Pakysse

Icon

parle peu et passe à l'acte

MADAJAZZCAR

“English version”

Black musics has always attracted my own mind. Currently, one of the biggest cultural events in Madagscar is the “Madajazzcar”, honoured by local and foreign artists, came from all around the world. From october 7th to  october 21th, 2009, its 20th year has been celebrated.

Many critics from many people are always on time when I listen this kind of music. Anyway, in my opinion, “feeling can be different for all of us”.

Now, I would want to share you pictures and videos of some of the artists who has participated to this event.

“Amin’ny teny malagasy”

Raha ny fitiavakao ny mozika mainty dia efa ela dia ela tokoa ary izany dia mifandraika tanteraka mina’ny hetsika izay karakarainy olona manana fitiavana manikana amin’ny mozika jazz satria ny fankalazana ny  faha 20 taona ny “Madajazzcar” dia amin’ity taona ity.

Tsy anao lava resaka aho fa raha ireo karazana fiantsiana maro no nampidiriko tanaty ny lohako dia efa maro tokoa ry eto aho dia tia hanipy kely teny ho an’ireo olona mihevitra f ny mozika Jazz dia mampatory na oe ho an’ireo olona miseo manambony teny dia tiako ny manitsy izany satria “ny fitiavana loko iray dia afaka hiadiana hevitra mihintsy”

Araka izany, ireto misy sary vitsivitsy mba ahitanareo ny revy afaka atolotra ny amin’ny fiahinoana ny mozika jazz koa araka izany tompoko lahy sy tompoko vay mazotoa aza mankasitraka e.

Classé dans :English, Malagasy, Société

4 Responses

  1. Tahina dit :

    Aiza izany sary izany ra-Stepha :)

  2. jogany dit :

    din …tadidinao v ilay madajazzcar tamin’ny zato taona iny? tao ankorondrano iny, ilay frizzy be dia izaho ilay tsy mirevy jazz nefa tonga tany ihany…pitin…sacrifices zany! dia teo daoul ny olona hotrany faly be hoe io SILO io SAMOELA (vao nanomboka ry zareo tamin’zany) dia ilay jogany dondrona be tsy mahay ninoninona…bref. je raconte ma vie à peine. fa ny tena tiako tenenina hoe :Tsara be ny jazz avec 2 shots de whisky! omg tadidinao lé tam erin-taona?? degany be ihany iny an. soa ihany fa nisy Bar…

  3. jogany dit :

    ie aiza ilay sary fa be resaka be inutile be ity post ity

  4. pakysse dit :

    @jogany ahahahhahha…izay ihany dia tapitra
    @tahina ahahhaha…andraso fa omeko anareo ilay sary fa hadinoko marina oi, mbola dizna teo amin ny bar niaraka tam ra jogany lesy a..ahahhaah

Leave a Reply

RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

Foko on Twitter

RSS Foko Blog Club

  • Découvrez la vie en Mongolie avec Nomad Green novembre 28, 2009
    C’est plus tôt cette année que nous découvrîmes les nouveaux projets de Rising Voices et leurs super bloggers. De toutes les latitudes nous partageons le même activisme et la même passion pour transmettre des histoires et des expériences auxquells nous n’aurions pas accès si nous nous limitons aux autoroutes de l’information tradionnelles. […]
    admin
  • Nhari is still blogging and promoting Cyberactivism around him ! novembre 28, 2009
    Nhari is one of the youngest ICE English Club in Antananarivo members. He was quite busy with school these last months but he never misses an occasion to update his blog when he finds time and …internet connexion. Tomorrow on Saturday November 28th, he is promoting blogging in front of his English Club peers introducing [...]
    admin

RSS Barcamp Madagascar

Follow Pakysse on Twitter

RSS Follow Voiceteam coverage

Join the call for a global climate deal at TckTckTck.org