Pakysse

Icon

parle peu et passe à l'acte

izany tag mania izany!

pakysse aloa dia olona be resaka sy tia manao ady hevitra fa rehefa resy ka hitany marina ny teneniny olona dia marary be ny fony sady be taraina be oe sanina ve dia marina izany………….lol!satria nandritra ny taona maro dia nanombokoa nahay niaiky fa tena  fa ilaina ihany ny mihaino ny hevitry ny sasany.

Ny solon’anarana oe pakysse dia azoko t@ dadatoa efa lasa koa razana izay satria hono ny tenako fony mbola zaza dia nitovy be tamin’ireny olona avy any Pakistan ireny dia izay no nahatonga ilay anarana oe pakysse.

tena manana fisainana oe rehefa lafo ny zavatra dia mafy ka izay no maahatonga ny tenako tsy dia mba irony olona mividy zavatra matetika irony satria dia ela netezana daholo ny fanana.

izaho sy ny baiboly: taona vitsy izay  nanomboka nahatsapa  fa ilaina ny manao réfléxion dia nandinika be anio toe-javtra io aho satria dia nampianarina tamin ny famaranana ny fianarana teny amin ny lycée fa ny olona rehetra dia nomen Andriamanitra saina handinihina.Eny tompoko ny baiboly amiko dia zavatra nolovain-tsika tamin ireo mpanjanaka satria dia namoronana ady mihintsy izy io mba afahany misionera namohy ny kolon-tsainy.maro tokoa angamba ny aminareo no miteny fa dia adala aho……..fa ho toheriko tanteraka satria zavatra azo hiadiana hevitra iio resaka io.raha tianareo dia olona notezaina tamin’ny fomba kristianina tantera ny tenako satria ny raiko dia katoloika ary ny reniko dia protestanta ary izaho @izao fotoana izao dia olona mino tanteraka fa misy ray ao ambony ary miaiky ihany koa fa ny baiboly sy ny chrsitianisme dia tena Institutions tsy mety resy fa mpanakorotana satria dioa hatramin’izao dia mbola maro ireo sekta no miseho mahay mamaky ary mandinika.ny fehiny izany dia boky io no anisan’ny mpanimba satria dia karazana filozofia maro no tao ary dia vitan’ireo olona nanaoratra tao no nametraka ny ideologie any.

raha ohatra ka hireaka fiarakodia dia anisan’ireo olona tia ny rally ny tenako ary tena manana assion ary azo lazaina fa dia lasa adla mihintsy raha io resaka io no asiana ady hevitra,etsy andaniny dia olona tia mihazakaza beny tenako satria tena ilain tokoa izy amin ny toe batan sy ny toe tsaina.

tia namana ary tia manao fety fa ny tena zavtra mahafinaritra ahy indrindra dia ny mihaino jazz na musique classique rehafa ohtra ka misy olana diavina kely eo amin ny fiainana.fa tsy dia midika izany fa tsy tia mozika hafa fa ireo aloha no tena zavatra tsy nariako hatrami’izay taona maro izay.tena olona mpanao revendication be ny tenako rehefa misy zvatra tsy mety.

raha ny fahafito no andeha asiana resaka dia tsotra ny azo ambara ilaina ny mifankatia satria io no tena fototry ny fiainany zanak’olombelona.

izay angamba ra tnr no azo ambara ary mino aho fa dia nahafahanareo nahafantatra vitsivitsy any pakysse izao tag izao ary dia miala tsiny raha tnr fa mbola tsy ampy ireo olona mpitoraka bilaogy fantako ka tsy afaka mi-taguée aho.

Classé dans :Cocasse

12 Responses

  1. jogany dit :

    fanga tsy hoe komorianina…..
    fanga tsy hoe kogon! (radin…) @ firy zao ry pakysse an!?
    ary ataotsika ahona zany ny coran (…ry komorianina annn…)
    na lé hoa mandeha madajazzcar dia dodo be etsy am 1er rang etsy…loooool

    (inside joke degany be fa tsy koi)

  2. [...] ikalakely, maintikely, rajiosy (!!!), lova, pissoa, news2dago, tokinao, sipagasy, shoan,sazykely, pakysse, [...]

