IZANY NO ATAO OE DIDY NY BE SANDRY


Raha iny nanana fikasana hamory olona anao fotoam-pivavahana iny ny ben’ny tanana sy ny ekipany ny alahady izao tao amin’ny kianjam’Ambohijatovo dia gaga raha telo andro mialoha ny fotoana dia namoaka taratasy ny lehibeny faritra Analamanaga fa noho ny antony ara-pilaminana sy noho ireo fonja maro vaky manerana ny nosy dia sarotra ho azy ny hanaiky io fotoana io noho ilay toerana sy noho ny filaminanan’ireo olona mety ho avy ao dia tsy azo ekena izany fa mila atao anaty toerana mitafo.

Noho izany dia naneho ny heviny avy hatrany ny ben’ny tanana Andry Rajoelina ary nanome fanazavana tao amin’ny haino aman-jery iray eto an-toerana tao amin’ny fandaharana ‘anao ny fitenenana’ ary izany dia nitenenany fa na dia efa nahita toerana aza ny ekipa ao amin’ny kianja mitafo ny Mahamasina dia niteny izy fa dia tsy ahazaka ny mponin’Antananarivo izany ary tsy maninona fa atao am-pitiavana daholo izany rehetra izany.

Ny fotoana moa dia hanomboka amin’ny 11ora ary izany dia hanasana ny rehetra mba hitondrana am-bavaka ny firenena sy ireo mpitondra mampiseho hery vaika mafy dia mafy amin’ireo mpiaramonina sy ireo olona tsy mitovy hevitra amin’ity fitondrana ity.

Ny fangatahana nataony ben’ny tanana moa dia ny mba ny hanaovantsika ankajo fotsy ho fanoherana ny saina maintin’ireo karazana mpitondra mitady hampijaly an’Antananarivo.


  1. ariniaina

    Mampiomehy be le fanazavana nomen’ny polisim-pirenena sa atao hoe mampalahelo.

    Fa dia hitondra am-bavaka ny firenena isika amin’io.

  2. pakysse

    @ariniaina mety tena andeha anao reportage kely tsotsotra any mihintsy angamba.

  3. I have been exploring for a bit for any high-quality articles or blog posts in this sort of house . Exploring in Yahoo I ultimately stumbled upon this web site. Reading this information So i’m glad to show that I’ve an incredibly just right uncanny feeling I discovered just what I needed. I so much certainly will make certain to don’t disregard this site and provides it a look regularly.




Répondre

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Twitter picture

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s


  • Catégories

  • RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

  • Foko on Twitter

  • RSS Foko Blog Club

    • Une erreur est survenue ; le flux est probablement indisponible. Veuillez réessayer plus tard.
  • Commentaires Récents

    doudou on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :…
    doudou on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    doudou on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    Leo Politika Maloto on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :…
    Leo Politika Maloto on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    nomade on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :…
    nomade on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    jeano on ANDRY RAJOELINA SY ANNICK RAJA…
    leo politika maloto on ANDRY RAJOELINA : Un charlatan…
    GENERAL RICHARD RAVA… on GENERAL RICHARD RAVALOMANANA :…
    RELATION INTERNATION… on [G20 voice] G20 is serious mat…
    Chrystel on ATTENTAT: Explosion d’un…
    barijaona on ATTENTAT: Explosion d’un…
    kevin on ATTENTAT: Explosion d’un…
    Kn`ThraK on ATTENTAT: Explosion d’un…

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.