TSIPAKIN’NY MIALA AINA : Iza no matahaotra an’iza ?



Pakysse nandritra ny fandaharana KOZY LIBERTY

Raha nanatsahatra ny famakafakana mikasika ny fiainam-pirenena ny tenako nandritra ny andro vitsivitsy, dia tsy nohon’ny tahotra velively akory fa nohon’ny zavatra maro samihafa izay tsy maintsy nandraisana andraikitra. Eto dia tiako ny misaotra ireo namako amin’ny karazana sehatra isan-karazany fa ny entana mavesatra rehefa zaraina dia mora zakaina tokoa.

Tsy ho lava resaka aho fa dia tsotra ny teniko ho anareo mpanao ra-matahora ireo : « Tsipakin’ny miala aina no hilazako ny fihetsika mampahonena sy vendrana nasehonareo. Ny mahagaga dia ianareo tafalatsaka ambany dia ambany tahaka ireny. »
Arak’izany : « iza tokoa no matahotra an’iza ? »

About these ads

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s