Sondage foko: TAG ho an\’ny Blogosphere ito an :)


Sexe : Lehilahy
Faritra :

Vehivavy Fokontany :

Taona : 18-21

21-25

25 ans et plus

1.
Ahoana ny fahitànao ny fandraisan’anjaran’ny tanora eo
amin’ny fiainam-pirenenena eto Madagasikara ?

a.

Tsisy mihitsy

b.

Misy tanora vonona ihany fa tsy sahy miditra
an-tsehatra tanteraka

c.

Misy mandray anjara ihany fa tsisy vokany mivaingana
hita.

d.

Misy tena sahy mandray anjara

2. Araka ny hevitrao, tokony
hihetsika ve ny tanora hampandroso an’i Madagasikara?

a.

Eny

b.

Tsia

3. Ahoana ny fomba hanaovana
izany?

4. Ahoana ny tokony ho
fitondran-tenan’izany tanora manana fahefana izany aminao?

5. Noho ny toe-draharaha
ara-politika misy eto amin’ny firenena, tanora no mitondra an’I
Madagasikara. Araka ny hevitrao, raha
omena lanjany sy vahana daholo ny tanora Malagasy dia mety ho tafavoaka ve ny
firenena?

a.

Eny

b.

Tsia

6. Ahoana ny fahitanao raha
mitsangana daholo ireo tanora mihevitra fa manana anjara biriky amin’ny
fampandrosoana ny firenena?

a.

Hevitra tsara izany

b.

Hevitra tsara saingy mampiseho fifaninana loatra ny
fanaovana azy

c.

Tsy tokony hatao izany

About these ads

8 Comments

  1. @tahinaa tonga dia valiana tsotsotra di avy mody oe aparitaka @ ankizy blogosphera izay tianala faa juste oe manala azy fa hijerena sy mba fanaovana ny " promotion " ny tanora ary apolitique tanteraka izy fa sao misy mandinika oe resak politika an :)

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s