  3. sipakv dit :

    toa tena fantatro be mihitsy izao i pakysse an !

  4. pakysse dit :

    jogany> tena nampiomehy be marina ilay oe nidasika be tetsy amin’ny 1er rang anefa hijery mozika no atao………tsssssssss…..amin’izo efa tsy izany intsony fa ry jogany ary moa ny atao oe torimaso tena efa tsy fantany intsony!

    sipakv> marina izany ry sipa an!

  5. pakysse dit :

    jogany>coran sy ny komorianina sns …………efa adala ianao ka.biz

  6. pacama dit :

    slt pakysse mamaky ny com. rehetra eto aho dia variana,fa tsy dia ampy ny fotoana niarahantsika. ka izao vao tena fantatro ilay ato hoe pakysse, mahafinaritra fa misy ny rehetra ao amintsika, ainao ny tiako tenenina……………………..@ manaraka aho manao misimisy.

  7. maintikely dit :

    faly mahafantatra.
    Hono oa, inona no fehiny @hevitrao momba ilay resaka baiboly fa tena tsy azoko :D ?

  8. ikalakely dit :

    faly mahalala e,

    nanao tour dé tag de tonga teto am pakysse, andeha ary aloha aifankahalala tsara amizay!!!

  9. pakysse dit :

    maintikely sy ikalakely ary pacama> tena faly mahafantatra anreo ny tenako. miala tsiny fa izao vao ni-se connecte.

  10. Anonyme dit :

    maintikely> andraso fa ho avy ilay post momba ny baiboly.

  11. joan dit :

    iza dray nangatakan’izany post sur le baiboly zany???? ah non hein……..lasa mivadika purgatoire eto ty blog ty,…lé blogger efa satanique be

  12. pakysse dit :

    joana> ahahahhahah

Leave a Reply

RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

Foko on Twitter

RSS Foko Blog Club

  • Imahaka, qui représente l’avenir du journalisme malgache, blogue depuis Octobre 2008 octobre 8, 2009
    Imahaka est un des élèves de la filière COMM de l’ESSVA dans la capitale du Vakinankaratra à Antsirabe et aussi le pilier du Foko Blog Club dans cette région où la jeunesse est la plus dynamique. Il nous partage des chroniques pimentées et engagées sur l’actualité dans sa région qui est très peu couverte par [...]
    Joan
  • A writer at Foko! Moonlight has blog for a year ! octobre 7, 2009
    As I lay on my bed, glaring out the window in how suddenly the weather can change. This morning , when I opened it up to let some fresh air enter my bedroom. It seemed to be such a lovely weather. The sky was blue and the sun shining so brightly. Now , all I [...]
    Joan

RSS Barcamp Madagascar

Follow Pakysse on Twitter

RSS Follow Voiceteam coverage

  • Our Low-Carbon Future: Who Wins, Who Loses? novembre 3, 2009
    The countries represented by the Group of 20 Finance Ministers and Central Bank Governors—more commonly known as the G20 —generate almost 70 percent of the world’s greenhouse-gas emissions. At the end of this week, they will be meeting in St. Andrews, Scotland, to figure out ways to "rebalance" the global economy. Though carbon is not specifically […]
    James Glave
  • A Thousand Alarm Clocks Ring Out - Calling for World Leaders to “Wake Up” to Climate Change Peril novembre 2, 2009
    Barcelona, November 2, 2009: – One thousand alarm clocks rang at 8.30 this morning to welcome delegates to the last international climate meeting before the major summit begins in Copenhagen in December. The TckTckTck campaign – an unprecedented global alliance which represents more than 200 development, humanitarian and environment organizations - brought t […]
    Michael Pereira
  • Anna da Costa octobre 15, 2009
    Dateline: Copenhagen Climate Solutions Project Anna is a New-Delhi based Research Fellow for the Worldwatch Institute. Her work focuses on the research, communication and analysis of India’s emerging climate change activities and political positioning. In previous roles, she has worked for The Climate Group, the Navdanya Trust, the Ecologist Magazine and the […]
    Richard Graves
Join the call for a global climate deal at TckTckTck.org