenena!
Mba hitanareo ve ny fambotriana ny vahoaka malagasy,oh azo tsapai-tanana amzan ny fitomboan’ny 4mis eny "La Réunion kely" efa tsy nisy izy ireo tamn androndRavalomanana nefa jereo fa niverina,ary io no soritra lehibe indrindra fa ampahantrana ny gasy ra vao mitombo ny 4mis eto Antananarivo!
Dia ny porofo hafa anareo no mijereva amin’ny maso tsy miangatra.
sady hoy ny baiboly hoe"tsy izay manao tompoko tompoko no ahazo ny fanjakan’ny lanitra fa izay manao ny sitrapon’Adriamanitra,ny olona manompo an’Atra zan tsy manao politika,ka ny olona mteny teny fon otrzan amko no vao maika ahazo mafy am Atra.
février 1, 2013 at 2:52
de manaova GREVY foana e ! hanome seza ho an’ny sasany eo koa indray! de mbola tsy fay ve ? de mbola firy ndray zao ny hamono tena hilahatra eo rah misy mitarika politika milaza ho mpanavotra ny gasy eo indray ? MATIMATY foana hoy aho rey rzako tam 1947 sns e ! TSY MISY TIA TANINDRAZANA IZANY ETO FA ISIKA NO ADALA rebireben’izao rehatra tonga eo ! à bon entendeur, salut !
avril 11, 2013 at 1:01
toa hoe sary namboamboarina tany hono io de napetapetaka fotsiny fa nga any ohatr’ny aty ka hoe hanaiky ny hanangananganana trano ohotry ny ny ery lareunion kely fa mitondra cause marina fa aza manampy ny lainga efa miavovona be io e
avril 11, 2013 at 1:46
ary toa mangina rangah tsika zanak’i dada an jereo ange fa zakan’ny tgv madagasikara iray manontolo ambanivohitra, tanan-dehibe hatrany an-dafy aza , aiza tsike e!
avril 11, 2013 at 1:51
mbo aiza rangah ntsika zanak’i dada an jereo fa zakan-tgv daholo
na dezaka na ville hatrany ivelany any mangotraka de aoné
avril 17, 2013 at 6:16
vendrana daholo ianareo rehetra tsy mankasitraka an’i Andry ireo, aleo izy mba hitsinjo ny hoaviny miaraka @ fireneny. Fa angaha i Ravalo tsy efa nahavita betsaka noho io vitany kely io.
Mba misaina ry gasy isany a! na ianao io az tonga eo tsy maintsy mba hijery ihany hoe aiza aho no hanorina ankoatra ny eto gasikara : france, Etats-unis, londres, … raha tsy i zafy albert ko nony voahongana tsy hitany izay haleha.
juin 14, 2013 at 10:28
met marin met ts marin ilay iz fa na d manan n mah iz az aza ilay namanao mba asio recoupement fa mahaliana ihany leiz ra mitombona tsara a!