Archive pour janvier, 2012
RT@pakysse Peut-on confier le destin de tout un peuple à une minorité de personnes qui essaie de s’imposer à une majorité de citoyens las de la sottise manifestée par ces hommes politiques, de leurs erreurs, gaffes et fautes commises en parlant qui déconsidèrent autant leur personne que leur fonction ? Ceci en sachant pertinemment que [...]
Maty nohon’ny tsy fisian’ny FAHANDRIAM-PAHALEMANA tamin’ny 12H50 teo Antanimena, andro atoandro be nanahary izao! Na inona lazain’ny mpanao politika na inona lazain’ny ANDRY RAJOELINA ka raha mbola masahy milaza fa mandroso sy milamina i Madagasikara dia miala tsiny aho fa resaka manidina sy mampiomehy izany. Ahoana tokoa raha ny iray aminareo MPANAO POLITIKA mpangalatra, mpanao [...]







