26 / 01 / 09 devant la place du 13 mai!

dscn3121La population devant la place du 13 maidscn3140Izy ilay bandy tratra ny tondro molotra satria niteny oe ny ahy dia Ravalo ihany. ( somary mamo moa zandry kely dia tonga dia tratra ny totohonodry)dscn3131Nandritra ny kabary! avy eo dia lasa nandeha tny @ lapany fitsarana!

dscn3164Ireo vahoaka tonga teo @ lapanay fitsarana.dscn3176Kinanjo teo alohan’ny radio Madagasikaradscn3183Indrisy mankony, fananam-bahoaka tsy manan-tsiny lasa tahaka izao sisa..dscn3187Indrisy mankony!dscn3179Ireo dossier.