“TOURNAGE” NY FANDAHARANA KOZY LIBERTY NY ALAROBIA 23 NOVAMBRA LASA TEO!
Ny KOZY LIBERTY dia fandaharana mandeha amin’ny fahitalavitra RTA, sehatra iray natokana ho an’ny tanora mba ahafan’izy ireo maneho hevitra ankalalahana. Manasa antsika namana sy tapaka mpanaraka ity bilaogy ity ny asabotsy 26 Novambra amin’ny 5 ora hariva izao aza ny tenako mba hijery izany fandaharana izany.
Ireo tanora liana tamin’ny ady hevitra niandry teo an-tokontany.
Jaojaoby manao fanomanana
Ireto izahay ekipa mavesatra
Ireto ireo ankizy manohana ny hevitra fa ny internet dia mahasolo ny toro hevitra avy amin’ny ray sy ny reny.
Ireto ireo ankizy nahita fa ny toro hevitra avy amin’ny ray sy ny reny dia tsy azo soloina ny internet.
Pakysse nanazava ny heviny
Jaojaoby nanazava ny heviny rehefa avy nihira nandritra ny 1 minitra.
I Christian no nanolotra ny ekipa mpandresy notronon’ireo mpitsara namany.
Izahay ekipa mpanohana ny TSIA niaraka naka sary tamin’ny Tax. (iray amin’ireo mpanolotra ny fandaharana KOZY LIBERTY)
Sarim-pianakaviana. Ny mpandresy tsy hobiana ary ny resy tsy ankoraina (Araka ny hevitrao, iza ary ireo ekipa naharesy?)


















novembre 25, 2011 at 11:56
bravo aloha e! hita fa mihetsika ny tanora malagasy maneho ny heviny. soa hany koa fa teo ny rta e!
novembre 25, 2011 at 11:57
tokony hiitatra aty Mahajanga koa ny zavtr sahala @ zao! Zouboon
novembre 26, 2011 at 1:32
Siora e!
novembre 26, 2011 at 3:17
Pakysse tu es fou…ihihihihihihihih
novembre 26, 2011 at 3:24
Pakyssenay io an
novembre 26, 2011 at 3:27
Henjana ny engagement any ialahy lesy baina a.Tohizo hatramin ny faarny fa mila an izao mihitsy ity firenena ity. Mila olom banona lesy isika baina an. Norma an
novembre 26, 2011 at 5:27
Pakysse je te souhaite beaucoup de courage pour la suite.