[climatevoice] Ny fahitako azy
Raha fintinina amin ny teny fohy ny #climatechange summit dia azo lazaiana fa resaka fanantenana no tena betsaka tamin ireo filoham pirenena rehetra sy olona manakaja nifandimby niteny sy natao fanadihadiana tao amin ny ONU.
Ny azo ambara dia oe mbola ho nofy izany rehetra izany satria amin’izao taon-jato iainatsika izao dia tsy tokony fampanantenana no atao fa tonga dia asa ary izany anefa tsy vita raha tsy misy ny vola.Hoy ny firenena lehibe oe :
“ isika dia tokony ampiseo lesona ho an ireo firenena andalam pandrosoana sy ireo tena mahantra amin izay manaraka fotsiny ianareo”
Asa na mitampona ny mason ireo olona ireo na marenina fa raha n y fahitako azy anie dia oe tokony hisy fanenatanana sy politika mazava fa tsy atao baiko tahaka izany satri raha tsy hitanisa ohatra maro aho tahaka ny Afrika: ady an-trano tsy mety tapitra, “famine”, kolikoly… raha ny momba ny islame indray dia ny olana lehibe indrindra dia ireo extremista sy ny olana ara-religiona, ny faritra asiatika dia azo lazaina fa misy fanantenana ihany koa tsy dia anao lava resaka aho….
Maro dia maro ny azo lazaina momba iny fa ny lesona tsara azo raisina kosa dia ilay fanantenany rehetra na mahanatra na mandroso na andalam pandrosoana any koa lasa zavatra goavana ao imason izao tontolo izao ny resaka natiora sy tontolo iainana amn ny ankapobeny.









3 Réponses
[...] This is a translation of his personal conclusion on world leaders declaration on Climate Change during this summit and in preparation to the Copenhagen deal : Personnally I think that all the speeches were very vague and there were more promises than actions during this UN summit as I was part of the Voiceteam group reporting for #ClimateVoice. Their efforts to reduce Global Warming, for me, are not efficient enough and it is a part of a big dream to see them to put more actions to their words. Instead of making promises they should put more money on initiatives that are aiming to reduce gaz emissions for instance. He quotes one of speaker’s pretty but empty sentence : [...]
[...] measures were offered and a true collaboration between developing and developed nations: ( here is the original text in Malagasy): Personnally I think that all the speeches were very vague and there were more promises than [...]
[...] matotra eo amin'ny firenena an-dalam-pandrosoana sy ny firenena mandroso : ( ato ny dikany amin'ny teny malagasy): Heveriko manokana fa resaka manidina no betsaka fa tsy misy loatra ny asa mivaingana [...]