Sary nalaina tao amin’ny google!

Vao tsy ela izay no nahenoana ny olana nisy teo amin’ny DSK sy ireo karazam-behivaviny. Raha tsiahivina ihany koa ny tantara, dia tsy azo adino ny zava-nisy teo amin’ny filoha amerikanina teo aloha Bill Clinton sy Monica Lewinski.

Ny momba any Andry Rajoelina sy Annick Rajaona indray dia mino aho fa tsy tonga ho azy na fanaratsiana be fotsiny ny antony nivoahan’izany resaka izany.

Raha mahatsapa tena fa olombanona tokoa izy roa ireo dia tokony manazava ny saim-bahoaka fa tsy manao maso be tsy mahita satria ny raharam-pirenena no asian-dresaka eto. Ny resaka mampirafy dia zavatra ratsy ary tsy azo ekena na ara-moraly na ara-tsosialy.

Ny mpisipa, ny mpivady na ireo mpifankatia manao izany zavatra izany aza efa tsy hita izay tenenina koa vao maika fa ireo milaza ho azy fa olomben’ny firenena. Raha tiany Andry Rajoelina sy izao Annick Rajaona izao ny ho madio eo imason’ny olom-pirenena rehetra dia tsara kokoa ny mametraka fialana ho azy ireo satria manalabaraka sy mampahonena raha izany fihetsika izany no marina.

I Annick Rajaona moa tsiahivina fa ilay ramatoa misahana ny serasera iraisam-pirenena eo anivon’ny fiadidiana ny prezidansa izany hoe olona mitovy asa amin’ny ministra mikarakara ny diplaomasia.

About these ads

  1. jeano

    de manin e.

  2. zay no tiany koa maninn ê!!!

  3. Leo Politika Maloto

    Dia i Mialy Rajoelina izany aminio voasazy manaiky be fahatany fotsiny an’izany zavatra izany raha tena marina tokoa. Ndriiii!!!

  4. Anonyme

    Manova olona ny seza sy ny vola

  5. Betty Boop

    Je ne vois pas où est le problème, ce n’est pas parce qu’il est au pouvoir qu’il n’a pas le droit de se faire une petite gâterie ? Et puis les autres le font *, on le leur jette pas la pierre alors pourquoi c’est un scandale si lui aussi le fait ? C’est sa vie, ça ne nous regarde pas !

  6. Gasy

    Raha ny sipa nataon`i dada ve no atao resaka, mety tsy afaka hilatsaka Filoham-pirenena hatramin`ny zafihafiny… Aza manao resaka tsy misy dikany ohatran`zany fa tsy mitondra mankaiza…Raha atao hoe manao sipa izy nefa, inona moa ny olanao @ zany ? Ny mampetipety ny fiainanao eritreretina fa aza lany andro mamisavisa ny an`ny sasany….

  7. Anonyme

    Ilay olona manao an’ilay article mihitsy no maivandoha. Tsy hitako izay idiranao amin’ny tokantranony any. Sa efa nisy "sacandale" mitovy amin’ny an’i Bill Clinton ny azy? Izay ilay hoe rehefa mba manao an’itony asa natao ho an’ny "journaliste" itony dia mba manàna "minimum de connaissance" amin’ny zavatra atao fa aza manaonao foana.

  8. Anonyme

    jjanonime! tsy misy maharatry anizany fa fiainana try maintra andalovana izany raha mbola lehilahy.Ny mon pere syny mon seigneur aza ka manao nefa nanao voady tamin’DIEU.Vao maika za.Hidio ny vava fa aza mifanaratry fa mahaso2.




Poster un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires récents

    Rija Razafy sur TRANO BE ANY ANDRY RAJOELINA A…
    Anonyme sur ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    Anonyme sur Radio Tana fandaharana Be louh…
    Rindravola Nomenjana… sur WAKE UP your people are slowly…
    Alexandre sur Radio Tana fandaharana Be louh…
    pakysse sur WAKE UP your people are slowly…
    Alexandre sur Radio Tana fandaharana Be louh…
    BIG HEAD sur Radio Tana fandaharana Be louh…
    Anonyme sur Radio Tana fandaharana Be louh…
    touvenant sur WAKE UP your people are slowly…
    Danon sur Do I hear Election Bells …
    pakysse sur Do I hear Election Bells …
    Danon sur Do I hear Election Bells …
    pakysse sur Do I hear Election Bells …
    Danon sur Do I hear Election Bells …

Suivre

Recevez les nouvelles publications par mail.

%d bloggers like this: