Atsaharo ny ra-matahora rangà!


Tena mandreraka no sady mampatahotra ny mahita ireo miaramila be dia eraka ny tanana eto an-drenivohitra.

Tsy dia ho lava resaka ny tenako fa ny zavatra tena tiako tsindriana dia ny oe mifanatona ianareo miraalahy mianaka dia miafampiresahy fa samy malagasy ary raha mba mety dia aleo ny ambo mba tsy dia hipetraka loatra satria ny ainy firenena no tena resahina eto.

Tsy hiteny aho oe iza na iza no diso fa kosa mahaiza mitady marimaritra iraisana ary mba tsinjovy ireo olona maro be tsy tia ary tsy liana amin’izao toe draharaha izao satria mankony araka ny fandinihako azy dia tsy misy zavatra tsy vita ao anaty ny resaka rehefa tena vonona ny saina sy ny vatana.

Mankasitraka tanteraka!


  1. Marina loatra zany Pakysse tena mandreraka be ny toedrahara amin’izao. Efa toa hoe mandeha ny resaka eo aminy izy mitsam amin’izay fa tsy hay ndray hoe handamoaka ve?

  1. 1 Global Voices Online » Madagascar: Amidst Turmoil, Media Misinformation and Hard Truths

    [...] Pakysse has one simple request for the two rivals (mg): that they should talk to each other. Posted by Lova Rakotomalala  Print version Share [...]




Répondre

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Twitter picture

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires Récents

    doudou on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :…
    doudou on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    doudou on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    Leo Politika Maloto on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :…
    Leo Politika Maloto on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    nomade on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :…
    nomade on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    jeano on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    leo politika maloto on ANDRY RAJOELINA : Un charlatan…
    GENERAL RICHARD RAVA… on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :…
    RELATION INTERNATION… on [G20 voice] G20 is serious mat…
    Chrystel on ATTENTAT: Explosion d’un…
    barijaona on ATTENTAT: Explosion d’un…
    kevin on ATTENTAT: Explosion d’un…
    Kn`ThraK on ATTENTAT: Explosion d’un…

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.